nga???
1. Dezy
(
14/06/2006 07:57)
Mahavelom-panotaniana ty fitiavana ty .Mitombo vé ny fitiavana an'oul iray,sa mitovy @ taloha ,sa mihena.Ohatra:t@ vao mifapisipa mitsena azy eny an-tsekoly,manao zay mahafinaritra azy sns....Vao mivady,mbola misy voatana ihany ny sasany @reo,saingy efa mahalana.Refa miteraka miova tanteraka ny paika.Zany wé ny fotona vé no mametra ny fitiavana sa ny fiainana???
répondu par mandrindra le 30/06/2006 08:11
2. diamondra27
(
14/06/2006 08:46)
izany no atao hoe: adidy e!
tsy hoe: mihena fa tsy mitovy intsony ny fisehony
de arakaraka ny interpretation-nao azy eo io
tsy hoe: mihena fa tsy mitovy intsony ny fisehony
de arakaraka ny interpretation-nao azy eo io
3. fasaly
(
14/06/2006 09:01)
toa otsan'ny miheno no fahitko azy:roll::-w:-w:-whafa ihany lay voalohany iny:°)
4. nani
(
14/06/2006 09:09)
Za koa aloha mahita hoe efa ela ny ela refa tena mifankazatra dia manjary mihendanja ilay izy , mety ao ihany ilay fitiavana fa ny fampisehona azy no lasa tsy mitovy tamin ilay fotoana nanombohany tsony
5. diamondra27
(
14/06/2006 09:11)
tsy mihena normalement fa 'zany oe: raha mbola amour adolescent de zay le mifanatitra izay aloha de refa mihalehibe de hafa ny projet sy ny objectif de 'zay le mampiova azy fa le fitiavana mbola ao ihany
efa misy zaza sy tsy misy zaza koasa ve de hitovy foana? manjary maka zaza enao fa tsy enao tsony no tsenaina
nefa rare ny cas mbola maka ny vadiny le partenaire; de refa manao an'iny njay de tsy tiana satria sao de hitan'ny mpiara miasa na oe: jaloux
etc etc...

6. mamzelkely
(
14/06/2006 09:44)
ts mihena le izy fa lasa manomboka lasa routine de aveo njay ny tena ko efa manomboka sur we efa ahy io olona io de ts hiala amiko tsony de lasa mifankazatra eny de ôtrany hoe mihena nefa ts tsara zay fa manjary ra vô mahatsapa tena ho délaissé ny iray ka mety ho leo de hitady any am hafa 8)
7. xxx
(
14/06/2006 09:59)
miova aloha le fitiavana rehefa misy zaza e, lasa any @ le zaza indray no mitontona le fitiavana fa sombitsombiny sisa ny any mpivady,indrindra fa mbola kely ilay zaza ,de sahirana @ fikarakarana ny zazakely de reraka @ fitaizana de tsy mahavita calin calin intsony e,
8. booboo
(
14/06/2006 10:22)
Ilay fomba fiainana azy no miova dia arakarak'ilay olona na mivoatra na mihena ny fahatsapany azy. Miova arakaraka étapes lalovana eo @ fiainana : hafa ny t@ kisipasipa, ny t@ niaraka t@ i X sy Y alohan'ny hanambadiana an'i Z, niteraka, nanao projets zao sy zao sns.
9. Fiffi
(
14/06/2006 10:36)
raha tsy tiana hihena iofitiavana io de samy manao zay tsy mampihena azy . Samy manolokolo ny azy .
Ahoana ary ireny mpivady efa nahatratra 50 taona nivadiana ireny , ntsooooo !! tahakan'ireny vao natao mariazy ireny izy roa , mifampitantana mahafinaritra ery ny mijery azy.:)
Ahoana ary ireny mpivady efa nahatratra 50 taona nivadiana ireny , ntsooooo !! tahakan'ireny vao natao mariazy ireny izy roa , mifampitantana mahafinaritra ery ny mijery azy.:)
10. mandrindra
(
14/06/2006 10:52)
marina izany fiffi mihena io raha tsy kolokoloina. ny tena fikolokoloina mandaitra indrindra dia ny mandeha mizara fitiavana, amin'izay mba mahita tsirony hafa dia avy milaza hoe mamy ihany ny tanteliko ao antrano ka:°):°)
11. Fiffi
(
14/06/2006 10:58)
mandrindra:mandrindra: an ????? mandeha mizara fitiavana :?: @ iza :?:
marina izany fiffi mihena io raha tsy kolokoloina. ny tena fikolokoloina mandaitra indrindra dia ny mandeha mizara fitiavana, amin'izay mba mahita tsirony hafa dia avy milaza hoe mamy ihany ny tanteliko ao antrano ka:°):°)
13. mamzelkely
(
14/06/2006 11:02)
mandrindra miteniteny fôna au contraire aza zany vô maika mamono ny fitiavana ko tssssss:-D:-D
15. sakaizakely
(
14/06/2006 11:21)
Tsy vazovazo ange ny fanoharana ny fitiavana @ afo e ! Na dia miredareda sahala am n'inn aza dia miha maty ho azy raha tsy tsotsofina sy velombelomina matetika, tsipazana kitay na sarbo indraindray. Izany hoe mila kolokolo ny fitiavana e ! Na manambady na efa misy ankizy dia valable foana izany. Tsy maintsy samy miezaka mambabo ilay anankiray foana fa tsy mitorevaka eo ampitoerana eo fa efa hoe manambady. Tsy ny fotoana no mametra ny fitiavana fa ny tsy fahaizana manolokolo azy.
Dezy:
Mahavelom-panotaniana ty fitiavana ty .Mitombo vé ny fitiavana an'oul iray,sa mitovy @ taloha ,sa mihena.Ohatra:t@ vao mifapisipa mitsena azy eny an-tsekoly,manao zay mahafinaritra azy sns....Vao mivady,mbola misy voatana ihany ny sasany @reo,saingy efa mahalana.Refa miteraka miova tanteraka ny paika.Zany wé ny fotona vé no mametra ny fitiavana sa ny fiainana???
16. Fiffi
(
14/06/2006 11:47)
Fiffi:io zao no tena mba tokony hatao tanjona , ary tena mety io raha samy manolokolo ny fitiavany ny tsirairay.
raha tsy tiana hihena io fitiavana io de samy manao zay tsy mampihena azy . Samy manolokolo ny azy .
Ahoana ary ireny mpivady efa nahatratra 50 taona nivadiana ireny , ntsooooo !! tahakan'ireny vao natao mariazy ireny izy roa , mifampitantana mahafinaritra ery ny mijery azy.:)
17. Dezy
(
14/06/2006 14:31)
Fiffi:tsy de maro ny matratra zany ,marina klou fa tena tsara lay izy é.
Fa araka ny valin-teny hitako maro eto zao de otrany we,fiaramonina tsy misy rahoraho fotsiny sisa no betsaka.ny gauche sy ny droite miaraka mitondra de ny ny zaza( vahoka) tsy maintsy atao zay ahatsara azy,ny fitiavana ao ihany fa :-w:-w:-w:-w .Tsy haiko klou fa za mantsy virja mitovy @ fijo fa hitako fotsiny=))=))

18. soanja
(
14/06/2006 15:25)
Dezy:
Mahavelom-panotaniana ty fitiavana ty .Mitombo vé ny fitiavana an'oul iray,sa mitovy @ taloha ,sa mihena.Ohatra:t@ vao mifapisipa mitsena azy eny an-tsekoly,manao zay mahafinaritra azy sns....Vao mivady,mbola misy voatana ihany ny sasany @reo,saingy efa mahalana.Refa miteraka miova tanteraka ny paika.Zany wé ny fotona vé no mametra ny fitiavana sa ny fiainana???
Miankina amin'ny zava-misy ny hampitombo na hampihena na tsy hampiova ny fitiavan'olona iray. Ny tiako resahina dia ny hoe ny fifandraisana tao nanao ahoana? Araky ny voalzan'ny rehatra dia ny fikolokoloana no tsy mampiova ny fitiavana ary indrindra mampitombo azy.
19. Zina
(
14/06/2006 15:41)
mila manokana fotoana mihitsy izy mivady (tsy misy ny ankizy)mba tsy ho maty ilay afon'ny fitiavana ka raha tsy izany io maty.
20. mamzelkely
(
15/06/2006 05:27)
marina motsy io lazain zina io ny fitiavan dia mila karakaina fa ts mande ho azy ;)