be zavatra

21. fijo ( 11/07/2006 20:33)
aleo kely mavitika ,toa izay be tsy andraofana e
22. nambina ( 12/07/2006 10:58)
vaika> d nisy vokany be ve ilay tambavy?:-D:-D
23. soanja ( 12/07/2006 14:01)
Ny ahy ny fahitako azy eto dia hoe lalina koa ve ilay vehivavy sa tsia? Raha kely ny an'ny lehilahy dia mety lalina be kosa angamba indry. Tsy misy maharatsy azy akory izany an. Fa lehilahy somary lava sy goavana zavatra no mety amin-dry. Fa raha marivo kosa dia miady tsara ireo baolina ireo. Samihafa tokoa tokoa mantsy ny vehivavy toy ny lehilahy ihany.
Ny antsika vehivavy anefa tsy misy azo anovana azy raha izay no ananana satria io ilay toebatana.
Ny fantatro dia tsy manambady lehilahy tsy hifanaraka fahafinaretana amiko aho. Tany amin'ny fisipana dia efa tokony ho rakatra izany. Ny fahafinaretan'ny faha kosa tsy ahy noho izany tsy fijery ny porn film.
24. Vaika ( 12/07/2006 16:05)
nambina : de tena tsy haiko mihintsy ho'a raha tena nisy rapport de cause à effet ilay tambavy na ny tena no maika loatra tamin'izany ka tsy nahandry ny fitombona normal fa dia nitombo tokoa ilay zavatra. Fa ilay fika koa anie hono rehefa ampiasaina matetika dia mitombo ho azy e ! avis aux amateurs...;-) Mbola lavitra tanteraka raha oharina amin-dry Rocco Sifredi (l'homme à trois jambes:°) ) fa na izany aza ny complexe izany dia tena efa ela mihintsy no tsy namizaka ny saiko.
25. nambina ( 13/07/2006 10:58)
Fa ilay fika koa anie hono rehefa ampiasaina matetika dia mitombo ho azy e


marina hoe:-D:-D:-D hanomboka hanao observation indray zany ny aty klé=))
26. sarobidy ( 17/07/2006 11:11)
hafa ndray zany lahy !!!!
27. Simpona ( 18/07/2006 14:14)
Aleo kely mibitabitaka toy izay ngeza fa tsy mahovoka r'se a. F'ngah enao tsy mahazo fafiny miitsy sa de resaka complexe n'le bandy foutsiny le izy, reny am film reny koa anie matetika efa selectionné ny o=ul manao an'ireny e za be fika ihany no lany match raha tsy zany tsy ren'nireny sipa efa waiwai reny. Aza mieritreritra we taille normal reny fa efa mhoatra ny moyenne dawol ny ankamaroany.
28. Herimiafina ( 18/07/2006 14:43)
Io ry zalahy fikan'ny sipa entiny hanamboniana morale an'ilay bandy fotsiny io hoe tsy ny habeany no mikaonty fa ny fomba fampiasana azy io an!

Misy norme tadiaviny ihany ao na dia izany aza, rehefa kely loatra ny an'ilay bandy dia siora fa tsy hiteny izany mihintsy izy.

Ny lehibebe ihany no tadiaviny ary lehibebe mahay miasa!
29. nambina ( 18/07/2006 17:11)
herimiafina> tena siora ve ela ity fa le lehibebe mahay miasa? :wink::wink:
30. Ralay ( 19/07/2006 05:08)
Ka miverina njay le resaka hoe mety ho lehibe @ hafa kely @ hafa na vice versa dia ahoana zany ny norme :-D
31. fijo ( 19/07/2006 18:41)
azay porno intsony dia hilamina ny saina e
32. xxx ( 20/07/2006 14:37)
tsy ny habeany no mikaonty fa ny fomba fampiasana azy io an!

marina io
33. nambina ( 20/07/2006 14:54)
:-D
34. Vaika ( 20/07/2006 16:01)
Tsy ny haben'ilay zavatra marina aloha no mitondra ilay feeling e !
Fa ilay hoe "kely mavitrika" kosa dia fampakarana môraly ny fijeriko azy ary tsy misy maharatsy izany fa raha efa ngeza nefa kamokamo dia efa voalaza etsy ambony ny fanafodiny . Raha atao bango tokona ilay resaka dia izao : 15 cm en moyenne, hono ny halalin'ilay zavatry ny vhv dia anjaran'ny tsirairay ny mandrefy ny azy sy mampitaha amin'ny norme:-D
35. Herimiafina ( 20/07/2006 16:11)
Tena raha izao no mitohy dai hanao commerce ihany ny tenako klé.
Hanolotra produit vaovao: "tovana" no atao anarany, hanatovanana ny kely mba ho lehibebe, sady reglabla na ny halavany na ny diametre , hehehehe:-D:-D
36. Vaika ( 20/07/2006 20:20)
HM : efa misy anie io f'ise angaha ahoana a ? Topazo maso anie ny ny dokam-barotry zalahy amin'ny site mpivarotra matériel ho an'olon-dehibe e ! Mampivanaka indraindray:-D:-D:-D
fa marina ny an'i toi, any ny bizna !
37. nambina ( 20/07/2006 20:36)
:-D
38. MTN ( 25/07/2006 18:00)
ha ha ha,
asakasak'izay manana ps hoe tovana aloha eh
39. Herimiafina ( 25/07/2006 18:42)
Hono hoa ry ireto? Fa maninona kay no tiana hampitomboina halava izy io e? Misy tsirony kokoa ve no antony? :roll::roll:
40. Vaika ( 25/07/2006 20:05)
HM : toa raha fohy loatra ilay fika dia limiter ny position hahazoana fahafinaretana. Sady raha maty eny am-panidinana koa anie ny môtera toa sarotra ihany ny mody manositosika fa tonga de rakatra hoe vita ny tantara. Izany hoe raha fintinina izany dia eo amin'ny lafiny pratika ihany no tena ilaina an'ilay gabarit. Efa voateny tetsy ambony koa fa tsy mampiova ny feeling ny hangezany na ny halavany. Izany hoe : raha ohatra ka ny minimum syndical ny fitaovana dia aleo ny saina no ampiasaina dia mandeha jolie io kah, sa ahoana ?:°):°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0878