GASY te ho any an-dafy.. ny an-dafy nefa te hody aiza ihany?

41. MTN ( 14/06/2006 11:20)
Mifohaza amin'izay ry reto fa efa atoandro izao ah. I HM mampirehatr'afo, i pissoa matsaka, i cutie manary fako, i fiffi manasa lamba, diamondra mitsipom-bary... paf paf
42. Fiffi ( 14/06/2006 12:07)
=))=))=)) ary i MTN manao inona ? miandry ny ho haroso sakafo fotsiny ve ? :-D:-D tsy ratsy indray iny an!
43. Fiffi ( 14/06/2006 12:09)
MTN:
Mifohaza amin'izay ry reto fa efa atoandro izao ah. I HM mampirehatr'afo, i pissoa matsaka, i cutie manary fako, i fiffi manasa lamba, diamondra mitsipom-bary... paf paf
soahiany fa misy ny masinina manasa lamba :-D afaka corvée indray zah raha izany ! sady raha hanimba ny hohoko eo aloha tsy lasa eh! :-D:-D:-D:-D:-D


44. Herimiafina ( 14/06/2006 17:21)
Eeeeh, efa ela izaho izay no tsy nanasa lamba, niborosy trano, namaky kitay, nitsimpona saribô, nitoto vary, nanasa fitaratra, nanondraka anana klé.

Eeeeeh, any ilay saossety maniry eo ambodi-tamboho, fohana ny raviny refa tsy ampy sigara, eeee:roll::roll:
45. pissoa ( 14/06/2006 17:30)
MTN:
i pissoa matsaka,
Io mihitsy le raharaha prefere-ko tany Dago kle, hihihi. Sady zah tany nanana zaridaina kely fanalako andro zay an ... misy salady bogosy kely, de anamamy, de anatsonga, sns :-D:-D:-D

HM, zahay koa manana saosety eo akaikin'ny tamboho ... fa tsy misy mifoka an :-D:-D:-D
46. Fiffi ( 15/06/2006 08:32)
hummmm ! zah manana jaridaina ato an! misy saosety maniry ! hummm tsy ho ela de hanao laingon-tsosety ah! :miam::miam::miam:
47. diamondra27 ( 16/06/2006 05:03)
MTN: tsy lasa kosa le corvée-ko e!
mitsipombary ve nefa 'za aza efa miope. Aleo mikopak'afo na manao inspection fotsiny e!inspection des travaux finis

fiffi: atao lasary ny sosety tena tsara ihany koa, efa nanandrana ve njy?
48. Fiffi ( 16/06/2006 08:29)
diamondra; heu...lasary ? de ahoana akia ny fanaovana an'io ?
49. diamondra27 ( 16/06/2006 10:25)
rapper-na de atao anaty rano mangotraka kely (na atonjy malemy na ajoboka fotsiny de andrasana kelikely de alàna @ izay tsy malemy fa mba mafimafy misy tsakoina toy ny karaoty= juste atao masaka kely fotsiny)de asiana carry sy poivre ary sira, de asiana saosy vinaigrety ary sakay, hummmmmmmmmmm, miam miam.
50. Fiffi ( 16/06/2006 10:54)
:miam::miam: diamondra: hummmm ! andraso fa handramana indray io an! misaotra akia an! :):-*:-*
51. MTN ( 17/06/2006 14:03)
Herimiafina:

Eeeeh, efa ela izaho izay no tsy nanasa lamba, niborosy trano, namaky kitay, nitsimpona saribô, nitoto vary, nanasa fitaratra, nanondraka anana klé.

Eeeeeh, any ilay saossety maniry eo ambodi-tamboho, fohana ny raviny refa tsy ampy sigara, eeee:roll::roll:



Kay ialahy koa mba nifoka ravi-tsosety? Tadidiko ihany
52. totofy ( 17/06/2006 15:08)
Herimiafina refa makany amin' ny paradisa elah dé ny tongotra alefa aloha fa sô dé refa eo amin' ny varavaran' ny paradisa elah dé zavatra hafa no tafiditra aloha sy voatsapan' i St pierre dia hoe iza ireto kambana sola be ireto :-D:-D:-D:-D:-D:wink:
53. Fiffi ( 17/06/2006 16:22)
:-D
54. caloh ( 20/06/2006 15:19)
:-D
Herimiafina:

Ka eo aza e, teneno ahy ny fomba fandehanana any fa tena krizy mihintsy ity eto antany ity e! Mijaly loatra.


aza matahotra ianao fa rehefa tonga ny anjaranao de lasa ianao e sady sans escale , fa zao aloha ianao mbola liste d'attente e!!!
55. Zina ( 20/06/2006 15:26)
Ka eo aza e, teneno ahy ny fomba fandehanana any fa tena krizy mihintsy ity eto antany ity e! Mijaly loatra.


rehefa manana an'i Jesosy ao am-ponao ianao dia tsy mahatsiaro ny krizy eto an-tany. Na dia eo ary ny fijaliana. Manana esperance foana izay akaikin'Andriamanitra. Hang in there
56. Fiffi ( 20/06/2006 15:27)
:-D
57. Kwasi ( 18/07/2006 11:54)
Dia ao koa ny Vazaha any an-dafy te hipetraka aty.
58. titis ( 26/07/2006 18:57)
Tena tsy hita marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1125