NY FITIAVANA

41. pissoa ( 01/07/2006 10:58)
Ka ilay izy anie tsy hoe rehefa tsy eritreretina dia lasa tsisy oazy e ...
Ngah raha misy labiera eo ambony latabatra ka tsy eritreretina dia lasa tsisy labiera wazy? :roll:
42. lapino ( 01/07/2006 11:57)
pissoa:
Ngah raha misy labiera eo ambony latabatra ka tsy eritreretina dia lasa tsisy labiera wazy? :roll:
Fa lasa tsy voasotro ilay labiera na izany aza


43. poupounesana ( 01/07/2006 12:18)
ramialy, =D "etat d'esprit" ane zany fiadanana zany e! ngah zany tena ho hitanao mivandravandra beuh eo!

ny fitiavana raha misy mety mitarika faoriana, rah tys misy mitsy koa mety mitarika faoriana fa ny fehiny d ny saina amboarina tsara e
44. MTN ( 01/07/2006 12:21)
vale: tsy mbola tafa be ao anatiny aloha dia mbola fiadanana. Fa saingy malaza hoe fahoriana io. Ho hita eo ihany eh. Ze voa manodidina hoy ny fitenenana. Ze tsy voa aloha mbola mandeha milamina eo ihany.

pissoa: ny tiany tenenina am le hoe tsy eritreretina angamba hoe ... ataoko amin'ny ohatra, raha voan'ny daka ianao. Ekena hoe narary iny fa raha androany ianao miteny hoe narary iny, de radem koa ctrl+v, de ... afaka eritaona mbola iny ihany no tarazoina eo ... tsy aleo tsy eritreretina?
45. pissoa ( 01/07/2006 13:44)
MTN:
pissoa: ny tiany tenenina am le hoe tsy eritreretina angamba hoe ... ataoko amin'ny ohatra, raha voan'ny daka ianao. Ekena hoe narary iny fa raha androany ianao miteny hoe narary iny, de radem koa ctrl+v, de ... afaka eritaona mbola iny ihany no tarazoina eo ... tsy aleo tsy eritreretina?
Yeap - azoko ka. Fa
zelkely:
fiadanana fôna ny fitiavana satri ... tô adino le "fahoriana" (nataoko an'io satri ts maharitra
Dia io no teneniko oe tsy fiadanana fôna zany ny fitiavana satria misy ilay fahoriana hadinoina ... (ny fôna mantsy midika oe amin'ny fotoana rehetra) :roll:

lapino:
Fa lasa tsy voasotro ilay labiera na izany aza
Ie - de mampalahelo be le labiera raha vao tsy voasotro :roll:
46. vale ( 01/07/2006 14:27)
MTN: dia aza miditra be ao anatiny izany koh:°):°);-)
47. vale ( 01/07/2006 14:30)
boubounezy:

:D tena marina mintsy ny any sasa zany tena mahafamp(l) ahy lé valiteny alou e!^:^=D=D=D
:roll:boubounezy: efa fatanjy kay ilay valiny an!!:-D:-D:-D:-D:wink:


48. lapino ( 01/07/2006 14:37)
pissoa:
Ie - de mampalahelo be le labiera raha vao tsy voasotro :roll:

Ka manova zavatra ihany izany rehefa tsy eritreretina ilay labiera ko! Na tsy foana aza izy dia tsy voasotro.
Dia mampalahelo koa ve raha vao tsy voasotro ilay fahoriana? :roll:
49. pissoa ( 01/07/2006 14:52)
lapino:
Ka manova zavatra ihany izany rehefa tsy eritreretina ilay labiera ko! Na tsy foana aza izy dia tsy voasotro.

Ngah za niteny oe tsy manova :roll:
lapino:
Dia mampalahelo koa ve raha vao tsy voasotro ilay fahoriana? :roll:

Tsy haiko fa misy miteny aza ao (hihihi, kamo be zah hitady indray) oe matsiro be ony le avy miady knou :roll: de matsiro be le misaraka dia mahita vaovao (zah tsy siora :roll: )
50. MTN ( 01/07/2006 15:18)
ilay mody miady no tena fax
51. boubounezy ( 03/07/2006 16:26)
mody miady dé avy eo mifanoroka dé mifamihana dé mifanao bisous
52. diamondra27 ( 04/07/2006 04:13)
capricieux zany an
53. sasa ( 04/07/2006 04:23)
boubouneza ka izany mintsy le izy, mahafinaritra mintsy anie le miady kely d avy eo mifanoroka indray e! misy fafiny mintsy izy amin'iny
54. ramialy ( 05/07/2006 09:46)
poupounesana : ka izay ange le tiako tenenina @ le hoe tsy eritreretina e, ra mandinika ianao plus ianao mieritre2 zvt ratsy +iny no tonga aminao, dia izay. Mba le hoe milamina no atao an-tsaina, ny olona aza moa miteny hoe hamisavisana ny ratsy hiavian'ny soa ka asa!:D
55. olotoano ( 10/07/2006 04:53)
ze tiana mitombo tarehy!
ze tia adala !
'dala hono ze ts'tia n'iazy!
tody -mpitia manodiava fa ny tody- mpaty aza misy.
na samy tia aza rehefa tsy misy sos de combat.
Raha (l)ka tsy misy:*:*'ty de:evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4941