be zavatra

1. xxx ( 06/07/2006 13:03)
Izaho mpanoratra dia vehivavy fa mba saika haka hevitra aminareo lehilahy aho. Tsy izany mantsy fa ny fikan'ny vadiko dia kely dia kely. Rehefa mijery ireny film x reny izahay dia lasa ohatra ny menatra izany izy. Ary lasa ohatra ny niantefa tany amin'ny fitiavanay mihitsy aza izany. Betsaka ny fiantefany na teo amiko na teo aminy fa ho lava loatra ny resaka raha hotanisaina fa ny fanontaniako fotsiny dia hoe: Ianareo sao dia mahita hevitra hanalehibiazana an'io raha io kay?
répondu par pitramix le 08/11/2006 23:55
2. booboo ( 06/07/2006 13:06)
xxx > ovaiovay ny positions dia atao @ zay ahazoanareo fahafinaretana fa tsy midika n'inona n'inona ange io raha io na kely na glady .... si ?
3. fasaly ( 06/07/2006 13:10)
f'ita wa! marina mitry zany ry booboo, ketiketohy ao izy de ho fatany fa miasa ihany na kely aza e!:-D:-D:-D:-D fa misy appareil ireny amidy am sexshop ireny asa na mba efikasy izy ireny na pub fotriny de misy kou zavatra hanina alohan'ny firaisana ka jereo hoe raha tena blem be aminareo lay izy......:wink: korazy ho anareo roa e! ampio ao izy aky fa palelo beuh zany a!:-*
4. mandrindra ( 06/07/2006 13:35)
asaina mikotrana poids isanandro, atomboka amin'ny 200 grammes dia ampitomboina tsikelikely ny lanajany avy eo
5. fasaly ( 06/07/2006 14:22)
kou tsy ho tarozaka kely eo njay izy ry mandrindra raha ho fatoranao am poids eo io! he zany izy hoe kely :-D:-D
6. mbaliana ( 06/07/2006 15:23)
fasaly tarozaka kely :-D:-D:-D
7. Herimiafina ( 06/07/2006 19:38)
xxx:

Izaho mpanoratra dia vehivavy fa mba saika haka hevitra aminareo lehilahy aho. Tsy izany mantsy fa ny fikan'ny vadiko dia kely dia kely. Rehefa mijery ireny film x reny izahay dia lasa ohatra ny menatra izany izy. Ary lasa ohatra ny niantefa tany amin'ny fitiavanay mihitsy aza izany. Betsaka ny fiantefany na teo amiko na teo aminy fa ho lava loatra ny resaka raha hotanisaina fa ny fanontaniako fotsiny dia hoe: Ianareo sao dia mahita hevitra hanalehibiazana an'io raha io kay?

Tsotra fotsiny retsy an! Omany ny saosy be dia
http://www.vigrx.com/?a=DiscountOrder&t=gpOfficialS&c=0

Mazotoa e! :wink:



8. xxx ( 07/07/2006 10:42)
Misaotra betsaka anareo namaly. Miala tsiny fa indray isan'andro ihany aho no afaka mijery. Tena misy adinoko. Aty madagasikara mantsy no misy ahy. Tena marina ve izany hoe asaina mikotrana poids izany? sao dia lasa tarozaka kely eo marina, sao dia lasa impuissant eo koa
9. rapala ( 07/07/2006 12:09)
xxx: ny olona tsara hanontaniana io fanontaniana io angamba de ny dokoterantsika eto @ serasera.

mandrindra: inona koa ity lazainao sa enao no vavolombelona, proof?:-D:-D:-D
10. ikalakintina ( 07/07/2006 14:19)
mandrindra:

asaina mikotrana poids isanandro, atomboka amin'ny 200 grammes dia ampitomboina tsikelikely ny lanajany avy eo


:-D:-D:-D:-D:-D:-D


11. watafon ( 07/07/2006 17:55)
mandrindra: andramo aloha oe d tantarao eto ny fiantraikany !
xxx: ajanony amzao re fa io no nanaovan'ny Nahary azy an ! tsy ny habehany anie no inona fa ny fahaizany mihetsika e!
12. MTN ( 07/07/2006 18:02)
raha tsy diso aho misy boky miresaka momba ny position ao amin'ny CCAC. Tsy tadidiko ny titre fa ohatra ny misy mot hoe penis, na masculin izay ilay izy, na anontanio ny mpiandraikitra ao eh. Resaka eduction sexuelna lehilehy hoe. Na jereo koa ny kamasutra amin'ny internet.
13. mi ( 08/07/2006 01:39)
o ry xxx a, na kely io na lehibe ny fampiasana azy ihany no zava-dehibe:idea::idea:. Ary tsy fantatrareo nga le fiteny hoe :°):°):AZA NY HAKELIN' NY FIL NO JERENA FA NY HERIM6BARATRA HO ENTINY!!!!!!:-D:-D:-D:-D
14. fameusecousine ( 08/07/2006 02:01)
dommage toa reska alehina sex fona no jerena ...hi hi h nefa tys voatery io fotsiny:)
15. fasaly ( 08/07/2006 06:04)
fameusecousine: ka ny tendakanina ny haben'ny hanina ihany no jereny ange e! matahotra ny tsy ho ampy sakafo:wink::°):^):-D
16. unjila ( 08/07/2006 15:01)
Manaoana daholo o.tsy misy hevitra intsony ny @ fanalavana azy ny pozition no atao metimety.ny azoko atoroko anao dia raha miteraka lahy tahakan-drainy de ataovy massagy @soloboanio isanandro
17. xxx ( 10/07/2006 08:52)
Tena misaotra betsaka anareo nanome hevitra.
Era-po, era-tsaina
18. nambina ( 10/07/2006 11:48)
tsy ilay position ihany no dinihina fa ilay 4play koa no tokony hatao maharitraritra fa tsy tonga d...:wink:
19. Vaika ( 11/07/2006 14:14)
xxx : nareo koa mitady loza mijery an'ireny film ireny koh !
Ny tena marina dia tsy misy hevitra mihintsy hatramin'izao hanalebeazana an'ilay fika e (à part chirurgie esthétique !)!
Fa fony izahay mbola tanora tany Dago dia nalaza be mihintsy ny misotro tambavy. ka tsy hay intsony na ilay tambavy mihintsy no tena poinsa na ny tena tamin'izany no mbola teo am-pitombona fa dia nety tsara.
Fa omena ihany ilay izy fa sao mahavonjy na dia eo amin'ny firaisan-kina ho anareo mi-tsam fotsiny aza.
"Lambo henjana" no anaran'ilay tambavy. Tandremo sao hivarotan'ny olona saka be loha fotsiny fa ohatran'ny hazo kely miolan-kolana fakam-pakany izay ilay izy ary menamena ny ranony rehefa handrahona. ka andramo ihany fa sao de ...;-)
20. Vaika ( 11/07/2006 14:32)
xxx : saika hadinoko ilay kôla !
Ny kôla koa hono... Fa ny fijeriko azy dia ny endurance mihintsy no tena petahin'ny kôla fa tsy haiko aloha e !
Recette : Kôla + sakamalaho (moitié-moitié) de totona miaraka. Eran'ny sotro kely dia milamina tanteraka ny problema rehetra ka ny andro maraina no mampalahelo;-)
fa na izany dia aza atao mahazatra fa sao dia maty tanteraka ny fandehany fa za-dratsy ka tsy mety intsony raha tsy misy fanohanana artifisialy.:°)
Mazahoa fahafinaretana indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2276