HEVITR'AKOHO FA MAHA OMBY

1. boubounezy ( 24/06/2006 17:25)
Boubounezy n'est pas Boubounezy pour rien! té ikaly bé ve nareo anotanio fa ra mbola haiko sy vitako dé oméko ny recette! tsy mila boky recette zany za fa ny fanaovako sakafo iany no omeko anareo mazoto homana dôly ary fa ho avy ny kaly be e!:-P:-P:-P:-P
répondu par boubounezy le 01/07/2006 10:48
2. Fiffi ( 24/06/2006 18:26)
=D=D de ho heritreretina indray ary io , misaotra akia ry boubounezy!:):-*
3. vale ( 24/06/2006 20:14)
boubounezy, de raha lasa akoho akia zay avy eo,ihihihihihih:-D:-D:wink::wink:, saotra akia fa mianjy anjy sisa zany annn!!:miam::miam:
fa zah akia mba hatory fomba fahandro trodro à,(à la boubounezy:D!!), na trodron-dranomasina, na trondro na ranomamy annn!!:D:-*:-*
4. tisera ( 25/06/2006 01:39)
:-*:-* misaotra akia boubounezy a! Ohatra ahy aloha tena mba mazoto mianatra manao sakafo fa miandry ilay re-7 -ndry hanaovana fampiharana é!:-D:-D
5. boubounezy ( 25/06/2006 08:46)
fomba fahadro à la Boubounezy endasina ny trondro tilapia endasina ny tongolo oignonsomary atao betsaka dé refa doré dé asina poivra si tongolo gasy sira dé avy eo arotsaka anaty vilany 1 ny trondro dé miaraka @ rano papakiny vera dé avy eo arotsaka eo ambony ny sauce oignon dé andraona zé avy néndasina dé andraona15 na 20 mn dé vita. mbola misy fomba hafa kou ho any zé mitady hafa.;-):-P



vale:

boubounezy, de raha lasa akoho akia zay avy eo,ihihihihihih:-D:-D:wink::wink:, saotra akia fa mianjy anjy sisa zany annn!!:miam::miam:
fa zah akia mba hatory fomba fahandro trodro à,(à la boubounezy:D!!), na trodron-dranomasina, na trondro na ranomamy annn!!:D:-*:-*



6. boubounezy ( 25/06/2006 08:54)
tsisy fisôrana kia fiffi a!

Fiffi:

=D=D de ho heritreretina indray ary io , misaotra akia ry boubounezy!:):-*



7. boubounezy ( 25/06/2006 08:57)
tsisy fisôrana tisera fa io alou efa misy recety 1 dé refa misy tinao ho fantatra hafa dé anotani anah e! tsy olana


tisera:

:-*:-* misaotra akia boubounezy a! Ohatra ahy aloha tena mba mazoto mianatra manao sakafo fa miandry ilay re-7 -ndry hanaovana fampiharana é!:-D:-D



8. vale ( 25/06/2006 09:45)
boubounezy: misaotra,eh!
9. adidy ( 25/06/2006 10:38)
boubonezy: ary ahoana no fanaovana an'ilay loha-kisoa ireny?(louks)
10. Ralay ( 25/06/2006 11:35)
Na akoho na omby zany dia hevitra tsara daholo ry bounezy fa dia mba inviteo aloha hanao degustation zah dia ho hitako eo raha tsara ilay resetinjy e :lol:
11. Rafotsy ( 26/06/2006 05:28)
boubounezy : ny ahy aky no mba tiako , dia ilay trondro handraona miaraka @ cresson sy lardons ary tsaroko tena matsiro bé ilay anana sy lardon ka tsy misy nihinana mihintsy ilay trondro ! ( souvenir ny fahazazana io izany e )! Ka raha mba haindry aky dia mba hatoroy ahy !
:-*
12. miantra ( 26/06/2006 10:28)
ohatran'ny mba fataon'ny neninay koa io fa raha tsy diso ny fitadidiko dia atao mendimendy kely ilay lardon, avy eo ampina tongolo sy voatabia dia asiana arotsaka ny anana (raha tsy tia anana azo soloina karaoty na poireau ny lafika) andrasana efa somary miova loko ilay anadrano vao apetraka ny tondro ary tondrahana saosy voatabia (efa natao à part) sns.. + rano kely maha ketsaketsa azy dia avela hi-mijoter moramora mandrapamasaka ilay trondro.
Dia vita dia bonne appetit!

izay ny fitadidiko ny fanaovan'i neny an'io fa asa sao dia misy mahay hafa.
13. Rafotsy ( 26/06/2006 14:12)
miantra : misaotra fa handramana indray !
14. vale ( 26/06/2006 17:10)
maintra: ny ahy dia tsotra be indray,
>> anandrano(na cresson) na épinard koa, dia atao lafika, dia apetraka eo ambony ny trondro efa voatetika, + voatabia voatetika salasalany + tongolo gasy hasiny (6 na 5 eo raha trondro 3 no tetehina )oh+ sira+ rano atao ambanimbany mihintsy, tsara kokoa ny manampoka tsikelikely+ menaka (izay mety2 aminao ;-))koa fa hadinoko,ihihhh, 25 à 30 mn atao afo malefaka, miam,miam :miam::D
15. miantra ( 27/06/2006 06:23)
Miantra akia ry vale fa tsy maintra:):)!

Andramako io fanaovandry azy io fa mety ve raha ilay trondro surgelé eny amin'ny sinoa ireny no ampiasaina.

Merci!!!
16. vale ( 27/06/2006 13:12)
:oops:tena diso maika koa dia lasa diso ilay soratra, azafady kià!:oops:, ié, mety tsara mihintsy le trondron-dranomamy reny izy(tilapià ohatra sns,,), fa ny ranomasina no tsy fantatro na mety hiety koa, fa tsy mbola nandramako!:)
17. boubounezy ( 27/06/2006 18:00)
ny louks ndray ny anah dé asiko aira lé louks 1 manotolo iny dé asiko tantely niok mam kely sy épices ary herbes de provence dé ataoko ao anaty four thérmostat 160 mandritry ny 1h na 1h30 dé sady ao tsara ny famasahany sy ny odiny iny mikarepoka tsara kou tratrany tantely fa ra tsy tina hikarepoka dé tsy asina tantely. bon'ap dôly ary e!:-P


adidy:

boubonezy: ary ahoana no fanaovana an'ilay loha-kisoa ireny?(louks)



18. boubounezy ( 27/06/2006 18:02)
ivitéko enao ra vonona ny ihinana evitr'akoho no sady ma omby e!:-D


Ralay:

Na akoho na omby zany dia hevitra tsara daholo ry bounezy fa dia mba inviteo aloha hanao degustation zah dia ho hitako eo raha tsara ilay resetinjy e :lol:



19. boubounezy ( 27/06/2006 18:12)
ny fanaovako ny anah ndray dé tsy lardon alou fa henakisoa fa ataotsika wé lardon zany! ny lardon endasina kely fotsiny tsy endasina bé fa manjary maina kely lotra zasy mifintina be mantsy izy reny ra mendy lotra, dé efa pret ny anandrano; endasina kou ny sauce tomate; endasina ny trondro fa tsy atao masaka fa atao mendy2 fotsiny ny ao ivelany zany hoe: atao mamay be ny menaka zay menaka kely fotsiny fa tsy betsaka, avadika in2 ny trondro ho mendy tsara dé atokana; arotsay ny atsasakiny anandrano avy eo ny trondro avy eo ny anandrano avy eo ny lardon avy eo ny sauce tomate zay efa nokarakaraina talou dé asio rano tapakiny vera ny retra dé andraoy mandritry ny 20mn sarony tsara dé vita refa ritra tsara tsy may. dé bon'ap ary enao rafotsy a!:-P


Rafotsy:

boubounezy : ny ahy aky no mba tiako , dia ilay trondro handraona miaraka @ cresson sy lardons ary tsaroko tena matsiro bé ilay anana sy lardon ka tsy misy nihinana mihintsy ilay trondro ! ( souvenir ny fahazazana io izany e )! Ka raha mba haindry aky dia mba hatoroy ahy !
:-*



20. boubounezy ( 27/06/2006 18:15)
(l)mety tsara mintsy kou na trondrondranomasina aza kia vale a!:-*:-*:-P

vale:

:oops:tena diso maika koa dia lasa diso ilay soratra, azafady kià!:oops:, ié, mety tsara mihintsy le trondron-dranomamy reny izy(tilapià ohatra sns,,), fa ny ranomasina no tsy fantatro na mety hiety koa, fa tsy mbola nandramako!:)



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1389