ry vahoaka malagasy tongava saina !!!SAHIA MIJORO!!!

1. sareraka ( 16/06/2006 08:05)
Efa tena hitsahan'i RAVALOMANANA ny loha ...

-alefa tsy misy droit ao @ MBS ny film mahaleo.
-ao @ MAGRO dia tsy grossiste fotsiny fa tena importateur tsy mpandoa hetra :aiza koa na kiraro sy akanjo sy kilalao ve dia hitanao ao nefa ny orin'asa sasany raha manao izany tapahana ny tenda.
-raràna ny miteny sy miresaka mivantana par téléphone @ radio tsy miankina rehetra eto ANTANANARIVO.
-Ny mpanohitra tapenam-bava!!sy rahonana !
répondu par prime le 17/07/2006 12:45
2. Fiffi ( 16/06/2006 08:33)
sareraka:

Efa tena hitsahan'i RAVALOMANANA ny loha ...
ny lohan'ny iza ? an'le be menomenona tsy manana solution ve ?


3. Rainikarabo ( 16/06/2006 08:37)
- fa iza no TV tsy mandefa pirate?
- Efa nahita ny statut magro ve ianao?
- io ilay tsy mahazo miresaka par telephone io dia tsaho sy honohono naely tato aho ato, fa tsy marina io, ary tsy misy didy na lalàna navoaka momba izany. Ary i sareraka kay anisan'ilay olona nanely io tsaho io.
- koa maninona no mbola afaka mimenomenona ry zefa alibera sy ry be molotra raha tapenana ny vavany?
4. Fiffi ( 16/06/2006 08:40)
Rainikarabo:
Ary i sareraka kay anisan'ilay olona nanely io tsaho io.
tsy mahagaga !! sady be menomenona nefa tsy misy hafitsoka akory !


5. toovs ( 16/06/2006 09:46)
Rainikarabo:

- fa iza no TV tsy mandefa pirate?
- Efa nahita ny statut magro ve ianao?
- io ilay tsy mahazo miresaka par telephone io dia tsaho sy honohono naely tato aho ato, fa tsy marina io, ary tsy misy didy na lalàna navoaka momba izany. Ary i sareraka kay anisan'ilay olona nanely io tsaho io.
- koa maninona no mbola afaka mimenomenona ry zefa alibera sy ry be molotra raha tapenana ny vavany?



fiffi sy rainikarabo> mba possible ve raha tsy pepoina intsony izay miteny ny zavatra tsapany. tsy ny mitady argument hanoherana an'izay teneniny fotsiny ve dia efa ampy e. Ny fanapepoana kosa amiko midika tsy fivelaran-tsaina e.
Ary momba ny olona mimenomenona kosa izay mahasorena anreo, ianareo ve mba misy hatokona sa de mangina be tsy miteny fotsiny eo. Tokony ho faly ianareo fa ny sasany zany mba au moins mahita zavatra tsy rariny. De ianareo tsy nahita an'izay mba tokony hitady ny solution e. nareo kosa izany sady tsy hihira no tsy hanao tsianjery.
Mba fanontaniana kely: raha tamin'ny fitondrana teo aloha ve ianareo rehefa misy olona mamoaka izay tsy andrariny hitany de manapepo hoatra an'izao foana koa. raha tsy nanao izany ianareo taloha de ianareo kay izany fanatique an'izay mpitondra amin'izao fotsiny toy ireo izay olona fanatique be fahatany tamin'ny fitondrana teo aloha ihany
6. xyrlov ( 16/06/2006 09:53)
Tsy be teny fa izao e; tjs RAVALOMANANA. MILAY RAVALO AN. IO IHANY NO AHY.
7. cristal ( 16/06/2006 10:11)
:-D Hoan'i toovs sy sareraka mba manaova sy mitenena zavatra marina fa aza de hoe tapenam-bava zahay na kianina rehefa miteny,ka ny fiteninareo no tsy mihaja sady tsy manadihady fa etim-po @ zavatra tsy hay,mahaiza mitsikera sy manakiana fa raha tsy izany tsy misy mihaino sy tsy aharesy lahatra ny olona ianareo ka mandoto fotsiny ny mpanohitra de zay!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
8. prime ( 16/06/2006 10:18)
Ilay droit'ny artistes sy ny resaka magro kosa aloha an! mmmmmmmmmh!:-w:-w
9. Fiffi ( 16/06/2006 10:21)
prime: ka tsy le tena artista ange io eh !!!!!
10. mdidhye ( 16/06/2006 10:25)
samy tonga saina daholo ny gasy fa diso hevitra ianao. Aoka hanao izay tiany sy fanatany fa mety ny tsirairay.izany no démocratie! ary raha ny momba andra-8 indray dia mbola ho lany izy satria be ny zava-bitany. aleo izy ihany toa izay olona mitady seza tsy aninontsianino.
11. Fiffi ( 16/06/2006 10:26)
toovs: ka harosoy ary izay solution eh! nga ity fiainana ity vitan'ny fimenomenonana fotsiny ?
12. pika ( 16/06/2006 10:33)
ka izay ilay demokirasia afaka samy miteny izay fahitany sy fiheverany azy ny rehetra fa saingy marina no lazaina fa tsy miteny lainga na izany aza
tsy asiana ady hevitra be ireny tranganjavatra ireny amiko fa rehefa hitanao fa tsy mitombona na mimenomenona fotsiny dia aza marary fo, modio tsy re dia samy vita.
na mety aza moa ny ataona tsy maintsy misy mitsikera fa maika fa misy indro kely.......
13. prime ( 16/06/2006 10:37)
Fiffi> hay ve e!!!!!:-D:-D:-D
Mba diso izany ny tenenanay e!!!:-P

hoy i mdidhie>
Aoka hanao izay tiany sy fanatany fa mety ny tsirairay.izany no démocratie!

Toa tsy izany kosa no fahafantarako ny "démocratie" koohhh! anisan'ny fototra lehibe indrindra ao anatin'ny "démocratie" ny fanajàna ny hevitry ny hafa sa diso ah???:lol:
14. pika ( 16/06/2006 10:41)
ao anatin'ny "démocratie" ny fanajàna ny hevitry ny hafa sa diso ah???

dia ny fahaizana mihaino azy fa tsy tonga dia manampimbava sy mifanampepo e
na izany aza tokony ho tandrovana mandrakariva fa ny fomba fijery no tsy mitovy fa ny gasy iray ihany a
dia aza mora tezitra ny sasany
15. Fiffi ( 16/06/2006 11:14)
pika: tsy tena eo ange ny olana fa ny mpandefa ny dinika eh! satria raha tena le sareraka tsy hanao an'izao mihintsy de manjary manimba ny image-n'le mpanankanto fotsiny.
16. prime ( 16/06/2006 11:22)
Izay kosa aloha e!!!:-P ny tenanay koa aza mba diso fandraisana kohhh!!!:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 16/06/2006 11:31)
prime: :-D:-D:-D ka tsy nahafantatra ianao kah!
18. papala ( 16/06/2006 11:41)
Ny andry sareraka kosa dia tonga vaovao tsy marina be mankaleo be mihintsy? Fa iza moa no nanam-pimbava an'ireo mpanohitra ireo?Mijereva hianao gazety androany 16 jona 2006, ,fa ho hitanao ao ny andininy>> Ingahy Laza Juliard tsy tia maizina an'izao fitondrana Hatramin'ny tsinay maintiny hoy ny gazety, mivazavaza t@ vahoaka teny Betongolo , tsy nisy nanampimbava , fa dia nantsoin'i Ray hody any aminy teo ampikabariana. Izany hoe maty nitambotsitra teo ampivazavazana.

Dia avadio indray ny vaovao avy eo?
19. prime ( 16/06/2006 11:41)
:-D:-D:-D:-D
20. Fiffi ( 16/06/2006 12:18)
Ingahy Laza Juliard tsy tia maizina an'izao fitondrana Hatramin'ny tsinay maintiny hoy ny gazety, mivazavaza t@ vahoaka teny Betongolo , tsy nisy nanampimbava , fa dia nantsoin'i Ray hody any aminy teo ampikabariana. Izany hoe maty nitambotsitra teo ampivazavazana.
Raha mba le vaovao tahak'izao moa no mba lazain'i sareraka ? de mba avadio marina eh!
prime: ndry an! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0525