hoany xxx manokana

21. vale ( 26/07/2006 22:10)
Tezitra mihintsy i Aino aminareo!:), izy aza mba miezaka miteny gasy tsisy fangarony koa, fa misy ny olona sasany aza na misy dikany @ teny gasy ilay teny dia hataony teny vazaha ihany koa :roll::!:

Aino: tadidio tsara izay soratan'ny olona dia tsy handiso indry an!! amiko aloha tsy olana satria mipetraka eo am toerany aho e, misy aza olona nahavita fianarana any @ ambaratonga ambony mbola mandiso foana rehefa manoratra koh!:), samy mandiso ihany re reola ka aza dia asikaina kosany izy a:):)
22. Hubert ( 27/07/2006 04:31)
Raha ny fijeriko indray dia an'isan'ny fitaovana ahafahana mifanoro, mianatra sy mandalina izay ilaina; ka mahasoa; itony aterineto (Internet) itony. Noho izany mahereza, fa tsy misy mafy tsy laitry ny zoto.
23. Aino ( 27/07/2006 06:39)
vale :-D tsy tezitra anky aho zoky malala fa mba miteny fotsony ah, tsy tiako ny hitezerako aman-olona ka aleoko aloha miteny fotsony, izhao manko rehefa tezitra tsy laitra ka aleo tsiky ihany aloha dia ampy :lol:

Hubert merci @fampaherezana eh!!:-*
24. xxx ( 27/07/2006 07:55)
Mahereza ry Aino a! tsara rehefa miezaka mianatra ianao tsy sarotra akory ny tenintsika gasy, ny teny vahiny aza hainao.
25. xxx ( 27/07/2006 11:11)
Za kosa aloha tsy tiako mihitsy ilay teny gasy hoe be dia ovaina hoe beuuu eh!
Tsindrom-paingotra iny ka izay voa aza tezitra.
26. xxx ( 27/07/2006 12:12)

sali,

ary neveriko hoe cooooool nge toi e :roll::roll::roll:

Tena zafady ranga fa mba vazivazy kely fotsiny le izy a.:oops::oops::oops::oops: za tsy nanapo hoe zao no tena fandehany. Miala tsiny be de be.

27. Aino ( 27/07/2006 13:10)
xxx pifady anga tsika sy ianao no manao aza fady ianao?
izaho cool ka:-D ary efa averimberiko im-polo kely hoe tsy tezitra aho fa mba miresaka fotsony tsy tiako ny hitezitra aminao fa manjary maha ratsy fiavanana:-*:-* any xxx
28. xxx ( 27/07/2006 13:22)
:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D

misaotra betraka ary e :wink:
29. miangalyandria ( 27/07/2006 14:04)
coooooooooooooooooollllllllllllllllllllllllll !!!!!!
30. Herimiafina ( 27/07/2006 15:44)
Te hanao exposé toy ny any ampianarana aho izany ry ireto mahita ity valandresaka iray ity, any mantsy tsy mba toy ny firesaka ny akama eny andalana ana ny amin,ny bar na ao amin'ny salon fa tena miatrika olona hitsikera lava! :wink:

Saingy iny mba tsaratsara kokoa satria manitsy fa tsy mitsikera be fahatany.
31. prime ( 28/07/2006 07:12)
Aino> mahereza e!:lol::)
32. xxx ( 28/07/2006 09:03)
Hizy kotra veu rangah mba miresatra fotsony deu ataonarreu an'geany :-D
33. MTN ( 28/07/2006 09:14)
Ka efa hoe tsy tsezitsa izy koa
34. vale ( 28/07/2006 11:16)
Nareo koa e, mba hampisy tsiky le fiainana ange ilay hoe: fotriny, sy beuu ireny e,za koa aloha dia mpanao an'ilay izy rehefa mba misangy iny ohatra, sa ve dia tsy mba asiana sangy2 mihintsy izy ity na dia marina fa hoe forum aza!!
35. vale ( 28/07/2006 11:17)
Aino::-*:-*:-*:-* njy an!!(l)
36. xxx ( 28/07/2006 11:22)
bikini :-D
37. vale ( 28/07/2006 11:22)
xxx : hoy ianao hoe, "ny teny vahiny aza hainao ka tsy ho hainao ny teny gasy", hummm, arakarakiny fianarana nataon'ilay olona io, raha ohatra ka, nianatra nanoratra teny gasy t@ fotoana vitsy fotsiny ve dia hitovy @ olona nianatra izany nandritry ny 10na 15 taona?! ary raha ny teny vahiny no mba fianarana nataon'ilay olona dia ahoana? izy aza efa mba miezaka! sao misy "hevitra ambadika" kosa ary ny anareo izany?:roll:
38. vale ( 28/07/2006 11:24)
Koa ny olona any @ terminale aza mbola manao diso tsipelina koh!!
39. MTN ( 28/07/2006 11:25)
aleo eto indray aloha no haka toerana fa ohatra ny hahafinaritra izy izany :@
40. vale ( 28/07/2006 11:26)
:@:@:@:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0968