saosy vinegrety
41. mandrindra
(
17/06/2006 10:57)
zay mihitsy ry diamondra27, ny tsy manakohanina aza tsy hita izay anaovana azy.
fasaly, aleo diso be loatra toa izay tsy misy :-D:-D
fasaly, aleo diso be loatra toa izay tsy misy :-D:-D
42. vale
(
17/06/2006 17:24)
fasaly:hihihii:oops::oops:koh!!:°)
zà njay nahazo 6kg fa vokatry ny fihinana chocolat sy gateau:cry::x loza refa tendakanina lotsa:twisted:
43. vale
(
17/06/2006 17:30)
Fiffi:fiffi: mampatavy kah,(raha trop:)!!) fa misy konkou le cacao "artificiel" hataondry zareo fa fetsy tsy te hividy ny tena cacao:twisted::-D:-D;-)
fasaly: fa raha tena chocolat tsy mankatavy zany an! fa tandremo fotsiny fa bdb ny tsy tena choco , aleo jerena hiany ny composants ao. bdb manko no efa lasa menaka fotsiny no hanampiana azy.
44. vale
(
17/06/2006 17:40)
ny lavanila koa aza hoe efa nahavitandry zareo artif koh! fa hoe miakatra be hono (nisy fotoana) ny vidiny lavanila malagasy de,,, hum:x!! ,, kay avy eo tsy de nisy mpity le artif,:-D:-D:-D
46. Fiffi
(
18/06/2006 15:09)
mandrindra:mandrindra: io tena olana be mihintsy amiko an! aiza ve isakin'ny manao sakafo de tsy mba mahay mi-dose mihintsy fa tafahoatra foana !!! de very ange ny ambony eh!
aleo diso be loatra toa izay tsy misy :-D:-D
48. mandrindra
(
20/06/2006 08:41)
aza manary sakafo izany ry fiffi a.
fa ny hoe mihoatra in dray aloha ny sakafo dia aretin'ny malagasy io isaky ny mifety e, matahotra ny ho noana daholo
fa ny hoe mihoatra in dray aloha ny sakafo dia aretin'ny malagasy io isaky ny mifety e, matahotra ny ho noana daholo
49. tisera
(
20/06/2006 14:51)
mandrindra : marina mihitsy izany !raha azo congeler-na dia congeler-ko ny ahy ny ambin-kanina : @ izay koa rehefa ilay mba tsy te-hahandro na hikarakara aho dia iny fotsiny no avoakako. F'hita va izany ihany ange ireny plats surgelés ireny é!
51. mandrindra
(
21/06/2006 07:20)
vale:
oups! HS koh za zany:-D:-D;-)
matoa voalza dia nisy hevitra tiana aposaka na HS aza, mba velabelaro eto aloha hifampizarana e :lol:
53. boubounezy
(
30/06/2006 13:01)
ny anah njay dé vinaigre d'alcool blanc (na citron) + huile zé atao mety dôly refa végétale + sira + poiavre + tongolo gasy + grozéniô + sakamalao vototo dôly reo afangaroy fa tonga dé izy frrrrrrllll raraka ny iviko ry reto a!8-)
