saosy vinegrety

1. mandrindra ( 13/06/2006 08:37)
efa betsaka ny karazana salady na hanimaitso sy bozabozaka nolazainareo atsy ambadika atsy. ny fanaovna ny saosin'izy ireny koa anefa dia samy manana ny azy ka mba lazalazao hoe ny talentanareo.
répondu par boubounezy le 30/06/2006 13:01
2. ravakamalala ( 13/06/2006 09:21)
vinaigre balsamique 3 sotrokely
huile d'olive 1 sotrokely
moutarde 1/2 sotrokely
sira 1sotrokely
poivre 1 pincée
siramamy 1 pincée
rano 1 sotrokely
oignon

lé vinaigre balsamique io tena hafa mihitsy
3. diamondra27 ( 13/06/2006 09:31)
mandrindra: :P

aleo aloha hijery e! de hanao pratika

tokony atomboka @ le base aloha oe: inona ny sosy

1dose huile
3doses de vinaigre
de sel et poivre

de raketo @zay

mety atao hoe 2doses avy 'reo: huile sy vinaigre
na soloana citron le vinaigre

de asiana persil sy ze tianao e!
ciboulette etc....

misy koa aza tonga de yaourt nature fotsiny no atao sosy

4. ravakamalala ( 13/06/2006 09:44)
ié lé asina persil koa tsara!!!
5. booboo ( 13/06/2006 10:28)
-Ahodina ho mayonnaise ny tamenak'atody iraika na roa sady rarahana menaka tsikelikely araka zay hitanao fa mampety azy ao( 1 vera na latsaka ).Rehefa izay, dia asina moutarde , ketchup, paprika sy sira ary poivre dia afangaro tsara.
6. booboo ( 13/06/2006 10:32)
-Afangaro aby ny 2OOg crème fraîche na fromage blanc ( lé 0 matière grasse atao raha matahotra ny hatavy hihihihihihihi ), ketchup 3 sotro, sauce soja 1 sotro, moutarde kely, sira sy poivre ary jus de citron. Atao @ toerana mangatsitsiaka mandritra ny adiny 1 klou.

Afaka ampiarahana @ crudités, amuse-gueule, entrée ...
7. Rafotsy ( 13/06/2006 10:35)
Manao ahoana daholo o !
Ny ahy indray , tsy dia mahazo mihinana menaka loatra satria , ny tena efa antitra , ary manao régime koa e :
Yahourth na fromage blanc 0%
Jus de citron
tongolo gasy sy échalote voatoto
zava maitso haché izay tina ( coriandre ,na persil na ciboulette na menthe fraiche , izay tiana )
sel sy poivra
Azo assaisonner izay salady tiana na koa atao sauce deep @ legioma manta : batonnets de caroty , radis , petits bouquet de chouflera ,poivron , concombre etc ....!
8. Fiffi ( 13/06/2006 10:51)
http://www.logidiet.com/dietetique-pratique/sauces/svgtte.htm
9. Fiffi ( 13/06/2006 10:52)
ireo aloha de saosy allegée ho an'izay manao regime.
10. Rafotsy ( 13/06/2006 11:53)
Fiffi:

http://www.logidiet.com/dietetique-pratique/sauces/svgtte.htm



Fiffi, misaotra @ ilay site fa hilalao tomaghotchi indray i rafotsy !:lol::-*
11. tisera ( 13/06/2006 11:58)
:D misaotra ny namana rehetra nanome saosy fa tena afa-po. :miam::miam::-*:-*
12. ravakamalala ( 13/06/2006 12:33)
iza zany manome saosy zany leity e! za koa mba omeo fa mahantra e!!:-D:-D
13. fasaly ( 13/06/2006 17:15)
taitsa beuh zà nahita anlay sizé noheveriko fa hoe saosisy vinegrety8O:roll::lol:
14. vale ( 13/06/2006 23:42)
fasaly:ihihihihii:°):°)
15. vale ( 13/06/2006 23:54)
booboo:

-Ahodina ho mayonnaise ny tamenak'atody iraika na roa sady rarahana menaka tsikelikely araka zay hitanao fa mampety azy ao( 1 vera na latsaka ).Rehefa izay, dia asina moutarde , ketchup, paprika sy sira ary poivre dia afangaro tsara.
booboo: mmmmh!:miam::miam: hitako njy no booboota kely :-*;-);-)


16. booboo ( 14/06/2006 04:23)
vale > hihihhihi :°)
17. ravakamalala ( 14/06/2006 06:48)
fasaly > :-D:-D
18. Fiffi ( 14/06/2006 13:17)
Rafotsy: de mazotoa ary enao an! :):-*:-*
vale: :-D:-D:-D
19. tisera ( 14/06/2006 14:19)
fasaly >>> :-D:-D tena mety tsy ratsy io saosisy vinaigrety io an: asiana ovy mangatsiaka kely dia vinaigrety be échalotes sy moutarde kely , salades vertes no atao lafika - na saoisisy fumées na saucisses de strasbourg : andramo angé é! Fa raha saosisy gasy aloha dé aleo ihany tsy asiana vinaigrety fa hatao laoka @ vary :miam::miam::miam: manimanina saosisy gasy misy tongolo aho izany :cry::cry:
20. nenipita ( 14/06/2006 14:44)
fa ono oa rey olona e, inona kay no tena mampatavy be anareo any ivelany any io, le sakafonareo ve no tena matsiro sa aona nefa ianareo tô manao regime be zany nefa mbola bota be ihany. Mba omeo ny recette tena fohaninareo isan'andro anay aty Mada e, nareo ve zany isanandro de manao sakafo 3 tours fona, 4 aza ko (entrée, resistance, sortie, glace)fona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1014