ity toe-tsaitsinka gasy
21. fasaly
(
20/07/2006 10:58)
mamz::-D:-D:-D:-D ny aty aminay klou aky raha ankizy ratsy saina sy be felonana reny de antsoinay hoe misy fofona na maimbo na mantsina a!:-D:-D:-D:-D:-Dka hitpitsihina raha vao zavatra mantsina izany ka! atao inona njay no hijanona eo raha mantsina fa hifindràny ny fofona eo kou! de zay no hahafatarako azy hoe saromana ny dale fa mantsina:-D:-D:-D:-D
aiza kou aza i mifenty hanazava azy:roll::roll::roll::-D

22. Herimiafina
(
20/07/2006 13:13)
ja:
niady hevitra t@ namana iray izay aho momba an'ity fanetren-tena ity!
dia bdb ny hevitra nitsongany tao,fa ny tena tiako marihina eto dia ny fialonantsika gasy
isika gasy oa(tsy ny gasy rehetra akory)be fialonana!marina e!raha mba misy tafitafita dia on cherche tt le tps la petite bête hanaratsiana an'ilay olona
mahonena mihitsy
Hoy ilay rabaofiany izay hoe: "ny hahalalanao fa milay ianao anaka dai misy manenjika sy mivovo be foana, misy mitady hanaikitra izany".
ka raha misy manao izany ianareo akama ato dai mifalia fa favy ianareo izay, ary na mahatsiaro tena tsy favy aza dai mi-zestiava mihintsy mba ho favy fa aza manao ho fitaratra ny kadradraka.
Lamaody ankehitriny mantsy ity hoe mahaiza modeste kanefa ilay modestie aza tsy hay akory ny dikany fa adaika vilana ho lasa lainga sy fanambanianatena be loatar tsy manome hasiny indray ny efa nomen'Andriamanitra any a lasa balita daholo. :wink:
23. tsoupou
(
20/07/2006 14:09)
Manao démonstration eny amasom-bahoaka ny fomba fiainan'ny karana angamba no mety ahatonga saina antsika gasy amin'io fialonana io.
Ny karana dia mivondrona aloha ahatafita olona vitsivitsy, izay tafita indray dia tsy maintsy manao izay ahatafita ny ao aoriany.
Alefa télé isan'andro isan'andro angamba izay fomba izay dé tonga saina ihany sika

24. Herimiafina
(
20/07/2006 14:16)
Iny indray leisy ry tsoupou reflexe-n'ny immigrant rehetr amina tany vahiny iray iny an!
Rehefa mbola vitsivitsy ny communauté dai mifanavotra fa rehefa bambaray dai mifanary rehefa antany lavitra. jereo ny amerikana, raha tsy mpivahiny avokoa ireo dai tsy nanankarena toy izao.

25. tsoupou
(
20/07/2006 14:24)
Marina zany Rahery a, ary tena mbola marary be zany tànan-toi zany fa be diso be lé frapy an :D
26. ja
(
20/07/2006 16:56)
HM> ya modestie et modestie oa!
ya des gens miatsara velatsia dia mody manao oe modeste sady en fait ny tena tanjony dia ny mba hidokadokafan'ny olona azy
misy ndray olona tena modeste
de tte façon hita am fihetsikaihany ny olona sincére sy tsy sincére

27. Herimiafina
(
20/07/2006 16:58)
Ampiako, misy indray tsy modeste fa tena tsy alehany! hehehehe=))
30. fasaly
(
20/07/2006 19:45)
mifenty;: aza mbo mampifila fa zao alina zao no mangatsitsika ny andro kouuu! tsssssss inona zany dalle :-D:-D:-D
31. ja
(
20/07/2006 19:46)
le resaka dalle ve io e!
kay hatr@ zao bola tsy nazavain'lery akory tssss

32. Mifenty
(
20/07/2006 19:46)
ahona no ataon'ny gasy ra misy oul latsaka anaty dalle anakiray?
ilay oul eo ambony dia tsy mijery ilay ao anaty dalle fa zarany aza ilehio ao ambany ao . Raha azony natao aza ny nanitsaka ny lohan'ilay ao anaty dalle mba hilentehany bb kokoa dia nataony. Fa ny loza dia raha vao misy ôkazy de mbola anariany rano maloto iany.
fa ilay ao anaty dalle kosa tsy manaiky mora. ezahany mafy izay hanenjehana ny tongotr'ilay eo ambony ary ny ao antsainy dia hoy izy hoe raha tratrako eto ny tongotr'ity dia tsy amelako fa farafaharatsiny mba misy namana miara ray dalle amiko. Rahateo moa ny fitenenana malagasy manamarina io foto pisainana io. "velona ray trano, maty ray fasana" sy le hoe " raha ho faty iany matesa rahavana".
akory atao fa ipitsiho refa misy fofona kle.

33. fasaly
(
20/07/2006 19:53)
kay tena tsy nitovy tamin'ny ahy lay izy:roll::-D:-D:-D noheveriko fa mitovy trika trinona mifanakaiky ihany:wink::°):-D
36. mamzelkely
(
21/07/2006 06:54)
:roll: hank vare eee, zany izy io ry Mifenty eee:roll: tr napiziko :-D:-D
37. tsoupou
(
21/07/2006 07:54)
Mifenty:
ahona no ataon'ny gasy ra misy oul latsaka anaty dalle anakiray?
ilay oul eo ambony dia tsy mijery ilay ao anaty dalle fa zarany aza ilehio ao ambany ao . Raha azony natao aza ny nanitsaka ny lohan'ilay ao anaty dalle mba hilentehany bb kokoa dia nataony. Fa ny loza dia raha vao misy ôkazy de mbola anariany rano maloto iany.
fa ilay ao anaty dalle kosa tsy manaiky mora. ezahany mafy izay hanenjehana ny tongotr'ilay eo ambony ary ny ao antsainy dia hoy izy hoe raha tratrako eto ny tongotr'ity dia tsy amelako fa farafaharatsiny mba misy namana miara ray dalle amiko. Rahateo moa ny fitenenana malagasy manamarina io foto pisainana io. "velona ray trano, maty ray fasana" sy le hoe " raha ho faty iany matesa rahavana".
akory atao fa ipitsiho refa misy fofona kle.
1- Mihomehy alo ny voalohany
2- Manontany oe "TSY NARATRA ???"
3- Misintona raha tsy dé nihosina maloto be loatra lé ol =)) =)) =))