Raha mahatratra ambodiomby (3)
21. toovs
(
03/07/2006 12:06)
booboo:
toovs > zany no atao hoe solidarité féminine hihihihihi
kony moa Vale ô ? hihihihihihihihi
eny e
tsara ny solidarité fa ny discrimination tsy mitondra mankaiza zany ange e.
voararan'ny lalana izao ny fanavakavahana olona noho ny sexe ananany. toy ny volonkoditra ihany io.
mba eritrereto koa ange hoe ny lehilahy koa hilaza foana hoe misy antony izy matoa mampirafy satria tsy satisfait izay besoin tadiaviny sur tous les plans de ahoana ny hiafarany.
amiko aloha na lahy na vavy de diso daholo am zany e
22. vale
(
03/07/2006 12:08)
booboo: voalazandry!:}:}:}:}:}:°)
toovs: hihihih, hita fa izany, hiaro ihany ve zà dia ilay lhl, :-D:-D:P
toovs: hihihih, hita fa izany, hiaro ihany ve zà dia ilay lhl, :-D:-D:P
23. toovs
(
03/07/2006 12:13)
rehefa hitany fa ça vaut plus le cout de s'explique ou de discuter, il ou elle n'a qu'à demander le divorce. fa tsy hoe handeha hampirafy satria !!!!!!
25. vale
(
03/07/2006 12:17)
k'hita fa ny lhl matetika no manitsakitsaka koh, ny an'i tovs ngamba efa fahasarota-piaro @ lay hoe izy vhv:x, dia vhv ihany ko ny tena dia mba maharary raha misy manao toy izany ny vhv sahala any tena!!:twisted::twisted:
26. vale
(
03/07/2006 12:20)
toovs:saro-piaro mafy:-D:-D
rehefa hitany fa ça vaut plus le cout de s'explique ou de discuter, il ou elle n'a qu'à demander le divorce. fa tsy hoe handeha hampirafy satria !!!!!!
27. vale
(
03/07/2006 12:22)
toovs:dia teneno anzay izany lay nifanoroka e!:P
rehefa hitany fa ça vaut plus le cout de s'explique ou de discuter, il ou elle n'a qu'à demander le divorce. fa tsy hoe handeha hampirafy satria !!!!!!
29. pissoa
(
03/07/2006 15:27)
Ary ity iray ity tsy hitan'i toovs kle ;-):-D:-D:-D
Ohatran'ny hoe raha lehilahy dia tsy maninona raha tsy miteny aloha ... na hoe tsy maninona raha tsy miteny ... Sa tsy azoko tsara?
lapino:
Raha ilay vehivavy izy anefa, dia resahako mialoha avy eo fa tsy maintsy hoteneniko ilay anankiray (tsy haiko akory raha tena hoteneniko, fa mba ho izy no hiteny any mialoha). Fa raha lehilahy izy, dia izy ihany no iresahako fa tsy teneniko ilay vehivavy.
Ohatran'ny hoe raha lehilahy dia tsy maninona raha tsy miteny aloha ... na hoe tsy maninona raha tsy miteny ... Sa tsy azoko tsara?
30. lapino
(
03/07/2006 17:45)
Miala any indray ilay solidarité féminine hono! Tsy ny fitombenan'ny hevitra no andraisana an'ilay resaka fa ny an'ilay olona niteny azy! :P:P
Toovs, ka ny lehilahy sy ny vehivavy ange efa ny natiora no manavaka azy e! :wink:
Toovs, ka ny lehilahy sy ny vehivavy ange efa ny natiora no manavaka azy e! :wink:
31. pissoa
(
03/07/2006 17:48)
Ka azavao io tsy azoko io aloo ary e :) Mety ilaozako ihany le solidarite raha azoko io :wink:
34. sasa
(
04/07/2006 04:58)
hery, za lesy tena efa tratran'ny otran'io ary vao tsy 1 no hitako fa efa 3 teo izay namana karazany 3 ary ny vadin'ny namako 3 lahy daholo ireo hitako nampiaraka ireo, nahita voalohany aloha za d avy hatrany d niteny tam'le namako hoe araho maso ny vadinao fa hitako niaraka tamin'ny sipa hafa, tonga d tafasaraka le mpivady ary tonga d arak'ilay bandy fa za no niteny tany, ny ampitson'iny d tonga tany antranoko le bandy ary nilaza hoe" sipa tsivanona hono za, satria nampisaraka mpivady" raha tsy noteneniko hono izao ny marina d tsy nisaraka ry zareo, d tsy mba malahelo an'le zanany 2 ve hono za, vava be tsy misy toy izany ny nahazo an'ahy,ary tena tsy zakako le izy satria namako tena akaiky an'ahy no nataony.
Teo no nahatsapako fa toy ny miditra amin'ny tokantranon'olona ihany aho rehefa mahita ny vadin'ny namako mampiaraka ka mitantara amin'le namako, ny 2 farany hitako taty aoriana d nafeniko ny namako tanteraka, ary tsy mbola fantany hatramzao, mety hiteny nareo hoe diso aho tsy milaza satria mba samy vehivahy ihany nefa, raha ny zavatra nahazo an'ahy tamlay teo aloha izay tena tsy rariny satria le tratra indray no avo vava
Ka raha ny hevitro manokana aloha d aleo tsy milaza mintsy, aleo mody fanina fa tena grave ny vokany rehefa avy eo.
:P

35. rapala
(
04/07/2006 05:56)
hoy i sasa
hoy i booboo
amiko kou alou de izay ihany, hoy ny anglisy hoe "non of our business"!
Ka raha ny hevitro manokana aloha d aleo tsy milaza mintsy, aleo mody fanina fa tena grave ny vokany rehefa avy eo
hoy i booboo
Avy teo zaho rehefa nihaona t@ ilay " officielle " zay namako akaiky, dia tsy nitantara n'inona n'inona zaho fa nanontaniako izy hoe " manakory ise sy ....zao ? ", dia izay ihany....
amiko kou alou de izay ihany, hoy ny anglisy hoe "non of our business"!
36. hangaroo
(
04/07/2006 06:37)
Raha tena namako kosa aloha de tsy maintsy mba manipy teny kely @ lay tratrako aho eAfaka adidy aho @zay fa avy zay ataondry zareo satria manana ny raisonsy izy matoananao zay.
37. rhaingo
(
04/07/2006 07:23)
za kou aloha tsy hiteny e, fa mba manipy resaka @ ilay tsy nanao ..., raha vhv izy de hoe manin raha mba miova look e! asa!!! manao metimety e:lol::lol:
39. fasaly
(
06/07/2006 13:16)
ny ahy aza ny sipako izao tamzà mbola mamzelkely reny no tratrako nampiaraka fa oziko hoe harahiko any am zay haleahny any reto fa hisy hifankita eto anjoany kanjo very tao antsena n'anjoma ry zareo am lay full beuh de try hitako teo ny nandravoany tsssss:cry::?:-D:-D:-D:-D de ny ampitso nataoko zay ahitàna azy de nosarahiko avy hatrany:°):°):°)
40. Herimiafina
(
06/07/2006 19:33)
hery:
Eritrereto hoe misy mpivady iray samy tena namanao daholo izy mivady. Dia indray andro ianao sendra nahita ilay ramatoa (na ilay rangahy :-)) nifamihina sy nifanoroka tamin'olona anakiray hafa...
Inona ho hataonao?
Ny reaction-ko de manontany azy aho ny antony hanaovany izany. Dia miankina amin'izay ny toro-hevitro. Mijanona ho toro-hevitra ihany fa tsy tonga hatrany amin'ny atemi-waza indray aloha ity indray mitoraka ity! :wink: