nôfa be

1. xxx ( 20/06/2006 06:17)
:xi tovo jhay nge efa ela no bina2 sy ratsy b toy izao e!
sa zay nareo vô kôpy kosa? za alou tsoriko fa tsy tia an'lery iny mitsy eh!
ny anay hardrock hatrany e
répondu par mandrindra le 29/06/2006 19:45
2. hery ( 20/06/2006 06:32)
Mety hampitombo ny fitiavanao hard rock ve ny tsy fitiavanao an'i tovo jhay? :-)

Sa izany mihitsy no toetsain'ny mpanao hard rock? :-)
3. pissoa ( 20/06/2006 06:35)
Soa ihany zah fa tsy olo-malaza fa zah kounkou nôfa be kle ...
:x:x:x:x:x:x:x
4. Fiffi ( 20/06/2006 06:44)
fa tsy hitako kosa ry zareo izay hanaratsiana na hitsikerana ratsy azy an! nefa ny hirany aloha tena hummmm !! milay eh!
xxx: de rehefa tsy tia azy enao de tazomy ho anao irery satria ny tsirairay koh mba manana ny mpihira tsy tiany fa tsy andeha hitsikera azy tahak'izao.
pissoa: zah koh tahaka andry an! fa ny ahy hasiako :) de ampy.
5. mandrindra ( 20/06/2006 07:06)
pissoa:

Soa ihany zah fa tsy olo-malaza fa zah kounkou nôfa be kle ...
:x:x:x:x:x:x:x

iza ndray no nilaza an'izany ry pissoaaako a. tsy nôfa fa :-*

6. Fiffi ( 20/06/2006 07:13)
ntsoooo ! hitandry ry pissoa fa tsy nofa zany ndry an! :):-*:-*
7. MTN ( 20/06/2006 07:23)
Koa ianao koa moa lhl koa, tsy mahagaga raha tia azy. Raha ny hirany indray, milay ka. Sady hard rock izany koa ange bahan-kira eh. Ny atahorako dia ireo tsaratsara sy malazalaza amin'io no hitanao dia hoe milay.
Ny hafatro fotsiny dia hoe raha any andafy ianao dia aza misisika be loatra amin'ireny.
8. Fiffi ( 20/06/2006 08:01)
MTN: iza no lhl ?
9. xxx ( 20/06/2006 08:23)
MTN bàn-kira akia fa tsy bahan-kira a ! manajary misy mibahana ilay hira raha izay fa tsy manana bà !

Misaotra an !
10. pissoa ( 20/06/2006 09:02)
Fiffi, ie :-*:-D:-D:-D

mandrindra:
iza ndray no nilaza an'izany ry pissoaaako a. tsy nôfa fa :-*
mandrindrakooooo, zah ve rangah mba te hatao dinika dia mody hoe "nôfa be " de tonga de teneninao sahady hoe tsy nôfa akory :cry::-D:-D:-D


11. MTN ( 20/06/2006 10:16)
Fiffi> i xxx voalohany

xxx:

MTN bàn-kira akia fa tsy bahan-kira a ! manajary misy mibahana ilay hira raha izay fa tsy manana bà !

Misaotra an !


xxx> ka tsy misy accent ny clavier sady tsy mety alt+133
12. Fiffi ( 20/06/2006 10:48)
MTN: ok ! hitako no tsy tia azy tahakan'ny nolazainao teo!
13. mandrindra ( 21/06/2006 06:15)
pissoaaako a, tsy avelako misy miteny tsy mendrika aminao zany eto :lol:
14. Fiffi ( 21/06/2006 06:34)
hummm ! :) aza avela mihintsy !
15. pissoa ( 21/06/2006 18:28)
madrindra :-*
16. Fiffi ( 22/06/2006 04:25)
pissoa: hitandry @ zany ary!:):-*
17. xxx ( 22/06/2006 06:25)
Ny hardrock sy ny hira variété dia tsy mitovy mihitsy .Ary arak'izay koa ny toe-tsain'izay mitia azy .Na mavesatra sy manonja aza ny hard dia mitazona ny heviny hatramin'ny farany izy ,fa tsy toy ny variété izay miovaova hevitra sy fisainana fa tsy mijoro amin'ny foto-keviny mihitsy araka ny maha-variété azy izany.Ary raha resaka hira koa dia aleo tsorina fa tena very lavitra be ireo mpihira variété ireo mihoatra amin'ireo mpihira hard .
18. mandrindra ( 22/06/2006 06:51)
pissoa :-*:-*
fiffi tsy mbola mahazo :-D:-D:-D
19. Fiffi ( 22/06/2006 07:15)
tsy mbola mahazo inona indray ?
20. mamzelkely ( 22/06/2006 07:30)
xxx hihi za klou tia hard rock ee fa le fisainana klou ts de voako lôtra de aleko henona ftsn izy nefa za ko tia variété be ary tiko koko noho ny hard donc za zany tsisy foto-kevitra ko fa miovaova be :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3401