saosy vinegrety

21. booboo ( 14/06/2006 15:03)
Nenipitia > Ny composants-n'ilay motika mitsy no mampatavy fa feno an'izao raha chimiques tsy haiko haiko zao aby : exhausteurs de goût e, acides tsy hay hay e,sns. Ny @ resaka " tours ", na aiza na aiza tôko ilaina foana ny mihinana sakafo equilibré ( zava-maitso, voankazo, hena sns ) fa anjaranao fotsiny no mandroso sy mikarakara an'ireo araka zay hitiavanao azy : asesy na tondé présenter-na miaraka eo ambony latabatra !
22. booboo ( 14/06/2006 15:03)
Nenipitia > Ny composants-n'ilay motika mitsy no mampatavy fa feno an'izao raha chimiques tsy haiko haiko zao aby : exhausteurs de goût e, acides tsy hay hay e,sns. Ny @ resaka " tours ", na aiza na aiza tôko ilaina foana ny mihinana sakafo equilibré ( zava-maitso, voankazo, hena sns ) fa anjaranao fotsiny no mandroso sy mikarakara an'ireo araka zay hitiavanao azy : asesy na tondé présenter-na miaraka eo ambony latabatra !
23. booboo ( 14/06/2006 15:04)
:oops:Nenipita manko e
24. tisera ( 14/06/2006 15:34)
tsy misy tsara ohatry ny sakafo any dago akia ry nenipitia a! any misy tsirony sady bio hoy ry vazaha saingy any lafo be ny fromages ohatra dia tsy afaka mihinana daholo ny olon-drehetra !!! fa dia io voalazan'ibooboo io no mampatavy fa tsy ny rehetra ange no matavy é! Be dia be tena vtrakiny be koa ny taille mannequin aty an ! indrindra ry madimaozelikely syny vadim-bazaha
25. nenipita ( 14/06/2006 15:43)
ary nareo io zao hitako tena botabota be mampate hanongo fify ireny ô
26. Fiffi ( 14/06/2006 15:59)
iza ?
27. tisera ( 14/06/2006 16:18)
izaho aloha tena botakely an ! misy tsongoina na ny fe na ny kibo ( din !!!:P:P) . Zà anefa tsy tendan-kanina be fa dia eeeee.... :
maraina : thé mahery na cappuccino miampy biscottes 2 sy margarine allégée ( indraindray aza tsy mihinana) ; raha tsy nihinan-kanina maraina aho dia mihinana paoma rehefa noana @ 10h00 eo ;
atoandro : miovaova na pates , na vary na ovy nandrahoina +hena na akoho na trondro ; izao mafana be izao ny andro dia salade dia vita ;
hariva : raha mazoto dia manao sakafo hafa ; raha ts'izany dia ny ambin'ny atonadro na ny ambin'ny omaly sns.. ;aty kosa aloha aho mihinana dessert foana foana an ! na fromages kely io na voankazo na yaourt dia ref tendan-kanina dia mi-glasy kely ... Izaho oa ohatry ny tsy mahita oe manao excès aho @ sakafo fa dia mivoraka ian....y! Ny ahy koa moa ny kilao azo t@ vohoka sy niteraka zara raha afaka ny 4kg fa ny 10kg lasa raiki-tapisaka h@ izao .:wink:Efa mbô nanao rezima fa eeee... tsy ampy faharetana . Hafa ilay miotra(massage) any dago dia mi-sportport kely koa t@ madimaozely mmmmmh!
28. vale ( 15/06/2006 17:00)
nenipita:

fa ono oa rey olona e, inona kay no tena mampatavy be anareo any ivelany any io, le sakafonareo ve no tena matsiro sa aona nefa ianareo tô manao regime be zany nefa mbola bota be ihany. Mba omeo ny recette tena fohaninareo isan'andro anay aty Mada e, nareo ve zany isanandro de manao sakafo 3 tours fona, 4 aza ko (entrée, resistance, sortie, glace)fona?
nenipita: ihihihih, tsy voatery ka, ny ahy alou eh! ny ahy misy hoe salady ftsn ny hoaniko dia vita, na fruits ftsn koa,raha ny ahy manokana dia ny sakafo gasy ihany no tena tsara:miam:satria tsisy pitsopitsony :°),no azo lazaina ho tena mbola sain an!! fa arakariky ny olona miara-mipetraka aminao koa ange io eh, tsy hary hinana sakafo gasy foana, raha toa ka vahiny ny ol miaraka @ tena (oh!)

-dia raha mahavidy sakafo bio sy ny produit allégé (somary ambony vidy kely!) tsy dia mahavondraka kah! fa io koa moa safidiny tsi11 eh:wink:!
ny faharoa koa dia tsy mahatohitra(rehefa miantsena) mahita ny firentirentin'ny sakafo sasany: saucisson^^,ny gateau,glace,sns,sns,dia tonga ra-poids!:oops:!!



29. vale ( 15/06/2006 17:03)
misy cas hafa koa vokatriny fihinanana fanafody dia mampatavy koa ireny!!:)
30. tisera ( 15/06/2006 17:21)
tena marina io ry vale ; ny coticoïde izao tena mampivoraka ahy koa an!
31. vale ( 15/06/2006 20:01)
ié;-), na dia ny pillule ftsn aza!;-)
32. vale ( 15/06/2006 20:07)
tisera: :(ny ahy koa aky mandray ffody bdb koa de nahazo 15kg en plus!
33. Fiffi ( 15/06/2006 20:09)
ny corticoïde aloha de tena mampivoraka be mihintsy ary tena sarotra be ny manary le kilo avy eo an!
34. vale ( 16/06/2006 10:11)
ié;-)
35. vale ( 16/06/2006 10:13)
fiffi::-*:-*
36. fasaly ( 16/06/2006 11:00)
zà njay nahazo 6kg fa vokatry ny fihinana chocolat sy gateau:cry::x loza refa tendakanina lotsa:twisted:
37. mandrindra ( 16/06/2006 11:34)
misaotra ny mpanome karazana saosy rehetra e.

hoy i fasaly :
loza refa tendakanina lotsa

dia raha loza ny tendakanina dia tenda inona izany no tsy loza.

aza dia manao rezima zany anie ry zavavy isany a. aleo anie mijery anareo misimisy nofo toy izay ilay lava tsindakana taolana mifono hoditra ireny e. ianareo nofonofosana ireo tena mampazoto hoamana mihitsy :wink:
38. Fiffi ( 16/06/2006 11:43)
fasaly: fa raha tena chocolat tsy mankatavy zany an! fa tandremo fotsiny fa bdb ny tsy tena choco , aleo jerena hiany ny composants ao. bdb manko no efa lasa menaka fotsiny no hanampiana azy.
39. fasaly ( 16/06/2006 15:09)
mandrindra: hummmmmm zany an! na de efa dofodofotsa beuh aza veuh lay zioa de....:°):wink:tena diso misy raisina lotra ndray nge e!:-D

fiffi; ka ny ahy haniko aby na au pistache na au raisin sec na cerise na au lait na in rehetsa ity e! ny praline zany mou an aoka fotrony lay misy toaka kely reny fa de aza mimenomenona fotsiny wa rehefa tery ny akanjo liakatra ny balance:evil:
40. diamondra27 ( 16/06/2006 15:56)
refa misy sakafo de mihinana foana e!
regime 'zany mbola miandry
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0719