HEVITR'AKOHO FA MAHA OMBY

41. boubounezy ( 30/06/2006 12:33)
rafotsy sô dé ananambo zany lazainjy zany???


Rafotsy:

Vale : i boubounezy sy miantra no tena isaorana betsaka :-*
Fa ity koa mbola t@ fahazazako ihany ka asa na mba misy mahay : anana ( tsy tsaroako hoe anana inona ) miaraka @ voanjo voatoto ary tena matsiro koa ! Tany Diégo izahay no mpihinana an'io aloha ! Raha mba misy mahay dia toa ho lasa vavikely i rafotsy ! Misaotra mialoha e !



42. boubounezy ( 30/06/2006 12:35)
misy croquettes de poulet ao anefitra finanana ao zé nona nareo e! dé mazoto minana dôly mbola ho avy ny ré7 manaraka.:-P ho any @ miam2 tsika retsa! an!
43. adidy ( 30/06/2006 17:33)
boubouezy a: misaotra @ ilay R7, ary ahoana ilay naandro gasy ilay malemy be vonjen'ny olona eny behoririka iny?
44. boubounezy ( 01/07/2006 10:21)
iny njay ampangotsahana ho masaka tsara dé soumary doréna @ four fotsiny tsy asina sucre na tantely fa atao @ zao fotsiny;-)
45. boubounezy ( 01/07/2006 10:48)
ho any bellla, ao @ dinika nataonao ao ny ré7 ny sônjo @ coco!;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1155