Vadin-joky kilalaon-jandry?
1. Herimiafina
(
15/06/2006 20:43)
Inona no tena hevitr'io e? Resaka fampirafesana ve sa inona? :roll:
répondu par Fiffi le 25/06/2006 04:49
2. lapino
(
15/06/2006 20:47)
Sao dia mba any amin'ny "hatsikana sy lalao" no tokony hipetraka zany resaka zany le? :-D:-D:-D
3. Herimiafina
(
15/06/2006 20:56)
hehehehehe:-D
Mampihomehy aloha fa na dia izany aza leisy dai tena teny tsy mba mety azoko mihintsy izay dikany klé.
Inona no tiana hambara amin'io e! Hoe ny vadindrazokinay ve izany azoko kaotina sa inona?
Mampihomehy aloha fa na dia izany aza leisy dai tena teny tsy mba mety azoko mihintsy izay dikany klé.
Inona no tiana hambara amin'io e! Hoe ny vadindrazokinay ve izany azoko kaotina sa inona?
5. soanja
(
16/06/2006 02:03)
Herimiafina:
Inona no tena hevitr'io e? Resaka fampirafesana ve sa inona? :roll:
Tena tsy voavaiko koa io resaka io.
Iza tokoa no mety hahavaly an'io fa tena mahavariana?
Ny fantatro aloha tamin'ny andron'ny fahagasy na Ntaolo dia hoe raha maty ny zokinao vavy izay manambady dia lasa vadin'ilay vadiny ianao (vehivavy zandriny) raha toa ka tsy mbola manambady ary raha indrindra ka niteraka ry zareo. Satria ianao ihany hono no afaka hahazaka zana-drafy satria zokinao no niretaka azy dia voakarakaranao tsara. Noho izany dia azon'ilay vadin-joky lalaovin aihany ianao satria mety ho vadiny indray andro any. Betsaka tokoa anefa ny cas nitranga toa an'io tamin'ny andron-dry bebenay satria bebenay anakiroa samy niaina an'io daholo. Zany hoe nanambady ny vadin-joky nony maty ny zokiny.
6. sasa
(
16/06/2006 03:44)
fa misy koa anefa na d mbola tsy maty aza le zokiny d samy vadiany daholo izy mirahavavy ary samy hiterahany, fa za koa mba tsy mahazo ny hevitr'io teny io koa
7. Fiffi
(
16/06/2006 04:54)
miheritreritra indray zah hoe sao de vadin'le zoky kaotin'le zandry ? sa le vady no mikaoty an'le zandrin'le vadiny ?
9. hery
(
16/06/2006 05:16)
Vao resaka nandeha lava be tao amin'ny karajia.org mihitsy io omaly... :-w ary Herimiafina ity aza sao dia miafina ao ambadiky ny karajia ao ihany manara-maso :D
Fa tsy zavatra vaovao io. Misy Gasy tena manao an'io. Ny Jiosy koa taloha dia manao tahaka an'io fa izany hoe tsy fampirafesana loatra ny andry zareo. Rehefa maty vady ramatoa dia raha mananjandry ilay vadiny maty dia iny indray no manambady azy... toa misy tantara ohatra an'io hono ao amin'ny Baiboly ao :-)

10. Fiffi
(
16/06/2006 05:38)
tahak'izay zah zany tany @ karajia fa aleko hiany eto satria mba azo hiverenana vakiana foana ny hevitrin'ny rehetra satria tena maha-lasa saina be ahy koh io an!
11. Fiffi
(
16/06/2006 05:40)
ary raha ohatra hoe tsy @ le hoe vady maty no handraisana azy ? fa ohatra hoe le zoky mikaoty na manadala an'le zandrin'le vadiny ?
12. pissoa
(
16/06/2006 06:10)
Herimiafina:Aleo kosa io mba amin'ilay resaka vady maty ihany fa aiza kosa dia hahavoa be foana ze faralahy sy faravavy kle, hihihi :-D:-D:-D
Inona no tena hevitr'io e? Resaka fampirafesana ve sa inona? :roll:
13. diamondra27
(
16/06/2006 06:11)
hery::-D:-D:-D
mampime koa le hoe: herimiafina sao de miafina hihihi
mety possible izany ry hery a! andraso hanaovana ankety
fiffi: 'za koa tsy mba mahay an'io e!
andraso hanontany le be antitra ireny hanazava
mampime koa le hoe: herimiafina sao de miafina hihihi
mety possible izany ry hery a! andraso hanaovana ankety
fiffi: 'za koa tsy mba mahay an'io e!
andraso hanontany le be antitra ireny hanazava
14. diamondra27
(
16/06/2006 06:13)
Mc Fy ngamba no mety mahalala an'io fa izy efa 99 ans hono de mahalala tsara ny momba ny fihetsiky ny ntaolo normalement
15. fiaritiana
(
16/06/2006 06:16)
Ny fahitako azy hatrizay aloa an dé hoe mifanarantsaina be lé zandry sy lé vadinjoky,misangisangy sns indraindray aza saro piaro mitsy lé zoky hanaovan lé zandry azy!!surtout zandry lahy io:roll:
16. TWINCAM
(
16/06/2006 06:39)
Mampmé kou io resaka io zany!! za aloha efa nahita cas otrzany e le bebenay avy @ papanay mits !! fa na izany na ts izany aza ts @ andro izao intsony no manao anizany fa mba resaka vazvaz sisa e, henonareo le hiran bessa sy lola oe fa ianareo roalahy samy tsy foiko, sam tiko samy antsoiko saingy mody ataoko oe kilalao hi hi i hi,bne jrnéé e
17. Fiffi
(
16/06/2006 07:31)
TWINCAM: heu....inona ny titra zany hira zany ?
Fa tena mahaliana ahy mihintsy aloha le dinika an!
diamondra: iza indray akia zany olona efa 99 taona zany ? hihihihi de mba hasaiv mamaly eto ary an! hihi
Fa tena mahaliana ahy mihintsy aloha le dinika an!
diamondra: iza indray akia zany olona efa 99 taona zany ? hihihihi de mba hasaiv mamaly eto ary an! hihi
19. diamondra27
(
16/06/2006 08:13)
fiffi: efa oe i Mc Fy oa!le 99 ans
fa hanao ankety public réel, @ vrai vie nge izany fa tsy eto e!
fa hanao ankety public réel, @ vrai vie nge izany fa tsy eto e!
20. mandrindra
(
16/06/2006 08:22)
hoy i herimiafina :
tsy hoe azo kaotina,fa azo lalaovina. kilalao fa tsy tena izy. izany hoe anaovana fanandramana fotsiny noho izy zokiny, satria efa be traikefa kokoa.
Hoe ny vadindrazokinay ve izany azoko kaotina sa inona?
tsy hoe azo kaotina,fa azo lalaovina. kilalao fa tsy tena izy. izany hoe anaovana fanandramana fotsiny noho izy zokiny, satria efa be traikefa kokoa.