Raha mahatratra ambodiomby (3)

1. hery ( 03/07/2006 05:40)
Eritrereto hoe misy mpivady iray samy tena namanao daholo izy mivady. Dia indray andro ianao sendra nahita ilay ramatoa (na ilay rangahy :-)) nifamihina sy nifanoroka tamin'olona anakiray hafa...

Inona ho hataonao?
répondu par andry08 le 12/09/2006 20:26
2. diamondra27 ( 03/07/2006 06:03)
mody tsy mahita
3. pissoa ( 03/07/2006 06:06)
Sarotra be ity iray ity zany :roll:

Raha hitany zah de teneniko izy fa tsy teneniko ny vadiny. :?
4. majakely ( 03/07/2006 06:20)
giraaaaaavy ...hihihi...angarihako fona le tratrako iny hihihi,,,
5. ravakamalala ( 03/07/2006 06:23)
zah kou ohatran ny ataon i pissoa, izy no ho teneniko fa zah tsy hiteny ny vadiny.
6. diamondra27 ( 03/07/2006 06:31)
raha lhl le namako dia anontaniako izy rehefa mifampiresaka amin'ny manarakaizahay. Lazaiko hoe: fa iza iny sipa noroanao iny?
le oroka vava io an fa tsy @ takolaka.

de milaza izy aveo oe:namanamanainy, de mba manipy teny kely ihany za satria le vhv koa namako tsinona de mampalahelo ahy

7. mamzelkely ( 03/07/2006 06:39)
za hanaovako chantage :°) hihi lengako zany aaa angatahako detail alou izy we fa manin enao no manao an zao de tenaniko izy de anjarany aveo no mandinika :D
8. fraz ( 03/07/2006 07:17)
Ary raha nareo no mahita dia ahoana no ataonareo ? :-)
9. lapino ( 03/07/2006 07:28)
Mody mikohaka fotsiny hanairana azy, dia avy eo hoe: "Hay azafady ry zareo fa tena tokony ho tsy taty no lalako androany a! Veloma etsetra ..."
Tsy ho ampy hahatongavany saina ve izay? Dia anjarany no sisa.
Raha ilay vehivavy izy anefa, dia resahako mialoha avy eo fa tsy maintsy hoteneniko ilay anankiray (tsy haiko akory raha tena hoteneniko, fa mba ho izy no hiteny any mialoha). Fa raha lehilahy izy, dia izy ihany no iresahako fa tsy teneniko ilay vehivavy.
10. majakely ( 03/07/2006 07:42)
teneiko fotsiny zareo hoe mba an am takotakona fa tsy amreny toerana mora kobo be reny kosa nareo mifanoroka ee,,ka le zavatra efa vita koo inn ko mo azoko atao eo hihihihi:-o
11. sakaizakely ( 03/07/2006 08:18)
Andry ry Hery !!! Nisy nahita angaha hono isika nifa:*:*:* tamin'ilay indray andro iry ?:-$:-$
12. dadabe ( 03/07/2006 08:21)
kayy le tratra sefo :-D:-D
13. sakaizakely ( 03/07/2006 08:25)
Aza mba manao izay hitako ihany fa nena dia omeko direct imaso imaso eo ! Za dia efa bedy mintsy amin'ily franchise be manadala. Za dia honnête hatram farany. Ary dia lazaiko daholo izay ao ampoko rehetra. Rehefa tiko dia tiko @ foko manontolo dia raisiko antanandroa :-*; rehefa halako dia asehoko imason'ny olona rehetra hoe tsy tiako fa za tena tsy mba mahay manafinafina na manao ankolaka izany, nefa dia mba ilaina ihany io indraindray.

Ka raha olona fantatro dia teneniko hoe dry ? ary aiza madama (na ramose) ? Dia mbola omeko koa rehefa mifankahita amiko manaraka an'io. Je ne suis pas fréquentable, pas assez hypocrite izany e.
sa ahoana ry Hery ?

Dia mba ahoana anefa ny ataonao aloha e ?
14. booboo ( 03/07/2006 08:51)
Zà efa nahatratra dia nataoko fotsiny t@ zay dia niarahaba an-dreo ( ilay lehilahy no hitako nampiaraka ) dia niresaka n'importe quoi fotsiny zahay fa hita be klou zaho t@ zay hoe mal à l'aise e ( ka tena tsy nampoiziko ).

Avy teo zaho rehefa nihaona t@ ilay " officielle " zay namako akaiky, dia tsy nitantara n'inona n'inona zaho fa nanontaniako izy hoe " manakory ise sy ....zao ? ", dia izay ihany....
15. majakely ( 03/07/2006 10:00)
zah koa ohatran booboo,,hihihi,,, tsy tiko le hanimba zavatra mankony hihihi ,,,anjaran zareo any zayy,,na de mampalahelo aza...
16. vale ( 03/07/2006 10:11)
hery:

Eritrereto hoe misy mpivady iray samy tena namanao daholo izy mivady. Dia indray andro ianao sendra nahita ilay ramatoa (na ilay rangahy :-)) nifamihina sy nifanoroka tamin'olona anakiray hafa...

Inona ho hataonao?
hum! raha ilay vhv namako dia hanontaniako izy hoe izy no iza aloha e? hihih, dia raha ilay lhl namako koa dia hanontaniako ohatr'izay, koa!! avy eo rhf hitako @manaraka dia teneniko hoe angaha nisaraka ianareo sy i anona, raha tsy dia teneniko ilay oul hoe tsy mety kosa izany! surtout hoe ilay lhl no nanao ilay izy, hum!:twisted:, hihih, raha ilay vhv alou mety nisy zvt nanjo azy tao!:P:P:-D:-D;-)


17. soasoafy ( 03/07/2006 11:27)
za ndray alou tsy hiteny na @ andaniny na @ ankilany e raha namako fa raha ao anatin'ny fianakaviana no ahitako de miteny aho ary ataoko afa-baraka mihintsy.
18. rapala ( 03/07/2006 11:29)
Avy teo zaho rehefa nihaona t@ ilay " officielle " zay namako akaiky, dia tsy nitantara n'inona n'inona zaho fa nanontaniako izy hoe " manakory ise sy ....zao ? ", dia izay ihany....

booboo: amiko alou de tena mety ny nataonao hoe, hampiady mpivady eo ve nefa tsy fantara izay tena fandehany, de inona ny vokatra azo @ fitantarana?
19. toovs ( 03/07/2006 11:41)
vale:

hery:

Eritrereto hoe misy mpivady iray samy tena namanao daholo izy mivady. Dia indray andro ianao sendra nahita ilay ramatoa (na ilay rangahy :-)) nifamihina sy nifanoroka tamin'olona anakiray hafa...

Inona ho hataonao?
hum! raha ilay vhv namako dia hanontaniako izy hoe izy no iza aloha e? hihih, dia raha ilay lhl namako koa dia hanontaniako ohatr'izay, koa!! avy eo rhf hitako @manaraka dia teneniko hoe angaha nisaraka ianareo sy i anona, raha tsy dia teneniko ilay oul hoe tsy mety kosa izany! surtout hoe ilay lhl no nanao ilay izy, hum!:twisted:, hihih, raha ilay vhv alou mety nisy zvt nanjo azy tao!:P:P:-D:-D;-)




inona koa izany discrimination de sexe izany. samy olombelona, samy mety ho tratran'ny fakampanahy, samy manana ny besoins tsy satisfait izao ko nahoana no raha ny vehivavy no manao de tonga de mieritreritra enao hoe mety misy antony. samy manana izay pretexte daholo ange ny olona rehetra e.

20. booboo ( 03/07/2006 11:55)
toovs > zany no atao hoe solidarité féminine hihihihihi

kony moa Vale ô ? hihihihihihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2818