nga???
21. miantra
(
15/06/2006 05:57)
Ny fijeriko azy aloha dia miova endrika tsikelikely ilay izy ah, fa ny important indrindra dia tokony hahatsiaro ny mpivady fa mpifankatia aloha ry zareo, dia avy eo ka dia mila kolokoloina io.
Tsy maintsy maka fotoana kely na dia kely aza ao antin'ny iray andro hoa azy roa .
Aminizao été izao ohatra rehefa matory ny ankizy atao hoe oh @ 22h00 dia mba miara-mipetrapetraka eo an-davarangana na eo @ terrasse na dia tsy hiresaka aza fa hifamihina fotsiny .
Rehefa voakolokolo ilay fitiavana na ilay casquette maharay aman-dreny anao aza ohatran'ny tsy re loatra ny fitambesarany.
izay aloha no mba hitako e!

22. mandrindra
(
15/06/2006 06:20)
fiffi sy mamzelkely a, ahoana ary no hilazanareo fa tsy mety io lazaiko io? efa nanandrana angaha nareo ?:D
dia mbola averiko indray fa tsara ny mandeha mijery any ivelany hanatsarana ny ao anatiny :D
dia mbola averiko indray fa tsara ny mandeha mijery any ivelany hanatsarana ny ao anatiny :D
23. mamzelkely
(
15/06/2006 06:26)
mandrindra tena efa nahita mits za ary olona tena akaiky ahy no tratra an'io marina eee :D hitanao nisy blem entre anjizareo de lasa le sipa nijery hafa de nefa niverina niaraka ry zareo de natao aza ny fiancaille sy ny projet marige rht ankehitriny de fatatry le bandy ilay izy ka dia nisaraka soa amantsara ry zareo nefa efa 8ans sa 9ans de vie commune jereo amizany :lol:
24. mandrindra
(
15/06/2006 06:29)
bandy kely loha izany sady tery saina.
fa izao anefa, raha tsy ,nadeha nijery zavabaovao tany ivelany ilay sipa tsy nahatsapa hoe mamy kokoa ilay kôfiboay kely loha io.:D
fa io anie hitan'i mamzelkely e, fa andramo mihitsy hoa dia ho hitanao :wink:

25. mamzelkely
(
15/06/2006 07:32)
ka za ts hanandrana ko ny fitiavanay tô mbola ôtran tam vôlou hatram zao ko :-D:-D
26. Fiffi
(
15/06/2006 15:36)
mandrindra: tsy hanandrana an'io aloha zah satria tsy hitako izay hanandramana azy . Tena mbola ao anatin'ny fitiavana hummmm aloha hatramin'izao .
27. mandrindra
(
16/06/2006 08:29)
mamzelkely sy fiffi, raha ianareo no eo amin'ny toeran'ilay bandy tantarain'i mamzelkely io dia inn no ataonareo ?
28. Fiffi
(
16/06/2006 09:18)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
29. mandrindra
(
16/06/2006 09:42)
aza dia be eritreritra loatarfa izay tonga ao antsaina lazaina e:D
32. Fiffi
(
17/06/2006 18:38)
mandrindra: ka alohan'ny hamoahana izay ao an-tsaina kosa aloha de tsy maintsy miheritreritra an! sa ahoana hoy ianao ?
34. Fiffi
(
20/06/2006 15:04)
raha zah kosa aloha no teo @ toeran'le bandy zany de...tsy mety kosa aloha hoe efa firy taona niharahana ve de hisaraka @ zany ? iza anefa no tsy efa mba nisolafaka teto an-tany ?
35. mandrindra
(
21/06/2006 06:52)
dia hitan'i fiffi amin'izay fa ny fizarana fitiavana any ivelany dia mitondra soa :D
39. mamzelkely
(
22/06/2006 11:33)
ra za no teo m plasiny le bandy ry mandrindra de bye bye mandrakizay :D
40. mandrindra
(
23/06/2006 08:29)
mamzelkely, dia aza tezitra zany rehefa mamaky ny qualification nomeko an'ilay bandy ary ambony ary :-D:-D:-D
fiffi, izay ilay fitiavana. miolakolaka ny lalana fa ho tonga soa ihany, be ny sakelidalana fa miverina amin'ny lalambe hatrany
fiffi, izay ilay fitiavana. miolakolaka ny lalana fa ho tonga soa ihany, be ny sakelidalana fa miverina amin'ny lalambe hatrany