NY FITIAVANA
1. boubounezy
(
29/06/2006 17:55)
faorina sa fiadanana ny fitiavana ry zareo?(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
répondu par olotoano le 10/07/2006 04:53
4. boubounezy
(
29/06/2006 18:39)
mba azavao kely anah wé kia ry cutie fa tsy azoko tsara wé aona lé mampiadana fa arakarakiny itiavanjy lé oull nou otrany vô maika tsy dé itiavany anjy sa:roll:
cutie:
fiadanana(l)
5. cutie
(
29/06/2006 18:44)
:-D:-D:-D:-D:-D
ka mahazo fitia ve njy tsy hiadana?
Refa mifamaly le fitia de miadana :wink:
ka mahazo fitia ve njy tsy hiadana?
Refa mifamaly le fitia de miadana :wink:
6. Aino
(
29/06/2006 19:29)
: boubounezy [ Valio ] 29-06-2006 22:55:59
Lohateny : NY FITIAVANA
faorina sa fiadanana ny fitiavana ry zareo?
izy roa mitambatra.
8. Fiffi
(
29/06/2006 19:45)
heu....miankina @ le fitiavana hiany aloha io raha ny fanfatarako azy an!
-Raha ohatra ka misy ny fifankatiavana de manaraka azy ny fiadanana.
-Raha misy koa anefa ny fitiavana saingy nohon'ny hasarotan'ny fiainana angamba de mety ho lasa fijaliana indray.
-Nefa azo hatao hoe izy roa koa .:)(l)(l)
-Raha ohatra ka misy ny fifankatiavana de manaraka azy ny fiadanana.
-Raha misy koa anefa ny fitiavana saingy nohon'ny hasarotan'ny fiainana angamba de mety ho lasa fijaliana indray.
-Nefa azo hatao hoe izy roa koa .:)(l)(l)
12. sasa
(
30/06/2006 03:34)
izy roa mitambatra satria rehefa mifankatia tsara foana tsy misy olana minty d fiadanana fa rehefa misy fifandirana lava d fahoriana, izay hoe mifandimbindimby eny le izy :P
14. mamzelkely
(
30/06/2006 05:23)
fiadanana fôna ny fitiavana ka satri refa miaraka am olona enao na de misy aza ny fifandirana de miadana be enao refa miombona de na misy aza ny fisarahana de miadana be enao refa mahita solony :°), tô adino le "fahoriana" (nataoko an'io satri ts maharitra :°)
15. pissoa
(
30/06/2006 05:25)
Miankina amin'ny ora hametrahana ny fanontaniana.
Raha amin'izao aho no mamaly dia fahoriana no valiny :cry::roll:
Raha amin'izao aho no mamaly dia fahoriana no valiny :cry::roll:
16. diamondra27
(
30/06/2006 05:34)
pissoa: mamagy @ fahoriana izany de aza manambe e! , de mitràka fa aza mitanondrika
lasa zao , mbola ho avy le maraina
allez, courage! aza kivy
lasa zao , mbola ho avy le maraina
allez, courage! aza kivy
17. vale
(
30/06/2006 05:41)
k'hita wa ry pissoa, aiza koa no dia hoe fahasambarana foana?! na dia ilay adiady kely ireny aza dia efa fahoriana koh! na dia hoe misinda aza avy eo! asa aloha ê!!!
18. mandrindra
(
30/06/2006 06:55)
pissoa, amby aty haingana tambatambazako, fa izaho anie ilay mizara tsy mitsitsy e :-*
vale, ilay adiady kely koa fahasambarana ka, raha tsy ireny tsy matsiro ilay izy :wink:
vale, ilay adiady kely koa fahasambarana ka, raha tsy ireny tsy matsiro ilay izy :wink:
19. bimanoa
(
30/06/2006 07:03)
Fitiavana ( Poopy )
Mba lazao ahy
Raha mety ho fantatrao
Nahoana moa ilay fitia
Izay lazaina ho tsara
No mampitalaho
Mampitanondrika anao
Lazao ahy, lazao ahy
Fa tsy fantatra
Fa nahoana moa
Raha toa ka tsara izy izao
No tsy maharitra, tsy miharitra
Fa mora mihofo
Ka mandratra anao
Manimba ny fiainanao
Nahoana lahy
Maninona no toa ekenao
Nefa rahoviana moa
Ny fiainana fitiavana
No tsy ho arahina
Sento sy tomany
Tsy ho hitanao
Ny lanjan'ny fiainanao
Raha toa ka tsy ho fantatrao
Izao rehetra izao
Teny tsotra toy izay no navalinao
Fitiavana, fitiavana
Io no fiainana
Efa hatry ny ela anie
Ny fitiavana
No ifandimbiasana
Sento sy tomany
IO AMIKO MAHALAZA AZY !
Mba lazao ahy
Raha mety ho fantatrao
Nahoana moa ilay fitia
Izay lazaina ho tsara
No mampitalaho
Mampitanondrika anao
Lazao ahy, lazao ahy
Fa tsy fantatra
Fa nahoana moa
Raha toa ka tsara izy izao
No tsy maharitra, tsy miharitra
Fa mora mihofo
Ka mandratra anao
Manimba ny fiainanao
Nahoana lahy
Maninona no toa ekenao
Nefa rahoviana moa
Ny fiainana fitiavana
No tsy ho arahina
Sento sy tomany
Tsy ho hitanao
Ny lanjan'ny fiainanao
Raha toa ka tsy ho fantatrao
Izao rehetra izao
Teny tsotra toy izay no navalinao
Fitiavana, fitiavana
Io no fiainana
Efa hatry ny ela anie
Ny fitiavana
No ifandimbiasana
Sento sy tomany
IO AMIKO MAHALAZA AZY !