nôfa be

21. Fiffi ( 22/06/2006 19:18)
mandrindra: inona hoa ?
22. mandrindra ( 23/06/2006 06:40)
ohatran'ilay tary ambadika tary ihany e, ilay hoe "ary ahoana zah no tsy mahazo"
23. Fiffi ( 23/06/2006 11:50)
de omena ve ?
24. mandrindra ( 23/06/2006 13:25)
mila angaha i fiffi ?:-D:-D
25. Fiffi ( 23/06/2006 14:05)
ie :-D:-D:-D:-D
26. mandrindra ( 23/06/2006 14:10)
:-*:-* mbola ampiana sa atao mafonja kokoa :-D:-D
27. molota ( 23/06/2006 15:08)
mpisandoka ho metaly éo!!:twisted:
28. Fiffi ( 23/06/2006 15:16)
molota: iza hono ?
mandrindra: mafonja toy ny onja ve ? :-D:-D:-D
29. molota ( 23/06/2006 15:18)
aza B resakééé:twisted:
30. Fiffi ( 23/06/2006 15:23)
31. molota ( 23/06/2006 15:33)
:evil:
32. Fiffi ( 23/06/2006 15:40)
fa misy inona ô ?:roll:
33. molota ( 23/06/2006 16:13)
:^)
34. Fiffi ( 23/06/2006 20:49)
tena tsy mharaka eh! :roll::roll:
35. mandrindra ( 24/06/2006 10:18)
Fiffi:

molota: iza hono ?
mandrindra: mafonja toy ny onja ve ? :-D:-D:-D

onja be misesisesy :-D:-D

36. Fiffi ( 25/06/2006 19:07)
aiza koh ?
37. mandrindra ( 26/06/2006 07:11)
tsy hita zany ka
38. sah ( 26/06/2006 07:37)
aza atao zany kosa izy e!tsy dia hoe ratsy manao akory anie izy iny e!sa ianao kosa dia tena mlay be sa...ahoana?tsy hoe fitiavana an'i tovo j'hay an fa inn no nomen'A/tra azy ka aza atao izany ee.misaotra








[/quote]


39. Fiffi ( 26/06/2006 12:13)
mandrindra: ountsss! koh enao nanontany niteny hoe "mbola ampiana sa atao mafonja kokoa" de novaliako hoe "mafonja toy ny onja nefa aiza koh ? :-D:-D:-D:-D
40. mandrindra ( 28/06/2006 07:40)
ka hoe tsy hita hoa le izy fa tsapa fotsiny. sahala amin'ny onjampeo izao tsy hita fa heno
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0774