ouaaaaaiiiiiiii!!! Félicitations!!
21. vale
(
25/06/2006 10:01)
xxx:sosotra izy, nefa rehefa fanatanjahantena sy misy hihinanany (tany zanahiny) dia tsy olana an!! dia asa aloh?!!!:-D:-D
Ie, normaly ihany ny tena tompotanàna otran ndry Le Pen ra soso-... am reo olona zay heveriny fa tsy mitovy loko aminy. Apetraho amin'ny toerantsika e, otran hoe olonkafa hafa razana sy loko no misolo-tena an Madagasikara (izay tsy ho hisy mihitsy angamba) amin'ny fihaonana lehibe tahaka ireto.. :twisted::twisted::twisted::twisted:
22. hertix
(
25/06/2006 16:02)
Fanja1: mahaiza mionona raha naka togo e! Efa sélection africaine anie no nanao taminy e! Mety ho tsaratsara izao ny recompenses azon'ny togolais noho iny an!
24. mamzelkely
(
27/06/2006 05:23)
za koounkou ts tia lafrantsa fa zany we nanao pari tam olona za we izy hono maka togo de nefa efa fatatra à l'avance we ts maints haresy lafrantsa de naka frantsa za :-D:-D
25. Fanja1
(
27/06/2006 06:43)
hertix inn mou no azoko atao fa de mionona e... tiko latsaka any reo rahalina :P
26. dadabe
(
27/06/2006 06:52)
:*
zah koa tsy tia frantsa:twisted::wink:
fanja samy tsy tia frantsay ve tsika mitsam :wink::-$ :-D zah hirarah
Mpandefa : sasa [ Valio ] 27-06-2006 08:58:32
Lohateny : Re : ouaaaaaiiiiiiii!!! Félicitations!!
za konkou mbo tsy tia Frantsa e
zah koa tsy tia frantsa:twisted::wink:
fanja samy tsy tia frantsay ve tsika mitsam :wink::-$ :-D zah hirarah
27. mamafara
(
27/06/2006 07:10)
Bonz:
Ny ahy ilay frantsa be afrikanina iny mihitsy no hireveko azy. Ireny porofo mitehaka antampon'oron-dry menasofina hoe ils sont rien sans les africains!:wink:, sady ny tena frantsay ange ka espèce en voie de disparition e :wink:
=D =D =D =D =D dia ampiako:-*:-*:-*
28. adidy
(
27/06/2006 17:14)
Nareo ho aho aza manaratsy ny havantsika mena sofina fa raha niezaka nanao foot isika rehetra fa tsy nianatra dia tahaka izay efa vazaha dolydoly!!Ho an'ny matanjaka: fanatanjahan-tena atao:°):°):°), ary ho an'ny lehilahy: mba coaché-na foot madama:°):°):°)
29. Zina
(
28/06/2006 13:34)
bonz tena marina ny anao io ka
ny pi-leche boty ihany no tia frantsay ka.
ny pi-leche boty ihany no tia frantsay ka.
31. sasa
(
29/06/2006 03:57)
k'efa miteny za aho tsy tia la frantsa izany za wa za nin nin lazainareo eo :-D:-D:-D:-D:-D:-D
32. Zina
(
29/06/2006 13:12)
Hoy i Bonz
tena mime doly ny olona izay nolazaiko an'io ary hoy ry zareo oe tena maranitra mihitsy ianao hahahahaha
tsy ratsy aloha ilay izy e
Ny ahy ilay frantsa be afrikanina iny mihitsy no hireveko azy. Ireny porofo mitehaka antampon'oron-dry menasofina hoe ils sont rien sans les africains!, sady ny tena frantsay ange ka espèce en voie de disparition e
tena mime doly ny olona izay nolazaiko an'io ary hoy ry zareo oe tena maranitra mihitsy ianao hahahahaha
tsy ratsy aloha ilay izy e
33. mandrindra
(
30/06/2006 08:30)
dia rehefa avy nihaona tamin'ny bresiliens d'afrique zany i bresil dia hihaona amin'ny africains d'europe izao