be zavatra

41. Herimiafina ( 25/07/2006 20:33)
Marina leisy izany klé, fa ny efa hitako aloha dia efa betsaka izao ny sipa mitsapa aloha rehefa mikaoty azy iny ny bandy, raha vao hitany hoe pecto kely dia tonga dia barakay e!
Sa ireny indray ve le hoe efa barika be? :roll::roll:
42. Vaika ( 26/07/2006 07:52)
HM : ahoana indray zany pecto zany le ?=))
Mba sehatra koa zany marina.
Ny jôba kosa mba mahazo mitsapa marchandise (zo-ny tanteraka izany raha ny fijeriko azy), mety mba maminavina ny tokony atao sy ny bonheur ho azo minitra vistivitsy aty aoriana kosa izy kah ! Efa samy an-ki-beda izao ihany leitsy.:-D
Ilay hoe barika indray aloha tsy dia ao anatin'ny vocabulaire-ko loatra ka tsy haiko loatra ny hamaly ilay fanontaniana.
Fa mandeha milay foana fa efa raikitra izany an-ki-touche-touche izany kah, ny biby no miady avy eo.:°)
43. majinikakely ( 26/07/2006 09:53)
ary ty kozy ity v efa mba nisy nahakobo:any Alakamisy Ambohimaha any misy tanaan iray izay fijoroana fangatahana ny fanalehibeazan an ilay fika ary maro ny pokona no mandalo any na gasy ty na vaza na japoney efa tany dhl no nandeha.
Misy vatolampy solasola zay eo d misy toerana fijoroana fangatanaha izany eh.Tena misy io fa nyhoe mety sa tsia no tsy haiko.Ny tenanay efa tany somary miatsinanana mahazo an i Befeta iny ilay lalana tsy tonga any sahave ny olan d ratsy ny lalan fa misy ihany ny tonga any na dia par kiriozité azany.
Zay d naleonay aloha nijanona amin ny maha majinikakely ny tenanay fa efa mety io eh
44. MTN ( 27/07/2006 10:57)
Tsy azoko tsara ilay izy ry majinikakely. Nankany ialahy dia nety ilay izy sa tsy nety?
45. papounette ( 24/08/2006 12:56)
Herimiafina:

Io ry zalahy fikan'ny sipa entiny hanamboniana morale an'ilay bandy fotsiny io hoe tsy ny habeany no mikaonty fa ny fomba fampiasana azy io an!

Misy norme tadiaviny ihany ao na dia izany aza, rehefa kely loatra ny an'ilay bandy dia siora fa tsy hiteny izany mihintsy izy.

Ny lehibebe ihany no tadiaviny ary lehibebe mahay miasa!


=))=))=))=))=))
46. mimika ( 26/08/2006 00:10)


:snif:aiz fa tss!fahitako azy ndray de miankina @zay



teo alh e!Raha efa zatra entana ngeza ve ny s



ipa ...mety tsy henony ntsony Ilaikelifangady?Ary refa zany de aleo le sipa no eo ambony Mitsatoka tsara iz @ zay=D
47. papounette ( 26/08/2006 07:22)
mimika:



:snif:aiz fa tss!fahitako azy ndray de miankina @zay



teo alh e!Raha efa zatra entana ngeza ve ny s



ipa ...mety tsy henony ntsony Ilaikelifangady?Ary refa zany de aleo le sipa no eo ambony Mitsatoka tsara iz @ zay=D


8O8O=))=))=))=))


48. xxx ( 31/08/2006 08:42)
salit dôly
aza mitady lehibe zany aky a ! za mijaly mihitsy rehefa nde hile....... zako sy ny sipako ngeza trop lotra andao atakalo ny antsika sy ndy ra izany tena kôzy e! sady @ aky tsy misy felling mitsy famarary a! zako mitady fika hisarahana aminy aleo kelikely azahoana aina toa izay ngôda be ampiferonaina
49. tywa68 ( 31/08/2006 13:10)
manala azy an ;-);-)
50. titis ( 31/08/2006 19:55)
Aiza ihany ary nareo zany?ny kely zavatra mitady ny ngeda, ny ngeda mitady ny kely zavatra.
Io anie rehefa misipa de hainao hoe kely sa ngeda e!raha izaho kosa aloha tsy hanambady lehilahy tsy hahazahoako fahafinaretana zany ko no!
51. TsongYong ( 19/09/2006 12:22)
Salut! ry kely zvt ah! raha ohatra hoe mitady fanafody mahangeza zvt laisany de afaka mandefa ny aty ety, mitombo eo @ 4cm be zao zany lery avy eo mihangeza eo plus 1cm eo. Marina aloha ny anao eh! hoe tsy tsara raha tsy mahazo fahafinaretana nefa io ary no zvm de hajao izay nature efa ao eh! fa tsy hoe hotsapaina daholo ny zvt andrizalahy de hoe rhf kely de ialana izy:-D::-D:-D aza mba tratrany be zvt koa anefa fa de:cry::cry::cry:
52. belaza ( 17/10/2006 12:54)
tenisany ko de mandainga dôly, misy ohatriny be zavatra aiza indray fa zany hoe mba mahamenatra anareo ny hiteny hae be zavatra no tsara:@
53. kanto10 ( 27/10/2006 07:53)
inona koa ity lazain'i Belaza?diso hevitra ianao, tsy voatery ny vhv rehetra no tia an'izany, zay misy eo de hiafiana hihihi laingako izany tsy misy miafy zany fa raha za manokana aloha de ny an'ny vadiko na kely aza hozizy an mahafapo ana
54. bibilax ( 08/11/2006 21:08)
slt tsong yong aiza lay izy e , tena ialinay anie zany ok a baye
55. pitramix ( 08/11/2006 23:55)
zao koa no tena izy e! rehefa manannn nareo de mody mikonaina be ndry de korazy lery, sady ampiana hoe fa naninona ialahy teo:-D:-D Ny fampiasana azy matetika rireto no tsara indrindra ah!mihenjana matetika izy dia mitombo tsikelikely:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3536