ary raha anga-drano

61. fijo ( 17/08/2006 19:22)
an an,manome asa?sarotra anie izao ny mahita asa e
62. mimich ( 21/08/2006 06:06)
fijo>inn ilay asa azon'i wata am zanay , saaaaaaaaaa , miha mitombo ny marary:lol::lol:
63. sarobidy ( 25/08/2006 13:08)
LOZA KA LOZA nge r'reto fa vao may betsaka le angandrano natao an'le vinaigre e, de aôna ndray r'reto no atao e!
64. fijo ( 25/08/2006 22:21)
mimich,le manisy anie asa e.ngah araha mandry fotsiny eo voa io?
65. mimich ( 28/08/2006 05:38)
fijo> :-D:-D "manisy no asa" hihhii zay kalou de marina eee
sarobidy> andramo wa ilay tantely sy atody sy huile d'olive fa mety , ho ahy aloha ee , sao de tsy mety amin'ny an-dry indray
66. sarobidy ( 02/09/2006 12:04)
mimich
67. watafon ( 07/09/2006 07:31)
izao no lazaiko raha resaka angadrano e: na stress aza ange d efa mety mampisy an'izy io e! mila hygiène de vie normale aloha izany na sakafo io na ara-batana na ara-tsaina na ara-panahy !
68. mimich ( 07/09/2006 14:25)
wata< ekena 100% aloha izay ee, fa na izany aza tsy ilaina ve ny traitement externe ankoatra ireo mba hialany tanteraka
69. fijo ( 07/09/2006 21:44)
mimich,raha ny ivelany fotsiny no ataondry,miala kely io de miverina indray
70. mimich ( 08/09/2006 07:11)
ka sady atao anatiny anie no ivelany ee , fa tsy we ivelany fotsiny ka
71. fijo ( 08/09/2006 20:56)
izay angaha.
72. watafon ( 09/09/2006 14:08)
d miaraka atao ny fitsaboana k ! nenà izao taloha tsy tadidiko akory oe inn no tena nahafaka azy fa tsy nisy intsony ! hihihi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0798