ary raha anga-drano
21. sarobidy
(
25/07/2006 08:01)
Nareo toa mifanilaka ny hanandrana de zà zany r'reto nanandrana an'le vinaigitra fa tsy mbola hitako zay fiovany hatram zao sa miandry firy andro?Vao tam alahady a no nanao an'zay,
Ary de mba resaka fotsiny ary zany fa tsy misy an'zany akory maty a lohako :roll::lol:
22. watafon
(
25/07/2006 17:45)
k mety mandaitra @ olona hafa anie le izy ry sarobidy fa tsy mety aminao e! aza kivy zany fa andramo ndray el anandrano e ! d tantarao fa cutie tsinn tsy mety manandrana kou !
23. pissoa
(
25/07/2006 17:54)
Sarobidy, le angadrano ve no tsy nisy fiovany sa le volo? :-D:-D:-D
Io vinaigitra io kosa tena manimba volo e. Manoro vohana fotsiny i Herimiafina :evil::-D:-D:-D
Io vinaigitra io kosa tena manimba volo e. Manoro vohana fotsiny i Herimiafina :evil::-D:-D:-D
25. pissoa
(
25/07/2006 18:29)
Talou be ka :-D nanandramako mitsy fa nisy niteny hoe manimba volo ony ny vinaigitra, kay tena simba tokoa :-D
27. sarobidy
(
26/07/2006 08:28)
:evil: :evil: Maty a voloko raha izany no izy.
pissoa < anga-drano nge le resaka fa tsy volo e:wink:
pissoa < anga-drano nge le resaka fa tsy volo e:wink:
31. cutie
(
26/07/2006 20:57)
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 26-07-2006 19:52:38
Lohateny : Re : ary raha anga-drano
rano asina vinaigre tres efficace sady mampangirana volo b mintsy
za alou tsy sahy raha vo misy vinaigre mitsy e :-D
32. Herimiafina
(
26/07/2006 22:26)
pissoa:
Io vinaigitra io kosa tena manimba volo e. Manoro vohana fotsiny i Herimiafina :evil::-D:-D:-D
Izany no mahatonga ahy hiteny hoe rano eran'ny zinga asiana vinaigitra eran'ny sotro, raha vakiana tsara ilay voasoratra. ha ha ha ha
Ampahafirin'ny eau de javel anatin'ny ranon'ny jirama hanasanao loha iny! ha ha ha ha
34. sarobidy
(
27/07/2006 07:03)
Ouffffffff zay ahay ry Herimiafina vao mba azoko ny aiko.Zà koa mora taitaitra tsss :-@
Ka io teny rano am zinga asian vinaigra io no narahako , wééé nety zany le izy , sady ôtran'ny tsisy tsony fa efa ho une semaine mantsy zay no nanaovako azy de tena tsy mahita anga-drano am lohako tsony aho , marina eeee , fa natahotra fotsiny a le effetn'le vinaigre so de manimba volo.

35. watafon
(
27/07/2006 17:58)
sarobidy: =D=D=D arroser-o ary e! heveriko fa nampifamadihanao ary le izy kou: vinaigre iray zinga d rano eran'ny sotro! anjekaky oooooo :{:{
36. pissoa
(
27/07/2006 18:10)
Herimiafina:
Izany no mahatonga ahy hiteny hoe rano eran'ny zinga asiana vinaigitra eran'ny sotro, raha vakiana tsara ilay voasoratra. ha ha ha ha
Ampahafirin'ny eau de javel anatin'ny ranon'ny jirama hanasanao loha iny! ha ha ha ha
Tsy haiko ny eau de javel - fa tany Majunga koa aza nanimba ny voloko - nefa tsy teny amin'ny sisiny akaiky ranomasina fa mbola vao tany Ambondromamy knou :roll:
37. Herimiafina
(
27/07/2006 18:12)
Kay kay kay ry pissoa, mihinana vitamine E njy klé, matavy angaha ny volonjy retsy? :^)
39. Herimiafina
(
27/07/2006 18:14)
Aiza izany leisy ry watafon? le resaka hoe volo matavy ve? cheveux gras!:wink:
40. pissoa
(
27/07/2006 18:15)
Tsy haiko izany volo matavy fa haiko fotsiny hoe simba be ny voloko tamin'ny izaho tany.