tsy kilalao izy ity eh!!
1. Aino
(
25/07/2006 13:29)
ny fitiavana ry zareo tsy kilalao ka aza de manao kitohatoha ah, misy moa ny lhl sasany efa manambady amandranaka mbola lasa ihany mitady ary @hafa, asa mihintsy izay tena eritreritrareo izay anisany hireny ka!!
ho any vhv koa maninona aza rehefa hoe fatatrao hoe vadin-olona manainona mbola erahanao ihany be dia be anie ny lhll mbola tsy manana ninoninona eh afaka mifidy izay tianao ianao. ny tsara dia mifanaja.

répondu par pissoa le 28/07/2006 05:25
2. ikalakintina
(
25/07/2006 13:43)
tohanako enao aino a!, ny tsar tsy ho lany fa tena mijely anie le manana intution oe mampirefy ny vady e!,
na ho an lhl na vhv ny fanontaniana tokony apetrakiny tsirairay de oe raha atao amiko ve de zakako!
na ho an lhl na vhv ny fanontaniana tokony apetrakiny tsirairay de oe raha atao amiko ve de zakako!
3. Aino
(
25/07/2006 13:57)
ikalakintina tsy tohana aho fa mba gaga eh le olon atsy mireritreritra.
eny marina raha @aminko aloha no atao de tsy maintsy misy zavatar hitranag eo hoe tsy misy vita mora izany.
eny marina raha @aminko aloha no atao de tsy maintsy misy zavatar hitranag eo hoe tsy misy vita mora izany.
4. xxx
(
25/07/2006 14:10)
tsy mazava mintsy ny tianao lazaina ry aino fa mba mianara manoratra sy manazava hevitra a...:x
5. sipagasy
(
25/07/2006 14:22)
ka io anie ilay hoe ny fitiavana tsy misy fefy sy fetrany e!!!!!! hihihihh
6. pissoa
(
25/07/2006 14:59)
Ahoana ilay fitiavana tsisy fetrany io :roll:
Mety mitovitovy amin'ilay hoe Tsy misy manam-pitiavana toy izy mahafoy ny ainy ho an'ny sakaizany ve?
Sa mitovitovy amin'ny hoe Tiavo (toy ny vady) daholo ny olona rehetra hatramin'ny rainao/reninao?
:roll:

7. xxx
(
25/07/2006 16:07)
Hita fa ohatry ny miresaka amin'ny olona T1 izany ny miresaka amin'i Aino:evil:
8. lemenakely
(
25/07/2006 16:39)
Aino:
ny fitiavana ry zareo tsy kilalao ka aza de manao kitohatoha ah, misy moa ny lhl sasany efa manambady amandranaka mbola lasa ihany mitady ary @hafa, asa mihintsy izay tena eritreritrareo izay anisany hireny ka!!
ho any vhv koa maninona aza rehefa hoe fatatrao hoe vadin-olona manainona mbola erahanao ihany be dia be anie ny lhll mbola tsy manana ninoninona eh afaka mifidy izay tianao ianao. ny tsara dia mifanaja.
TSY HITAKO IZAY OLANA RESAKA SENTIMENTS IZY ITY ! ka na manambady na tsia refa samy manaiky ny andaniny sy ny ankilany tsy hitako izay olana!
9. Lalah
(
25/07/2006 17:23)
hi hi hi, inona njay ny moka nanaikitra an i Toi tany ry Aino, fa tsy voalazan i Toi araka ny tokony ho izy akory ty sujet an toi, fa tonga de sempotra be fotsiny, atensio an, mampiakatra tosi-dra anie zany e!
10. Aino
(
25/07/2006 18:43)
Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 25-07-2006 19:22:39
Lohateny : Re : tsy kilalao izy ity eh!!
ka io anie ilay hoe ny fitiavana tsy misy fefy sy fetrany e!!!!!! hihihihh
eny eh ekeko izany nefa raha samy mieritreritra tsara ihany koa mino aho fa tokony tsy hatao na manana any le foho mafana aza ianao rehefa tazomina ve iny tsy hangatsiaka eny ihany, asa aloha samy manana ny saina sy fombany avy tokoa ny tsirairay ka tsy hifanomezan-tsiny
11. Aino
(
25/07/2006 18:45)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 25-07-2006 19:10:00
Lohateny : Re : tsy kilalao izy ity eh!!
tsy mazava mintsy ny tianao lazaina ry aino fa mba mianara manoratra sy manazava hevitra a...
aza sahirana @ izany rise fa rehefa tsy mazava izay tiako lazaina na tsy azonao dia afaka tsy mamaly anie ianao hoe, hataoko ahoana koa moa rehefa tsy mahay any ilay izy aho tsy fananiana ny ahy io hoe!!
eny mariana aho fa tsy mahay teny gasy nefa aza dia ambaniana tahaka izany na T1 na materinel tsy holana io.
12. Herimiafina
(
25/07/2006 18:45)
Hono hoa ry ireto? Fa maninona kay ny efa manambady ihany no be mpitia fa ny tsy manana tsy misy miraharaha e? :roll::roll:
13. Aino
(
25/07/2006 18:48)
noy lalah: hi hi hi, inona njay ny moka nanaikitra an i Toi tany ry Aino
:-D:-D tsy nisy moka nanaikitra ka fa ny hitako ety hivelany sy ny rehiko io resahiko io ka. ary raha le resaka indray,na tsy mahay aza aho de tsy hitrahatra ny tsy hiteny gasy mihintsy fa raha tsy izany koa vao maika ho dondrona nefa efa hataony olona dondrona ve mbola ho dondrina ihany.
14. pissoa
(
25/07/2006 18:51)
Herimiafina:Njy ngah efa manambady sa tsia :roll::-D:-D:-D
Hono hoa ry ireto? Fa maninona kay ny efa manambady ihany no be mpitia fa ny tsy manana tsy misy miraharaha e? :roll::roll:
16. pissoa
(
25/07/2006 18:54)
An3 - satria ny tsy manambady liana amin'ny manambady ... dia tsy mahaliana ny tsy manambady toa azy intsony :roll::roll:
17. Herimiafina
(
25/07/2006 18:58)
Fa hono hoa ry pissoa e? Ary fa maninona kay ny akamako rehetra no rehefa manambady dia mitaraina be daholo e! Manaratsy ny vadiny etsy sy eroa, ny ramatoandry zalahy moa tsy tenenina intsony amin'ity fitiavana resaka sy fosafosa ity? Moa ry leirony manafika sipa hafa foana miaraka amiko selibany ity! :roll::roll:
19. miangalyandria
(
25/07/2006 19:07)
Aino sy xxx : tsipelina : ampianaro re izy ry xxx raha hitanao hoe tsy mahay fa aza atao an'izany kosa e, tsy aleo ve mahita azy manao ezaka manoratra teny malagasy dia ny ambiny manoro toy izay mahita azy manoratra teny frantsay be dia avy tezitra daholo isika mianakavy !
Aino ao fa ampianariko manoratra teny malagasy ise raha ohatra ka ! :oops: mananihany aho : izay henonao soratana dia mazotoa mamaky sy mampitovy izay vakiana fotsiny e !
tsy mitsikera aho io zao an !
Aino ao fa ampianariko manoratra teny malagasy ise raha ohatra ka ! :oops: mananihany aho : izay henonao soratana dia mazotoa mamaky sy mampitovy izay vakiana fotsiny e !
tsy mitsikera aho io zao an !
20. Lalah
(
26/07/2006 01:20)
Aino> ka se anie tsy donendrina zany fa ilay manao an ise ho dondrona no tena dondro e, fa za koa aloha raha mahatratra ireny lhl lehibe mitapitapy reny, tonga de ataoko hm hm hm! aleo tsy tohizana fa sao misy lhl lehibe manao an ilay izy eto.