Raha mahatratra ambodiomby (3)
41. rapala
(
07/07/2006 13:49)
herimiafina: hanontanianao izy hoe inona no mahatonga azy mapiaraka nefa efa manambady sa hanontanianao izy hoe maninona izy no mifihina sy manoroka olana hafa?:):)
42. Herimiafina
(
07/07/2006 14:00)
Anontaniako aloha izy satria efa maro ny zavatra toy izao no hitako nitranga tamin'ireo namako akaiky fony mbola tany Dago.
Rehefa tena dinihina sy hanaovana etude lalina anefa le izy dia hita fa misy zavatra tsy ampoizina ao e!
Ohatra:
-Noho ny fahantrana de ilay vadiny mihintsy no mamporisika azy hiaraka amin'olonkafa manambola.
-Tsy nisy fitiavana fa mariazy forcé entre mpihavana.
-Olana efa sipany talohan'ny vadiny le olona no sady efa nananany zanaka saingy tsy neken'ny RAR ny niarahana fa no-forcer-ny hanambady olonkafa izay manao ny ataony ihany koa. sns.
Dia izay no antony itenenako hoe tsy voatery hanao Atemi-waza indray izaho amin'ity indray mitoraka ity fa ny solution dia mety zavatra hafa....:wink:

43. rapala
(
07/07/2006 15:41)
Herimiafina: mampalahelo ilay tantara na de fohy aza fa mi-comprendre za:(
44. ravatorano
(
12/07/2006 08:17)
raha bandy d aseko mametraka kely aloha hihihi
raha sipa indray ni tratrako d mémézako fotsiny
Ka misy antony dhl anie matoa zareo mano an izay e fa sarotra amiko ny miditra amin izay raha tsy hoe izy angah no mivaky izany amiko mialoha d eo amin izay za manome torohevitra araky ny saimpatako d zay

45. elsami
(
28/07/2006 05:18)
io aloha miankina ilay seho mety mitranga e! mety efa nisy pretexte ilay izy dia mety tsy hahataitra ahy fa raha tsy nisy kosa fa tena tsy nampoiziko mihintsy dia manatona an'ilay tratrako aho na ny vavy na ny lahy @ maha-namako azy dia miteny manoro azy aho tsy mety izao ary izaho koa aloha marihina @ izay fotoana izay fa olona mba mendrika ny hanoro azy fa tsy izaho indray koa 'lay olona tsy faka tahaka e! @ io fotoana io dia tsy milaza na inona na inona @ ilany aho aloha fa olombelona mety ho lena ihany lay tratra kanefa kosa tsy ho lena mandrakizay koa raha mbola misy kosa anefa famerenan'ilay iray dia tsy hangina fotsiny aho fa sady mampitandrina azy aho ary @ izay de mety ho ilay tompom-bady mihintsy no hahatratra azy dia izy ireo @ izay no mifandamina, fa raha tratranao tokoa moa izy dia tsy misy kosa ve tokony ho andraikitrao ho raisinao @ maha namana azy ireo sanatria tsy ny handrava no tanjona fa ny mba hisian'ny marimaritra iraisin'izy ireo ary marihiko fa dia izy ireo ihany no mahita izay vahaolana satria tokoa anie tsy tongatonga ho azy @ izay toerana izay izy ireo e.
47. nikopol
(
07/09/2006 16:47)
Raha ilay ramatoa no tratrako dia lazaiko we omeo kely za fa raha tsy izany lazaiko amin'i bainina :lol:
50. andry08
(
12/09/2006 20:25)
Raha ilay ramatoa no tratrako dia lazaiko we omeo kely za fa raha tsy izany lazaiko amin'i bainina
=))=))
=))=))