ouaaaaaiiiiiiii!!! Félicitations!!

1. hertix ( 24/06/2006 02:53)
hier soir, la sélection africaine a battu le Togo par 2 buts à 0 grâce à son capitaine Viera et Henry!!! =))=))=))=)) et on verra les bleus à la prochaine CAN2008!!!
répondu par sasa le 04/07/2006 04:07
2. Fiffi ( 24/06/2006 03:44)
:-D:-D:-D fa mba nisy fotsy 1 kosa aloha tao an! le gardien de but ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D soahiany fa samy manana ny lokon'ny maillot-ny sisa no hahafantarana hoe iza no iza :-D:-D:-D:-D
3. hertix ( 24/06/2006 04:09)
telo kah! aza adino ireo "immigrés" roalahy: Sagnol sy Ribery!!:-D:-D:-D
4. Fanja1 ( 24/06/2006 04:15)
:cry::cry::cry:
5. hertix ( 24/06/2006 04:21)
de ho sanatria naka togo ve i fanja1??:?
6. Fiffi ( 24/06/2006 04:23)
fa misy inona akia Fanja ? ntsooo :-*:-*:-*
7. Fanja1 ( 24/06/2006 04:36)
za wa maka zay mi-contre rehetra an'i lafrantsa:cry::cry::cry::cry: marary ny foko :)
:-*:-*:-* Fiffi
8. nikopol ( 24/06/2006 07:50)
mahazo mody an'i dago zany i fanja fa tsy tia an'i lafrantsa :) tsy za no niteny io fa sarkozy an
9. pissoa ( 24/06/2006 07:58)
za kou naka Togo fa zah tsy any Frantsa de mody kou ve ry niko :cry::cry::cry::-D
10. Bonz ( 24/06/2006 07:59)
hertix:

telo kah! aza adino ireo "immigrés" roalahy: Sagnol sy Ribery!!:-D:-D:-D



=))=)):-D:-D
11. Bonz ( 24/06/2006 08:03)
Ny ahy ilay frantsa be afrikanina iny mihitsy no hireveko azy. Ireny porofo mitehaka antampon'oron-dry menasofina hoe ils sont rien sans les africains!:wink:, sady ny tena frantsay ange ka espèce en voie de disparition e :wink:
12. Fanja1 ( 24/06/2006 08:04)
nikopol ie :)
13. Fanja1 ( 24/06/2006 08:06)
Bonz ie raha esorina ny etrangés rehetra @ lafrantsa sy ny metisses rehetra de azo isaina @ tanana ny tena menasofina araka ny voalazanao.
14. lapino ( 24/06/2006 08:19)
i Domenech mihitsy no tsy alehany amin'io ekipa io e!
15. Mifenty ( 24/06/2006 12:18)
Bonz kou mapmé le


16. zandikely ( 24/06/2006 17:07)
Angaha ireny mpilalao ireny tsy omen'i Sarkozy carte rouge intsony e !
17. vale ( 24/06/2006 23:42)
Fiffi:

:-D:-D:-D fa mba nisy fotsy 1 kosa aloha tao an! le gardien de but ! :-D:-D:-D:-D:-D:-D soahiany fa samy manana ny lokon'ny maillot-ny sisa no hahafantarana hoe iza no iza :-D:-D:-D:-D

fiffi: hihihihihhhhhhhhh:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D, ndry an!:wink:=))=))=))

18. vale ( 24/06/2006 23:44)
nikopol:

mahazo mody an'i dago zany i fanja fa tsy tia an'i lafrantsa :) tsy za no niteny io fa sarkozy an
8O:idea::idea::-D:-D:-D:-D:-D


19. xxx ( 25/06/2006 06:40)
Ie, normaly ihany ny tena tompotanàna otran ndry Le Pen ra soso-... am reo olona zay heveriny fa tsy mitovy loko aminy. Apetraho amin'ny toerantsika e, otran hoe olonkafa hafa razana sy loko no misolo-tena an Madagasikara (izay tsy ho hisy mihitsy angamba) amin'ny fihaonana lehibe tahaka ireto.. :twisted::twisted::twisted::twisted:
20. Mifenty ( 25/06/2006 07:21)


io ndray fa manomboka aza le resaka firazanana ry xxx

lazao ndray fa ho tezitra ny merina raha misy betsileo hafa firazanana amiko monina ao an-tananarivo


ho voafafa ndray ty sujet ty ry x le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6425