Vadin-joky kilalaon-jandry?
41. Silo
(
17/06/2006 12:41)
Tô mbô tsy azoko tsara koa reto ny tena dikan'io teny io;
Fa raha ny fahazoako azy de izao: Vadin-joky kilalaon-jandry satria ny zoky natao handefitra @ zandry, fa ny zoky kosa raha maka ny vadin'ny zandriny de mety ho voakabary satria tsy ao aminy ilay fandeferana,
Nefa mahaliana be 'lay resaka

45. arson
(
21/06/2006 06:50)
araka ny fahazoko azy de zao e:tsy miala @tsika olmb 1° indrindra alo ny fitsiriritana nefa io de fahotana be eo anatrehan'A/tra.Ny manarakizay de ao ko le fitiavankely diso tafahotra ka miafara any @ zavatra hafa(marihiko tsara eto:ZAVATRA RATSY),Hany ka te hanana zavatra be2 hatrany.
silo:tsy oe eo @lay mahazoky de mandefitra na le mahazandry de isetrasetra fa ny fisainan'ny 1 1no mitondra anio.ka noho izany tokony andinika alo vo mipataloha sao ny aoriana no lasa aloha.

47. naritsimba
(
23/06/2006 04:26)
Ny hevitry ny atao hoe vadin-joky kilalaon-jandry dia izao:
Ny vadin-jokilahy no kilalaon'ny zandry lahy izay no tiana lazaina @ io. Taloha mantsy dia maro anaka ny malagasy ka ny zoky lahy matetika efa manambady ny zandriny kosa mbola kely, ka lasa tahaka ny zanany iny zandriny iny satria izy no mitaiza sy mikarakara azy ary dia rehefa manambady izy dia lasa tahaka ny reniny ilay vadin'jokiny ka teraka avy amin'izay ilay fitenenana hoe vadin-joky kilalaon-jandry.

49. Fiffi
(
25/06/2006 04:49)
naritsimba: zany hoe tsy misy hidiran'ny ohatra hoe le fitiavana , ahoana moa zany ?
Ohatra hoe mandrebireby ny vadin'ny zoky le zandry aram-pitiavana io an! hoe milalao ny vadin'ny zoky ny zandry mikaoty ?