HEVITR'AKOHO FA MAHA OMBY
22. Rafotsy
(
28/06/2006 06:39)
Boubounezy : misaotra fa hanandrana raha vao misy fotoana hijerena tilapia ! Toa marina ny andry fa tsy lardon efa ela loatra koa anie ilay fahazazana ka tsy dia tadidy fa ilay niady cresson no tena nijanona e !!
Mandra pa , dia raisina @ kahier aloha ilay r7 !Saotra betsaka o !
Mandra pa , dia raisina @ kahier aloha ilay r7 !Saotra betsaka o !
23. miantra
(
28/06/2006 10:58)
Ie!!!tsy votery lardon ilay izy fa niantso an'i Neny aho dia hoy izy hoe "sorony hono " ilay mifandimby taviny sy nofony ry reto no tena fanaovana azy ah!
Bonne appetit!!!
Bonne appetit!!!
24. Rafotsy
(
28/06/2006 12:52)
miantra : inona moa ilay sorony raha hoe aty aho no mividy hena ? poitrina sa cote ?
25. vale
(
28/06/2006 15:37)
Miantra, Rafotsy, Boubounezy: misaotra koa fa handeha handramako koa ireo fanaonareo azy ireo:D:-*:-*
26. Rafotsy
(
28/06/2006 16:17)
Vale : i boubounezy sy miantra no tena isaorana betsaka :-*
Fa ity koa mbola t@ fahazazako ihany ka asa na mba misy mahay : anana ( tsy tsaroako hoe anana inona ) miaraka @ voanjo voatoto ary tena matsiro koa ! Tany Diégo izahay no mpihinana an'io aloha ! Raha mba misy mahay dia toa ho lasa vavikely i rafotsy ! Misaotra mialoha e !

27. boubounezy
(
28/06/2006 18:54)
ny fahanjony io ry miantra fa ny anah alou dé io e! ny lafika arakiny itiavany oull tsy12 azy iany fa betsaka ny azo atao lafika na laiso na sôsety na haricot vert sns...a la boubounezy io e! ny anandrano tsy votery ivadika loko vô arotsaka ny tsonjo fa ny anah tonga dé ataoko ao ambany ao fotsiny satry mikaresoka tsara refa masaka ny kaly no létsirony sauce zay narotsaka teo ambony no anomé tsirony io anana ao ambany io :-P:-P:-P:-P
miantra:
ohatran'ny mba fataon'ny neninay koa io fa raha tsy diso ny fitadidiko dia atao mendimendy kely ilay lardon, avy eo ampina tongolo sy voatabia dia asiana arotsaka ny anana (raha tsy tia anana azo soloina karaoty na poireau ny lafika) andrasana efa somary miova loko ilay anadrano vao apetraka ny tondro ary tondrahana saosy voatabia (efa natao à part) sns.. + rano kely maha ketsaketsa azy dia avela hi-mijoter moramora mandrapamasaka ilay trondro.
Dia vita dia bonne appetit!
izay ny fitadidiko ny fanaovan'i neny an'io fa asa sao dia misy mahay hafa.
28. boubounezy
(
28/06/2006 18:57)
ary mba aiza i neninjy zany ry miantsa mba anampy anah anao ré7 a!;-)
miantra:
Ie!!!tsy votery lardon ilay izy fa niantso an'i Neny aho dia hoy izy hoe "sorony hono " ilay mifandimby taviny sy nofony ry reto no tena fanaovana azy ah!
Bonne appetit!!!
29. boubounezy
(
28/06/2006 18:58)
(l)miam! miam! kou kia a!
vale:
maintra: ny ahy dia tsotra be indray,
>> anandrano(na cresson) na épinard koa, dia atao lafika, dia apetraka eo ambony ny trondro efa voatetika, + voatabia voatetika salasalany + tongolo gasy hasiny (6 na 5 eo raha trondro 3 no tetehina )oh+ sira+ rano atao ambanimbany mihintsy, tsara kokoa ny manampoka tsikelikely+ menaka (izay mety2 aminao ;-))koa fa hadinoko,ihihhh, 25 à 30 mn atao afo malefaka, miam,miam :miam::D
30. boubounezy
(
28/06/2006 19:08)
rafotsy tena milay bé zany fa ananana mifangaro no tena fanaovana azyendasina ny tongolo sy otabia dé arotsaka ny ananana mifangaro efa votetika sy madio na madinika kely ny tetika na antonony na vaventy dé mety dôly dé endasina kely miaraka @ lé sauce votabia sy tongolo mandritry ny 5 na 10 mn eo dé arotsaka ny voanjo vototo dé tongolo maintso dé asina poivre kely dé andraoy @ zé famasahana itiavanjy azy fa ny menaka atao kely a! manjary tsy heno tsara ny tsirony lé totomboanjo bon'app é!:-P:-P:-P
Rafotsy:
Vale : i boubounezy sy miantra no tena isaorana betsaka :-*
Fa ity koa mbola t@ fahazazako ihany ka asa na mba misy mahay : anana ( tsy tsaroako hoe anana inona ) miaraka @ voanjo voatoto ary tena matsiro koa ! Tany Diégo izahay no mpihinana an'io aloha ! Raha mba misy mahay dia toa ho lasa vavikely i rafotsy ! Misaotra mialoha e !
31. miantra
(
29/06/2006 06:39)
Merci daholo e!, hampitaiko any amin'ny Neny ny fisaorana.
Boubounezy: any Dago akia izy ah !efa 8 taona izay no tsy nahitako azy fa ny feony sisa :snif::snif:
Rafotsy: ilay poitrine no izy sady aty efa ataondry zareo manifinify tsara ny fandidiany azy.
Andramako indray izany atao amin'ny voanjo izany fa ohatran'ny mety ho tsara.

32. boubounezy
(
29/06/2006 08:33)
anjay kia kou! dé aza tomany ary njy fa manjary lasa rafotsy aloany fotona eo ngé njy e!dé aza adino kou ny afatsa ho any neny ary an! fa lé ananana mifangaro @ voanjo alo tena trara be mintry e! atao ketsaketsa zay izy otrany somary mavo2 kely ny lokony le ananana vô bataina!! tena miam be maintriny bon'app ô!:-P:-P
33. Rafotsy
(
29/06/2006 12:26)
Boubounezy sy miantra : misaotra anareo aky a !
Fa ilay voanjo aloha ahoana e ? Ilay voanjo efa grillé no totoina sa voanjo mbola frais , dia aiza aky no mahita izany ?:-*
Fa ilay voanjo aloha ahoana e ? Ilay voanjo efa grillé no totoina sa voanjo mbola frais , dia aiza aky no mahita izany ?:-*
34. miantra
(
29/06/2006 12:52)
tsy tomany ka !!! manganohano fotsiny indraindray fa diso ilay sary kely!!!
36. vale
(
29/06/2006 16:21)
Rafotsy: :-D, hay tokoa moa ! Misaotra an'izy 2 vavy izany e:-*:-*:-*:D
37. boubounezy
(
29/06/2006 17:46)
voanjo manta no tena izy ka!:-P
Rafotsy:
Boubounezy sy miantra : misaotra anareo aky a !
Fa ilay voanjo aloha ahoana e ? Ilay voanjo efa grillé no totoina sa voanjo mbola frais , dia aiza aky no mahita izany ?:-*
38. boubounezy
(
29/06/2006 17:49)
ie marina mintsy ny teninjy ry cutie a! fa le voanjo alo tsy tena atao vototo tsara otrany poudre an!:-P:-P
cutie:
voajo sy ravomboatavo koa reto milay be a:miam::miam::miam: