tsy kilalao izy ity eh!!
21. donne
(
26/07/2006 03:00)
tsara ny mitia fa ny olona tsy manam_pitiavana no ratsy , ka na atao kilalao aza mo maninona
ity fiainana mandalo ity no diniho e
ity fiainana mandalo ity no diniho e
23. savanne
(
26/07/2006 05:35)
Aiino a, fa misy inona marina e? Misy zavatra tsy azonao mihitsy ve ny ilay atao hoe fitiavana? Io aloha tsy hita azvaina fa samy manan ny cas- ny avy ny tsirairay e, ka anjaranao ny mijery 'zay tokony ataonao fa heviutra fotsiny ny anay.
Fa 'zao, sopapa 'ray: rehefa TENA TIA, na lahy io na vavy, dia lavitry ny fampirafesana ny fitondrantenany. Fitiavana ihany no mahatonga olona anaonao ny tsy fanaony.

24. Aino
(
26/07/2006 06:16)
miangalyandry merci eh!!:-*
an ana ka!! efa hoe tsy taty aminko io no miseho ka, fa zavatra matetika miseho @fihainany be sy ny maro io de mba sendra nalasa ny saiko.
izhao tsy mbola manambady ka ny sipa asa mbola tsy sur tsara ankory ko ny vady no ande handramana sady tsy de maika any izany koa, hoy ilay hira izay hoe " oh lekely e aza maika ny hanambady "
savenna tsy misy ninoninona fa aza taitra tahanka anio hoe!! resaka mandalo ny ahy io.

26. majinikakely
(
26/07/2006 09:19)
maagaga an
io zany zao ereefa mifanena io fitiavana io dia misy sahy manadino ny any andranony miitsy d vali boraingina sisa hoe "ka izay ilay fitiavana kouh ! inn no mahadiso anay raha mifankatia zaay" ngefa efa mitarika hihihiihihihih
Io tsy ny bandy ihany an fa ny sipa aza no tena manondrana kouh
:-D:-D

27. colar
(
26/07/2006 11:20)
fa ny fahitako azy njay alo de we refa mifankaty ny ol de ampy zay e, tsy tokony hasiana resabe zay fiainany any we manambady iny na we mananjanaka iny na we be sipa iny ,sns e,fa zavatra hita sy tsapa de otran hidiran hafa fona ny fiainan hafa,tsrovy nefa ra ol fa tsisy faly zany eto ra mahita bandy milay ny sipa ray,misy fona ny hisompaatra ny anjara masoandronao,ko koloy tsara ny fihavananao am namanao,
28. cutie
(
26/07/2006 12:43)
Mpandefa : colar [ Valio ] 26-07-2006 16:20:55=D
Lohateny : Re : tsy kilalao izy ity eh!!
fa ny fahitako azy njay alo de we refa mifankaty ny ol de ampy zay e, tsy tokony hasiana resabe zay fiainany any we manambady iny na we mananjanaka iny na we be sipa iny ,sns e,fa zavatra hita sy tsapa de otran hidiran hafa fona ny fiainan hafa,tsrovy nefa ra ol fa tsisy faly zany eto ra mahita bandy milay ny sipa ray,misy fona ny hisompaatra ny anjara masoandronao,ko koloy tsara ny fihavananao am namanao,
29. Aino
(
26/07/2006 13:16)
Mpandefa : majinikakely [ Valio ] 26-07-2006 14:19:31
Lohateny : Re : tsy kilalao izy ity eh!!
maagaga an
io zany zao ereefa mifanena io fitiavana io dia misy sahy manadino ny any andranony miitsy d vali boraingina sisa hoe "ka izay ilay fitiavana kouh ! inn no mahadiso anay raha mifankatia zaay" ngefa efa mitarika hihihiihihihih
Io tsy ny bandy ihany an fa ny sipa aza no tena manondrana kouh
eny hoa
30. pissoa
(
26/07/2006 13:16)
majinikakely:Ie! mampiseho be hoe irresponsible (not responsible and not to be trusted) - sy innocent :roll:
io zany zao ereefa mifanena io fitiavana io dia misy sahy manadino ny any andranony miitsy d vali boraingina sisa hoe "ka izay ilay fitiavana kouh !
Fahateren-tsaina (be loatra) amiko ny mieritreritra hoe rehefa mifankatia izy mtsam dia tsisy olana. Fahateren-tsaina hoy aho satria toy ny tsy mieritreritra hafa-tsy izy roa; nefa misy olona manodidina eo (vady, zanaka, sns).
31. cutie
(
26/07/2006 13:22)
Hoy i majinikakely:
io zany zao ereefa mifanena io fitiavana io dia misy sahy manadino ny any andranony miitsy d vali boraingina sisa hoe "ka izay ilay fitiavana kouh
Io miankina @oul tsirairay io fa tsy samy hisy hitovy daholo ny fijangan-javatra, fa ny ety ivelany no matetika no tonga de mitsara we "irresponsible" araky ny laizan'i pissoa:lol:
32. pissoa
(
26/07/2006 13:53)
Ie - tena "irresponsible" mihitsy. Tsy mitsara io fa milaza ny zava-misy fotsiny :lol:
33. cutie
(
26/07/2006 13:55)
mitovy ihany zany satria mahita le avy ety ivelany fotsiny de mitsara:lol:
34. pissoa
(
26/07/2006 15:02)
Tsy mitovy izany, dia zava-misy io fa tsy mitsara.
Jereo tsara ny zavatra nataoko quote maha-irresponsible an'ilay olona "...vali boraingina sisa hoe ka izay ilay fitiavana kouh ! ...". Izany hoe tsy nisy azoko natao, tsy tompon'andraikitra amin'io aho fa izay ilay fitiavana e!!!
Izaho tsy niteny hoe izay rehetra miaraka amin'olon-kafa nefa efa manambady dia tsy responsible.

35. cutie
(
26/07/2006 15:06)
fa nga tsy ny zava-misy no tsaraina:roll::roll:
[[quote]quote]Jereo tsara ny zavatra nataoko quote maha-irresponsible an'ilay olona "...vali boraingina sisa hoe ka izay ilay fitiavana kouh ! ...". Izany hoe tsy nisy azoko natao, tsy tompon'andraikitra amin'io aho fa izay ilay fitiavana e!!![/
Ka in aza no azon-jy atao e hiditra @fiainan;oul ve :roll:
Sa hiezaka ny hi comprendre:roll:

36. pissoa
(
26/07/2006 15:29)
Ny zava-misy no tsaraina, fa tsy hoe izay milaza ny zava-misy dia mitsara :-*
Tsy izaho anie no tokony hanao na inona na inona e!
Fa raha tsy maintsy misy zavatra ataoko dia sady tsy hiditra amin'ny fiainany aho (raha tsy hoe tafiditra ho azy), no tsy hiezaka hi-comprendre ... fa mizara ny hevitro amin'ny ankapobeny fotsiny (toy ny eto amin'ny forum).
cutie:
Ka in aza no azon-jy atao e hiditra @fiainan;oul ve
Sa hiezaka ny hi comprendre
Tsy izaho anie no tokony hanao na inona na inona e!
Fa raha tsy maintsy misy zavatra ataoko dia sady tsy hiditra amin'ny fiainany aho (raha tsy hoe tafiditra ho azy), no tsy hiezaka hi-comprendre ... fa mizara ny hevitro amin'ny ankapobeny fotsiny (toy ny eto amin'ny forum).
37. cutie
(
26/07/2006 15:39)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 26-07-2006 20:29:32:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Lohateny : Re : tsy kilalao izy ity eh!!
Ny zava-misy no tsaraina, fa tsy hoe izay milaza ny zava-misy dia mitsara
Tsy izaho anie no tokony hanao na inona na inona e!
Fa raha tsy maintsy misy zavatra ataoko dia sady tsy hiditra amin'ny fiainany aho (raha tsy hoe tafiditra ho azy), no tsy hiezaka hi-comprendre ... fa mizara ny hevitro amin'ny ankapobeny fotsiny (toy ny eto amin'ny forum).
hay ve bla bla bla fotsiny e :-D
38. Aino
(
26/07/2006 20:21)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 26-07-2006 18:53:13
Lohateny : Re : tsy kilalao izy ity eh!!
Ie - tena "irresponsible" mihitsy. Tsy mitsara io fa milaza ny zava-misy fotsiny
marina izany, izaho aloha tsy mitsara fa milaza sy miresaka ny zavamisy.
39. cutie
(
26/07/2006 20:35)
za mbola tsy nahita ny zava-misy ka tsy afaka miteny we marina zany :-D
40. pissoa
(
27/07/2006 06:35)
cutie:Fa njy ngah hiditra amin'ny fiainan'olona ( :oops:) sa hi-"compnrendre" ze hitanjy fa tsy mety ( :oops: ) :roll:
hay ve bla bla bla fotsiny e