GASY te ho any an-dafy.. ny an-dafy nefa te hody aiza ihany?

1. 4mimananelatra ( 11/06/2006 18:15)
Mahalàsa saina ihany isika olombelona ity refa tena dinihana lalina...Raha ny fijery ny gasy manokana dia maro dia maro ny haniry ny te ho any an-dafy izany surtout ny vehivavy eto @ tanàna .
Mieritreritra fa paradisa izao ao an-dafy izao !!c'est l' ELDORADO ..

Etsy andaniny koa anefa dia tsy vitsy ireo gasy izay may ny hody tratry ny stress ,sans paps,galériens...
Be siasia tokoa ra-olombelona ka atao ahoana moa : i SARKO aza efa niteny fa LA FRANCE n'a pas besoin de L 'AFRIQUE économiquement !!
répondu par titis le 26/07/2006 18:57
2. Herimiafina ( 11/06/2006 18:19)
4mimananelatra:

Mahalàsa saina ihany isika olombelona ity refa tena dinihana lalina...Raha ny fijery ny gasy manokana dia maro dia maro ny haniry ny te ho any an-dafy izany surtout ny vehivavy eto @ tanàna .
Mieritreritra fa paradisa izao ao an-dafy izao !!c'est l' ELDORADO ..

Omeo billet izy handehanany e, de le any andafy omeo billet hodiany. :-D
3. pissoa ( 11/06/2006 18:39)
Herimiafina - manaova epargne kely ;-):-D:-D:-D
4. fasaly ( 11/06/2006 18:51)
resaka sarko alou de aleo tsy asiko resaka fa eraha-mahalala ny zavamiseho amzao momba ny vahiny tsisy paps....
iza kosa moa no tsy te haniry ny ho aty an-dafy izany ry 4mi na enao io aza..na de hoe hanao vokasy fotriny aza.....mandainga zay tsy nanana io faniriana io kosa e!
zà aloha tsy de mahita ho lazaina amzany fa mba maniry anreny oul tsy manana paps mba hanana sy ho relger am resaka rehetsa e!:wink:
ny resaka te hody njay de zà te hody foana fa vokasy fotriny, vokasy fotriny an!:wink:
5. Fiffi ( 11/06/2006 19:02)
tsy hitako izay olana @ zany an! ka izay ary no mba tiany ka hatao ahoana eh ?
6. fameusecousine ( 11/06/2006 19:18)
Mieritreritra fa paradisa izao ao an-dafy izao !!c'est l' ELDORADO ..


paradisa fona io na iaza na aiza fa miankina @ zavatra tadiavinao ihany :roll::roll:
7. Herimiafina ( 11/06/2006 19:30)
Zah zany te hiaina any amparadisa tampoka nahita ity resaka ity klé.
Hono hoa, misy mahafantatra ny frais makany andanitra ve ato e?
8. cutie ( 11/06/2006 19:31)
tsy misy frais hono, free:-D:-D:-D:-D
9. vale ( 11/06/2006 19:35)
4mi: izay no maha olombelona ny olombelona koh! nga mety hafam-po izany mihintsy eh! fa ny ahy alou tsisy atakaloko an'i madagasikara(l)fa saingy aty no hitako mampetimpety ny fiainako de izay fotsiny!:^):^)
f'izany akory tsy midika hoe: tsy naniry ny handeha aty ivelany an, sao misy mamaky vilana eo indray!!!
10. Fiffi ( 11/06/2006 19:36)
Herimiafina:

Zah zany te hiaina any amparadisa tampoka nahita ity resaka ity klé.
Hono hoa, misy mahafantatra ny frais makany andanitra ve ato e?
Herimiafina: :roll: nga koh mandoha frais mankany an-danitra ? Andriamanitra irery hiany no mahafantatra ny andehananin'ny tsirairay any , ary koh ho paradisa na tsia .


11. Herimiafina ( 11/06/2006 19:38)
Ka eo aza e, teneno ahy ny fomba fandehanana any fa tena krizy mihintsy ity eto antany ity e! Mijaly loatra.
12. cutie ( 11/06/2006 19:39)
alefaso any an-danitra ny saina de tonga :-D
13. Fiffi ( 11/06/2006 19:43)
Herimiafina: de mivavaka , tsy satry ny mivavaka ny fanafodiny.
14. soanja ( 12/06/2006 00:26)
Ny olombelona dia be siasia. Izay no mahaolombelona azy. Izay tsy ananany ihany no iriny. Marina moa? Soa fa misy Andriamanitra manome balance.
15. Fiffi ( 12/06/2006 03:44)
tsy hitako aloha zay mahalasa saina ahy @ zany an! fiainana daholo zany eh! Iza koa moa no tsy mba nanana zavatra hiriana ?
16. diamondra27 ( 12/06/2006 05:26)
HM: tsy misy frais makany fa ity fotsiny de ampy

jaona 14:6 "Izaho no lalana sy fahamarinana ary Fiaina; tsy misy afaka makany @ Ray afa-tsy @ alalako" Jesossy no niteny an'io fa tsy 'za an:wink:
de bon voyage de tongava soa:-*
17. diamondra27 ( 12/06/2006 05:35)
raha ny fiainana eto antany na aiza na aiza dia itovizana daholo. Ny maha samy hafa azy dia niveau de vie. Ny aty ivelany ny bien-être dia tena misongadina raha misy ny atao; ze rehetra zava-baovao de azo daholo, mahazo fanampiana, misy assistance fa any @ tany andalam-pandrosoana de ianao no miantoka.

Ny hotakotaka sy ny halatra de samy misy .
Ny mahantra sy manakarena de samy misy.

De samia mifaly @ izay ananany avy de efa bonne e!
aza mitomany randrana manendrika ny hafa.

Ny paradisa de ianao ihany no manao azy.
Rehefa manao crac crac badaboum enao d'efa any amparadisa koa izay (ry HM a!:wink:):-D:-D

18. Fiffi ( 12/06/2006 08:45)
de paradisan'inona hono zany ry diamondra ? ny vatana ve ? :roll:
19. little ( 12/06/2006 09:53)
ary maninn nareo rehetra tsy misy manontany ny frais mankay: antanimora -tsiafahy-nosy lava direct e?
zany paradisa zany anie hono mandalo any daholo ny olona reghetra fa zay mijanona no asa e, misy manko manao transit fotsiny e! he, he, mety enao io zany an!!!!
tany, lanitra, afo-be o!
=))=))=))=))=))
20. xxx ( 12/06/2006 10:14)
4mimananelatra:

Mahalàsa saina ihany isika olombelona ity refa tena dinihana lalina...Raha ny fijery ny gasy manokana dia maro dia maro ny haniry ny te ho any an-dafy izany surtout ny vehivavy eto @ tanàna .
Mieritreritra fa paradisa izao ao an-dafy izao !!c'est l' ELDORADO ..

Etsy andaniny koa anefa dia tsy vitsy ireo gasy izay may ny hody tratry ny stress ,sans paps,galériens...
Be siasia tokoa ra-olombelona ka atao ahoana moa : i SARKO aza efa niteny fa LA FRANCE n'a pas besoin de L 'AFRIQUE économiquement !!


Raha raisina cas général dia zavatra normal tsara izany lazainao izany : lalànan'ny fiainana sy ny nature ny mitady ny tsaratsara kokoa hatrany, raha any M/car dia mieritreritra fa mety ho tsaratsara kokoa any Frantsa , rehefa any Frantsa dia mety mahita mety ho tsaratsara any M/car

Vitsy ihany angamba ny olona manao hoe efa mety mihintsy eto fa tsy te hanana situation tsaratsara kokoa noho izao aho

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0584