NY FITIAVANA

21. sarobidy ( 30/06/2006 08:42)
1 - Miadana satri tiana sy tia.

2 - Ory satri ny vokatry ny tiana sy tia dia matetika miteraka fahasarotam-piaro izay aretina mpahazo ny mpifankatia rehetra.

==> Ary ny fahasarotam-piaro dia mitondra @ ady , ary ny ady dia mitarika any @ fahoriana.
22. ramialy ( 30/06/2006 08:54)
sarobidy : marina ny anao, fa raha jerena kosa ny pourcentage dia ny fiadanana no betsaka e(l)(l)
23. mamzelkely ( 30/06/2006 10:21)
ramialy zay wa adino le fahorina aveo a fiadanana no tadidy be:°)
24. boubounezy ( 30/06/2006 11:55)
ka lé olana ngé dé zao njay e! ravô azonjy dôly ny fitiavana dé maty miadana njy fa tsy maintsy misy zavatsa tsy mampiadana fona!;-)


Aino:

: boubounezy [ Valio ] 29-06-2006 22:55:59
Lohateny : NY FITIAVANA
faorina sa fiadanana ny fitiavana ry zareo?

izy roa mitambatra.



25. boubounezy ( 30/06/2006 11:58)
marina ny anjy fa ra vô misy oull2 mifankatia dé tsy maintsy misy mampiady fona dé misy @zay ny fijalina:?::?:


Fiffi:

heu....miankina @ le fitiavana hiany aloha io raha ny fanfatarako azy an!
-Raha ohatra ka misy ny fifankatiavana de manaraka azy ny fiadanana.
-Raha misy koa anefa ny fitiavana saingy nohon'ny hasarotan'ny fiainana angamba de mety ho lasa fijaliana indray.
-Nefa azo hatao hoe izy roa koa .:)(l)(l)



26. boubounezy ( 30/06/2006 12:00)
ka zay ngé kia ry cutie no matonga anah manotany e! satsy matetika somary misy olana fona e!


cutie:

fa manin no fahoriana ?
zay no tsy azoko:roll:



27. boubounezy ( 30/06/2006 12:01)
misôtra njinja^:^^:^^:^


mandrindra:

fiadanana tanteraka ny fitiavana



28. boubounezy ( 30/06/2006 12:04)
mamz:/:lol::lol::lol:


mamzelkely:

fiadanana fôna ny fitiavana ka satri refa miaraka am olona enao na de misy aza ny fifandirana de miadana be enao refa miombona de na misy aza ny fisarahana de miadana be enao refa mahita solony :°), tô adino le "fahoriana" (nataoko an'io satri ts maharitra :°)



29. boubounezy ( 30/06/2006 12:06)
aza mitomany njy kia ry pisoa fa itady fiadanana anie ny matonga anity hevitra eto ty zay e!:wink:


pissoa:

Miankina amin'ny ora hametrahana ny fanontaniana.
Raha amin'izao aho no mamaly dia fahoriana no valiny :cry::roll:



30. MTN ( 30/06/2006 12:07)
fiadanana
31. vale ( 30/06/2006 16:34)
boubounezy: fiadanana hono ny an'i MTN:lol::P:P
32. vale ( 30/06/2006 16:37)
boubounezy> mmhhh, miankina @ le ol2 ihany akia io an, raha te hihaino feon-dakolosy tokana ve moa?!!!!!:roll:
33. vale ( 30/06/2006 16:44)
MTN: dia ahoana indray nefa ilay fiteny hoe "afo anie io fitiavana io e":!::D:D
34. diamondra27 ( 30/06/2006 17:49)
sady mamay no mandoro, sa tsy izany ry vale
35. vale ( 30/06/2006 18:48)
euuu, sady antonony no mandoro:-D:-D:-D:wink:
36. pat1106 ( 01/07/2006 03:42)
Tsy hita zay lazaina azy satria izy roa mitambatra io tsy misy zany fitiavana fiadanana zany nefa koa tsy misy fahoriana lava koa ny fitiavana noho zany rehefa miaina azy de tokony mahay mionona amin'izay miseho na fahoriana no tonga na fifaliana satria zay tsy maintsy zay no zavamisy.
37. sasa ( 01/07/2006 03:46)
mazava ho azy izany ny valiny fa izy 2 mitambatra, izany hoe ao anatin'ny fitiavana d misy fitiavana fahoriana, sy fitiavana fiadanana :P
38. sarobidy ( 01/07/2006 04:45)
miombon-kevitra @ sasa koa aho kah!
39. boubounezy ( 01/07/2006 09:56)
:D tena marina mintsy ny any sasa zany tena mahafamp(l) ahy lé valiteny alou e!^:^=D=D=D
40. ramialy ( 01/07/2006 10:35)
mamz: zay mihitsy e, tsy eritreretina koa izany fahoriana izany fa lasa reraka am-boalohany eny ihany, ny fiadanana no atao ao an-tsaina de izay:*:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4817