ary raha anga-drano
1. xxx
(
18/07/2006 09:56)
De raha anga-drano ndray izy de atao aôna ?
répondu par watafon le 09/09/2006 14:08
2. Herimiafina
(
18/07/2006 11:55)
Rano eran'ny zinga asiana vinaigitra eran'ny sotro kely, dai iny no hisasana loha. :wink:
3. sipagasy
(
18/07/2006 15:03)
alaivo ny anan-drano dia totoy ary ny ranony azo avy eo no hosory ny hodi-dohanao, avelao hilona kely avy eo dia sasao tahakan'ny mahazatra anao, na raha mahita ravina dingadingana moa ianao vao maika tena tsara koa,
6. ja
(
19/07/2006 10:35)
HEad an shoulders ampiasaina!shampooing tena efficace io
sipagasy>vovo njay zany
sipagasy>vovo njay zany
9. cutie
(
20/07/2006 01:12)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 18-07-2006 16:55:30
Lohateny : Re : ary raha anga-drano
Rano eran'ny zinga asiana vinaigitra eran'ny sotro kely, dai iny no hisasana loha.
io ve tsy hanimba volo,sady hangirifiry ny loha:-D
13. cutie
(
20/07/2006 09:52)
watafon [ Valio ] 20-07-2006 14:02:28
Lohateny : Re : ary raha anga-drano
andramo akia d tantarao an !
za tsy hanandrana,sady za tsy be angadrano :-D:-D:-D
15. cutie
(
20/07/2006 18:16)
:-D:-D:-D:-D:-D
za ve no anaovanareo experience eto ,:twisted:ratsy fanahy :-D
za ve no anaovanareo experience eto ,:twisted:ratsy fanahy :-D
16. watafon
(
20/07/2006 18:29)
cutie: ôka arany :-*:-* fa ôtaty ary anandramako azy e! fa aiza nefa no misy mivarotra agadrano ? :-D:-D:-D
18. fijo
(
21/07/2006 20:09)
ka io tsy amidy,fa mifampikasokasoka loha ami'izay misy dia vita ny afera.
19. xxx
(
22/07/2006 04:53)
ny efa misy ary manahirana ko hifampikasoka² @ misy ndray ve ny tsy misy ?Sérieu ve lou reo lazainareo reo e