tsy kilalao izy ity eh!!
41. cutie
(
27/07/2006 10:15)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 27-07-2006 11:35:26
Lohateny : Re : tsy kilalao izy ity eh!!
Hoy i cutie:
hay ve bla bla bla fotsiny e
Fa njy ngah hiditra amin'ny fiainan'olona ( ) sa hi-"compnrendre" ze hitanjy fa tsy mety ( )
Mpandefa : cutie [ Valio ] 27-07-2006 01:35:24
Lohateny : Re : tsy kilalao izy ity eh!!
za mbola tsy nahita ny zava-misy ka tsy afaka miteny we marina zany
io ny valiny :-D
42. pissoa
(
27/07/2006 18:54)
Zah kou tsy mbola namaky banky dia namono polisy fa haiko hoe zavatra ratsy izany.
45. pissoa
(
28/07/2006 05:25)
Ieeeee - zah miady hevitsa kou tsy haka ohatra rehefa ilaina :-D
Tsy miady amiko kosa aloha le oe io ny hevitro fa zah kamo hanazava e :lol: otran'ny mitovy izaho sy ny tsy niteny :)
Tsy miady amiko kosa aloha le oe io ny hevitro fa zah kamo hanazava e :lol: otran'ny mitovy izaho sy ny tsy niteny :)
