ry vahoaka malagasy tongava saina !!!SAHIA MIJORO!!!
41. prime
(
21/06/2006 10:00)
marozevo,arson> marina tanteraka fa mbola maro izao no vao nanambara filatsahana indray, ankoatr'i Daniel Rajakoba dia vao afak'omaly izy izay, hilatsaka koa hono Ratsirahonana... Ka aza maika fa ny lalao mbola ho ela fa ny safidy izay ataontsika tena vidiana lafo raha vao miraparapa tsy mandinika tsara isika... :@
42. marozevo
(
30/06/2006 21:21)
RATSI - na TSIRA
Tsy sanatria minomino foana, fa mba nahalasa saina ahy ity :
Philibert TSIRANANA
Gabriel RAMANANTSOA
Richard RATSIMANDRAVA
Didier RATSIRAKA
Albert ZAFY
Norbert lala RATSIRAHONANA (teteza-mita).
Didier RATSIRAKA
Marc RAVALOMANANA
Raha mbola hiverina koa i Ratsirahonana dia manjary RATSIRAHONANA
Manana toetra mampiavaka azy kosa izany ireto telo tsy mitondra io sombin-teny io.

45. babalahy
(
14/07/2006 16:03)
Mba havelao izahay hifidy izay tianay.Fa ny harenany gasikara de mandeha "sens unique"hatramin'izay ka hatramin'izao. Isika ihany no namerina an'iraikalahy taloha ka raha mbola tianay ravalo de fidinay.Anareo avy any an-dafy de hanakorontana anay foana ,rehefa avy eo de zahay foana no migadra fa ianareo mitsoaka.Misaotra betsaka.
46. prime
(
17/07/2006 12:18)
babalahy> za kôfa kelin'ny tanàna fa ts any an-dafy kah...:-D
fa mila fanazavàna ilay hoe sens unique hatr@ izay ka hatr@ izao... ra-8 mants no mitondra zao fa ilay raika lahy efa vita efa ela ny aminy sad ts tafaverina intsony iny...:lol:
fa mila fanazavàna ilay hoe sens unique hatr@ izay ka hatr@ izao... ra-8 mants no mitondra zao fa ilay raika lahy efa vita efa ela ny aminy sad ts tafaverina intsony iny...:lol:
47. rabaradaka
(
17/07/2006 12:24)
Zao ry zareo a, be fo nareo mamaly an'i dadatoa sareraka, tsotra ny ahy : aleo indray Ra8 hanao fa efa be ny lanin-dry zareo teo. Un point c'est tout