ity toe-tsaitsinka gasy

1. ja ( 18/07/2006 18:27)
niady hevitra t@ namana iray izay aho momba an'ity fanetren-tena ity!
dia bdb ny hevitra nitsongany tao,fa ny tena tiako marihina eto dia ny fialonantsika gasy
isika gasy oa(tsy ny gasy rehetra akory)be fialonana!marina e!raha mba misy tafitafita dia on cherche tt le tps la petite bête hanaratsiana an'ilay olona
mahonena mihitsy
répondu par Mifenty le 21/07/2006 13:38
2. Zina ( 18/07/2006 19:25)
marina izany tsy mba mifanampy fa mampihitsoka no atao. (tsy ny rehetra io an)
3. cutie ( 18/07/2006 20:39)
ka in no vahaolana:roll:
4. bobone ( 19/07/2006 03:14)
:roll:
tena mahagaga tokoa oah!
tsy mba samy mikatsaka izay mahasoa fa raha mahita ny sasany lasa lavitra de finganina! sady misy kamo mitavandra ny hafa fotsiny ary iny kamo iny indray no be kritika . Tsy toetsaina lomorina ve izany e!
Mampalahelo mihitsy !:oops:
5. fasaly ( 19/07/2006 03:51)
cutie: ny vaha olana de miptika lavitra be anreny oul be felonana reny! tonga de hay foana izy, mampiseho indray indroa aminao de hiptisiho fa la sa otran'ny maposavy izy am farany ! marinéééééé ny felonana ange mahatonga ny oul hananao foana e! any amintsika lasa famosaviana mitsy ndraindray.....
6. mamzelkely ( 19/07/2006 04:53)
za ko de maha-remarker an zany fa ny anah vô ny olona hitako hafahafa amiko de efa mipitsika lavitra za sady saady fiatsaram-belatsihy zany ts mba toetrako zany fa ny anah vô ts azoazoko d'efa bye bye :°) sady ts vitan ny fialonana anie le izy fa njainjay ko manao havana ra misy patsa eee:x
7. zolalaina ( 19/07/2006 07:07)
sujet intéressant,
vaha olana tena tsara aloha ilay hoe miala ireny olona ireny rehefa hita izy fa be fialonana. Nefa izay ndray ny mahatonga ny sasany milaza fa miavona;
Tsy hita ihany izay atao, miresaka enao be ny mpialona, tsy hiresaka lazaina fa miavona
8. Mifenty ( 19/07/2006 07:11)


ny vahaolana dia saronana doly ny dalle any amintsika

ny dalle no tena loza tsinn
9. mamzelkely ( 19/07/2006 07:36)
inn n hidiran dalle amizany ry Mifenty :roll::-D:-D
10. mandrindra ( 19/07/2006 07:46)
cutie:

ka in no vahaolana:roll:

ny vavan'ny mpitaty rà-kena tsy maintsy misy foana, vavakisoa misy sira ireny. ka izao aleo hiteny izay te hiteny fa tsy ny bala rora akory no ahafaty na hampihembotra koa dia mandrosoa hatrany, izay mahasahy manaraka fa milay izany, izay basy vava aleo hitabataba eo fotsiny fa sahala amin'ny omby mijery florà ireny.

11. pissoa ( 19/07/2006 07:57)
ja:

niady hevitra t@ namana iray izay aho momba an'ity fanetren-tena ity!
dia bdb ny hevitra nitsongany tao,fa ny tena tiako marihina eto dia ny fialonantsika gasy
isika gasy oa(tsy ny gasy rehetra akory)be fialonana!marina e!raha mba misy tafitafita dia on cherche tt le tps la petite bête hanaratsiana an'ilay olona
mahonena mihitsy

Raha miteny ny marina izy dia tsy ataoko n'inn n'inn sady tsy hitsoahako. Mety tezitra sy malahelo be aho, fa izy koa aza nanampy ahy hahita ny points faible kou :oops:
Raha manely tsaho kosa de ... ataoko menatra mandraingiraingy rehefa vao manantona ahy :roll:
12. ja ( 19/07/2006 10:15)
mifentymarina ny anjy

pissoa>misy olona manakian andry mba ahatsara andry fa misy olonafaly manakiana amin'ny tsy antony fotsiny
13. cutie ( 19/07/2006 10:52)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 19-07-2006 12:46:23
Lohateny : Re : ity toe-tsaitsinka gasy
Hoy i cutie:

ka in no vahaolana


ny vavan'ny mpitaty rà-kena tsy maintsy misy foana, vavakisoa misy sira ireny. ka izao aleo hiteny izay te hiteny fa tsy ny bala rora akory no ahafaty na hampihembotra koa dia mandrosoa hatrany, izay mahasahy manaraka fa milay izany, izay basy vava aleo hitabataba eo fotsiny fa sahala amin'ny omby mijery florà ireny.

ok:wink:
14. soanja ( 19/07/2006 11:36)
Tena tsara mihitsy ny point-nao eto ry Pissoa :D Misaotra anao nampianatra ahy.
15. Herimiafina ( 19/07/2006 19:05)
ja:

niady hevitra t@ namana iray izay aho momba an'ity fanetren-tena ity!
dia bdb ny hevitra nitsongany tao,fa ny tena tiako marihina eto dia ny fialonantsika gasy
isika gasy oa(tsy ny gasy rehetra akory)be fialonana!marina e!raha mba misy tafitafita dia on cherche tt le tps la petite bête hanaratsiana an'ilay olona
mahonena mihitsy


Aza raharahiana retsy fa kadradraka ve no miteny sy manaratsy dia ataondry hakarary fo.
Ny kadradraka aza mbola manankasina kokoa satria tsy manompa sy miteny ratsy.

Tadidio fa "familiarities breeds contempts", hoy ny amerlock izay, izany hoe rehefa akaiky be loatraa miny indry dia tsy hahamenatra azy intsony ny hitsikera sy hisikotra ny fiainandry e!

Raha mialona izy dai tena hi-zestiavo au max fa ho tonga saina eo ihany hoe lany andro nailona fa tsy mba niary e!
16. Mifenty ( 19/07/2006 19:23)

aona ozy ny sinoa ry bdd fa efa io zany ny kozin ricain.

le resaka dalle v??


ndraso fa azavaiko rapitso . fa mila saronana ny dalle kou
17. fasaly ( 20/07/2006 03:58)
haiko ny dikanzany dalle! ny oul be felonana tonga de mantsina avy hatrany:°):°):°):-D ka tsara hialàna lavitra, ka mba tsy hampanerana ny fofoçna de saromana ny dalle:-D:-D:-D:-Dtsy izany veuh ry mifenty:lol::lol::lol::lol::?
18. mamzelkely ( 20/07/2006 06:09)
:? tena ts azoko akia le dalle ry fasaly marina mo :?
19. ja ( 20/07/2006 09:42)
efa mazava amiko fa miandry an'i mifenty zany manazava misy2 koukou!!
20. ja ( 20/07/2006 10:37)
HM>ka tsy nisy oul nialona ana ange e!fa ma eritseritsa mandalo fotsiny iny
revo afaka niady hvtra tam zay oul zay za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2805