Vadin-joky kilalaon-jandry?
22. TWINCAM
(
16/06/2006 09:27)
Salut e!!! ts fantatrareo v iny hira iny???ts d tadidiko ny titre ny aloha e, aona ndray zany oe azo lalaovina fotsn zany??? ts mety zany fa miitatra zavatra hafa eo zany d zay vo tonga @ le scandale ds la famille a ! hi hi hi hi d inona no andramana eo ?? ny mahgaga fotsn dia matetika le vadinjoky taratara @ zandriny foana any o??? interessant le sujet ka
23. rhaingo
(
16/06/2006 09:37)
ny fahafantarako azy dia hoe lasa confident be n'ilay zandriny ilay vadin'ny zokiny dia lasa mpinamana be, fa ny tohiny aloha tsy haiko e na:-* na:*
25. Herimiafina
(
16/06/2006 12:32)
hery:
Vao resaka nandeha lava be tao amin'ny karajia.org mihitsy io omaly... :-w ary Herimiafina ity aza sao dia miafina ao ambadiky ny karajia ao ihany manara-maso :D
Ka ankizy tao mihintsy no nahitako hevitra hanao ity dinika ity kah! :wink:
26. Herimiafina
(
16/06/2006 12:34)
Fiffi:
miheritreritra indray zah hoe sao de vadin'le zoky kaotin'le zandry ? sa le vady no mikaoty an'le zandrin'le vadiny ?
Ka eo indrindra isika izao, resaka fikaotiana ve io sa inona? Complicité ve?
Inona le lalao tenenina?
Minomino aho mantsy fa misy dikany maro io hoe kilalaonjadry io e!
Asa anefa moa, diso indray ve izaho?:roll:
27. Fiffi
(
16/06/2006 12:45)
Herimiafina: heu....misy dikany maro zany , fa nahita an'ity aho hoe:
"Avelao ny zandry mba hanandrana ny vadiny zoky e! sady araky ny fomba fiteny ... dia raisin'ilay zandry adidy ny fikarakarana ny vady aman-janakan'ny maty. ...:roll:
"Avelao ny zandry mba hanandrana ny vadiny zoky e! sady araky ny fomba fiteny ... dia raisin'ilay zandry adidy ny fikarakarana ny vady aman-janakan'ny maty. ...:roll:
28. Herimiafina
(
16/06/2006 12:48)
Ka le teny anie tsy nisy precision na fanamarihana hoe rehefa maty ny zoky dai mody ho kilalaonjandriny ny vadiny e!
Raha izay indray mantsy dia araka ireo resaka mandeha eo ambony ireo dia avy amin'ny fiainana anaty Baiboly izy io.
Fa miheritreritra aho ohatra fa resaka eksperiansa angamab le izy e, ny vadin,ny zokilahy no manoro hevitra ny zandry lahy hikaoty sipa ohatra.

30. Herimiafina
(
16/06/2006 13:02)
Na koa mety resaka familiarité teraka entre andry zareo roaroa. :-*
32. fasaly
(
16/06/2006 14:36)
efa nahita cas zà ka!
simpanjoky ndray lay izy de kilalaonjandriny
marihina fa sam sipa izy roa vavy de sipanlay soziky de herahin'i zandriny rehefa tsy eo lay zokiny:?
simpanjoky ndray lay izy de kilalaonjandriny
marihina fa sam sipa izy roa vavy de sipanlay soziky de herahin'i zandriny rehefa tsy eo lay zokiny:?
33. Zina
(
16/06/2006 16:28)
Vadin-joky kilalaon-jandry?
ary ahona raha ratsyilay vadin'ny zoky? za kosa tsy mba hanambady an'iny kle...
za aloha dia contre e
34. totofy
(
16/06/2006 17:41)
zah ry reto efa nahita cas betsaka koa :
- maty ny vadin' ilay kof dé ny zandrin' ny vadiny no novadiany... dé niteraka bdb .... lé kof kosa alou kala be é .... mora tamin' ny zobaviny angamba ny niditra
- cas hafa koa nisaraka lé kof zokiny dé lasa nivady tamin' ny zandrilahy ny vadiny dé niteraka bdb koa
- cas hafa koa sipan' ny zandrilahy lasa vadin' ny zokilahy ....dé tena nety be .... asa efa nifankahalala vé ????
sa aiza moa ny kestion ve owé refa mbola miaraka ny zokiny dé lalaovin' ny zandriny ny razob.....
ka iza ny tena matetika milalao zandrilahy sa zandrivavy ????????
fa mba tiako hapetraka ihany ny kestion owé : tô tena facile lé kilalao ...sady owé hahoana ny kestion moraly amin' izany , mahagaga ? sa samy tsy te- hahalala fotsiny klé...lalao io é ...:-D:-D:-D

37. mandrindra
(
16/06/2006 20:31)
Fiffi:
mandrindra:mandrindra: azavao
fiffi, fanandramana izay mety ho atao kilalao rehetra
ny kilalao dia natao hianarana sy hanaovana fanandramana maro samy hafa. dia toy izay koa ny vadinjoky, angalana hevitra sy traikefa amin'ny lafimpiainana maro samyhafa na teoria io na pratika. misy koa ny kilalao manita-tsaina, dia izay koa ilay vadinjoky lalao manitatra ny saina
38. Fiffi
(
17/06/2006 04:35)
mandrindra: misaotra anao . Fa fampianarana zany ireo an! intellect fa nga hatao hoe milalao ?
39. Angie
(
17/06/2006 07:21)
Tena hahatsiarovako akama bonne be zay ty resaka ty le. fa tena misy voan'ny aza manadino ange hono @ io e :-*