ry vahoaka malagasy tongava saina !!!SAHIA MIJORO!!!

21. soanja ( 16/06/2006 13:05)
sareraka:

Efa tena hitsahan'i RAVALOMANANA ny loha ...

-alefa tsy misy droit ao @ MBS ny film mahaleo.
-ao @ MAGRO dia tsy grossiste fotsiny fa tena importateur tsy mpandoa hetra :aiza koa na kiraro sy akanjo sy kilalao ve dia hitanao ao nefa ny orin'asa sasany raha manao izany tapahana ny tenda.
-raràna ny miteny sy miresaka mivantana par téléphone @ radio tsy miankina rehetra eto ANTANANARIVO.
-Ny mpanohitra tapenam-bava!!sy rahonana !


Sareraka a, tamin'ny andron-dRatsiraka anie ka tadididko ny fotoana tsy nisy savony handroako e.


22. sareraka ( 16/06/2006 13:09)
aza exageréna kosa e savony handroana ve dia tsy nisy t@ ireny ? dia tsy nandro mihintsy izany ianao nandritra ny 25 ans ? AZA MANAO RESAKA TE HATAVY KOSA E...
23. Fiffi ( 16/06/2006 13:16)
sareraka:
Efa tena hitsahan'i RAVALOMANANA ny loha ...
valio io ry sareraka aahh!! ny lohan'iza ??? ny lohan'ny be menomenona nefa tsy manana solution ?


24. prime ( 16/06/2006 13:19)
Fiffi>Nisy "erreur techn" io ambony io an! tsy ilay vao2 rapala no nihomehezako fa ianao an! simultané ireo dia lasa ny ahy no ambany.:-D:-D
gravy indray izany tsy nisy savony 25 ans izany an!!!
=))=))=))
25. mandrindra ( 16/06/2006 13:27)
sareraka a,marina izany fa be ny tsy mety dia andao ary tsy hifidy an'i ravalomanana daholo. dia iza no hofidina, dia inn aloha ny paikan'ilay hofidina; sa ho alana fotsiny i ravalomanana dia ho hita eo avy eo ?
26. Fiffi ( 16/06/2006 14:41)
prime: :-D:-D:-D:-D
27. soanja ( 16/06/2006 18:48)
sareraka:

aza exageréna kosa e savony handroana ve dia tsy nisy t@ ireny ? dia tsy nandro mihintsy izany ianao nandritra ny 25 ans ? AZA MANAO RESAKA TE HATAVY KOSA E...


Sareraka o, tena hadinoko ilay tena tokony ho goavana indrindra tao amin'ily fehezan-teniko azafady.
Tamin'ny andron-dRatsiraka dia NISY fotoana tsy nisy savony, siramamy, vary, menaka ary tena nangirifiry tamiko ilay nifoha Tamin'ny efatra maraina hiandry laharana. Marina izany azoko isaina ho impolo kely aho nandeha nianatra tsy nisasa tamin'ny savony.


28. marozevo ( 16/06/2006 20:18)
Ry Malagasy aza matahotra...
29. pika ( 17/06/2006 05:14)
:-D:-D:-D:-D
efa kely re sisa ny fotoana e
hifidy indray ny gasy izay heveriny fa hanavotra azy
dia hiharahantsika mahita eo

fa na izany na tsy izany dia tsy tokony hataitra raha misy ny tsikera sy fanakihanana @ ity fitondrana ity satria matoa misy ny mpanohitra dia tsy mitovy fomba fijery daholo, ao no mety nahita tombony ao kosa ny mahatsiaro fa vao maika aza latsaka an- davaka
30. Achia ( 17/06/2006 08:07)
Efa tenna tonga saina mitsy zao ka fa nandritra ny 25 taona zay very saina daholo :°)
31. stneh ( 17/06/2006 09:25)
ary tsika malagasy sady tonga saina no sahy mijoro no tsy matahotra fa mino fotsiny iany a!
32. niny ( 17/06/2006 11:10)
Zao no izy ry Sareraka a!firy taona moa no nahazaoantsika fahaleovantena?ary firy taona ianao?ary firy toana ny nitondrany Ravalomanana?Izaho manoratra dia 41taona izany hoe 10taona aho no tonga teo fitondrana ingahy rRatsiraka, mbola 13 ariary ny kilaon\'ny vary tamin\'izany,tena mbola afaka nanarina ny firenena mihitsy ingahy Ratsiraka raha nisy fahasahiranana t@ izany satria 1FF ange 500fmg ny isn\'ny mponina mbola 9milions fa nahoana isika taty @ 1982 tena lasa sahirana be ,ny lahatra vary,menaka ary ny siramamy ,teo no nanomboka ny fahasahirananan\'ny vahoaka,ilay vary vidiana 13ariary lasa 20ariary ny kapoaka,ny afindrafindrao nataony mpitondra manginy fontsiny eo @ fitatanana ny volampanjakana , tao anatin\'ny fitondrana ny firenena daholo no nampanakarena an\'ireo ,natao izay nanampotehana ny fampianarana izay miteraka fambadohan\'ny vahoaka ,ka rehefa bado ny olona dia mora ny manabaka azy nandritry ny 20 taona mahery no niainako anizany Amizao fotoana izao fisiany \"europe mitambatra \" etsy andaniny ny krizin\'ny vidiny solika atsy akilany ny takaitran\'ny ilay 20taona lasa manginy fotsiny Fa aza ampifedrofedrona ny vahoaka e! Amiko tsy misy vahaolona afatsy izao ataon\' ny fitondrana izao ihany no làlana ahafahantsika @ fahatrana satria fananmboarana ny fotpndrafitr\'asa dia ahafana mapivelatra ny isamparitra na ara toekarena ,na ara koltoraly na ara ara tsosialy aiza moa no nahalalan\'olona an\'izany kilalaka tany @ faritra antsimozany fa noho ny fisokafan\'ny lalana tany Ny mahagaga ahy nahoana ny @ izao mahavidy television, vcd,telefonina sns ny olona kanefa lazaina fa hoe sarotra ny fiainana(1€=2400ariary)kanefa taloha(1FF=100ariary)ankavontsiana no mba manana télé ,mahagaga izay MINO FONTSINY IHANY
33. Fiffi ( 17/06/2006 12:39)
toovs:

fiffi sy rainikarabo> mba possible ve raha tsy pepoina intsony izay miteny ny zavatra tsapany. tsy ny mitady argument hanoherana an'izay teneniny fotsiny ve dia efa ampy e. Ny fanapepoana kosa amiko midika tsy fivelaran-tsaina e.
toovs: tsy hanapempo zah raha marina no lazaina , ary @ nao rariny ve zao lazain'i sareraka zao ? "LEVEZ VOUS ESPECE DE CADAVRE tena vahoaka malagasy be marenina !" de hangina ve zany raha hatao an'izao ????


34. marozevo ( 17/06/2006 12:40)
Raha natahotra ny Malagasy, raha tsy sahy mijoro, dia mbola teo ihany ingahy Ratsiraka. Inona indray no porofon'ny fahasahiana mihoatra ireny 2002 ireny? Nisy zavatra maro dia maro tsy maintsy natao sorona tamin'ireny, na aina na asa na harena sns... Mazava ho azy fa mila fotoana koa ny fanarenana, tsy ny fanarenana io "sorona natao io" ihany, fa indrindra ny fanarenana ireo nopotehin-dry Arema nandritra ny taona maro dia maro.
35. don109 ( 17/06/2006 15:23)
Niainga ary , z
36. Fiffi ( 18/06/2006 14:37)
37. marozevo ( 18/06/2006 22:44)
don109 ????????
38. Fiffi ( 19/06/2006 04:55)
:-D tsy hay intsony !
39. arson ( 20/06/2006 05:29)
efa hitano mitsy ary ve alo ny taratasimbarotr i magro no de manatavy resaka toy izany,sa enao no mpikarakara ny fiscalitény sy ny forongony.
tadidiko tsara mitsy alo fa vao nahatsiaro tena kely za t@ androndratsiraka de ny TSAPAKO VOLOHANY DE NY FILAHARANA E! anisanizany ny vary,siramamy,menaka,savony....nilaharana tsisy toy izany.AIZA NY OLONA NO TSY HILAHATRA REFA NANONGANA AZY,tsy aleoko ihany alo Ravalo e!
40. marozevo ( 20/06/2006 21:47)
Io zalahy efa mazava ah... Na iza hiteny na iza hiteny dia hita fa "jiolahy" i Ratsiraka, ka mararirary ny "jiolahikely" rehetra rehefa tapaka ny tolotolotry ny deba...
Dia mandrangitra etsy sy eroa. Fa ny olona misaina tsy voarebireby intsony ankehitriny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0554