GASY te ho any an-dafy.. ny an-dafy nefa te hody aiza ihany?

21. Fiffi ( 12/06/2006 11:09)
little: :-D
22. MTN ( 12/06/2006 13:56)
Herimiafina:

Zah zany te hiaina any amparadisa tampoka nahita ity resaka ity klé.
Hono hoa, misy mahafantatra ny frais makany andanitra ve ato e?



Raha tomobilina no tianao handehanana dia mitsambikina eo afoan-dalana amin'izy mandeha mafy be iny.

23. Fiffi ( 12/06/2006 14:29)
24. diamondra27 ( 12/06/2006 15:55)
fiffi: :-D:-D:-D
anisan'ny paradisa ihany io e! fa tsy le paradisa tena izy no sady maharitra mandrakizay ka!

ngah njy mbola tsy tonga tany:wink:
25. xxx ( 12/06/2006 16:48)

Hoy i Herimiafina:

Zah zany te hiaina any amparadisa tampoka nahita ity resaka ity klé.
Hono hoa, misy mahafantatra ny frais makany andanitra ve ato e?



Ny frais makany? manalavitra ny fahafinaretan'ny nofy sy tia manana( tsy ampy anafe ireo) fa ny aina koa (tsy de lafo ee).
26. bonnechance ( 12/06/2006 16:52)
Ny olretra mila fiainanatsara daholo. Sarotra ny mandainga fa any Dago tena sport be vao afaka miaina tsara araka ny tokony ho izy.tsy hoe paradisa aty andafy fa na ny manodidina ny tena aza tsy mitovy amin\'ny any e!Za gasy foana na oviana na oviana fa araka ny tenin\'ny namana teo aty no misy ny fitadiavana sy ahafahako miaina aloha. Raha miverina any Dago aho @zao tena tsy fantatro mitsy zay mety hiandry ahy any.Fa zao ry 4mi a!ze hitanao mety @fiainanao atao fa aza mijey ze fanirian\'ny olona any fa manjary maka ref ol enao de marary andoha eo!
27. Herimiafina ( 12/06/2006 16:59)
Misaotra betsaka ry zareo fa tena milay le resaka sy le toro-hevitra, saingy ny olana dia omaly zah no te ho any amparadisa , androany indray aho te hijanona eto ihany e.

Ny tiana hambara amin'ny sarisarinteny dia miovaova ny filana fa tsy voatery hitovy foana amin'ny omaly e.
Androany ny any Dago te ho any andafy, rahampitso ihany izy de te hijanona.
Indrisy anefa fa ny procedures rehetra dai mi-traine daholo ka rehefa niova avokoa ny zavatra ilanao vao tonga aminao ilay filanao taloha.
28. Zina ( 12/06/2006 17:41)
Misaotra betsaka ry zareo fa tena milay le resaka sy le toro-hevitra, saingy ny olana dia omaly zah no te ho any amparadisa , androany indray aho te hijanona eto ihany e.

Ny tiana hambara amin'ny sarisarinteny dia miovaova ny filana fa tsy voatery hitovy foana amin'ny omaly e.
Androany ny any Dago te ho any andafy, rahampitso ihany izy de te hijanona.

i raolombelona moa angaha mba satisfait @ izay hananany e.. sy itany e.. sy tiany e
29. Herimiafina ( 12/06/2006 17:46)
Misy mahatsara izay misy maharatsy izay. Inona aza?
30. Fiffi ( 12/06/2006 18:42)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
31. Herimiafina ( 12/06/2006 21:10)
Zah zany ohatry ny te ho any andafy indray fa any hono sady be saosy no be sipa no tsy maty manota fa i deba aza namono olona lasa any de tsy migadra hono e! :-D
32. Fiffi ( 13/06/2006 03:36)
diamondra: heu....raha mba tena misy marina moa le paradisa eto an-tany .....:(
Heimiafina: zany an ? de tongava zany koh! fa tandremo fa malaza ratsy ho mpiavonavona reo sipa :-D indrindra ny parisienne :wink: tsy ny rehetra kosa aloha an! fa tena misy an!
33. MTN ( 13/06/2006 14:07)
Za aloha taloha tia mba hitaingina rapoilanina eh. Kay naofa. Dia mba tia hitaingina ski, kay managatsiaka be izay tsy izy. Aleo ihany eto amin'ny Dago fe eto no mahatamana.
34. diamondra27 ( 13/06/2006 17:29)
fiffi: za efa nahita aloha e! fa saingy tsy naharitra.
Any dago feno ny toerana paradisiaque sady be de be ny touriste mitady ny ho any amintsika (ex fotsiny Ste -Marie, Nosy Be sy ny maro tsy voatanisa)
35. naughtyboy ( 13/06/2006 20:39)
eritreritra kely efa nandalo teo momba le paradisa fa mety ny tany misy antsika jiaby de misy paradisa daolo fa na ny tany andanitra aza efa tonga teto @ planeta tany misy antsika de milay zany n'aiza2 afatsy ny dezaka otrany sahara reny.. ngamba
36. Herimiafina ( 13/06/2006 22:53)
Eny leisy ry naughtyboy, tena favy!
Fa na dia iznay aza dai mahatsiaro ireo zazavavindranon'i Dago aho iznay klé. Any ireo Anjely latsaka antany maro.
37. MTN ( 14/06/2006 00:32)
38. Fiffi ( 14/06/2006 04:37)
te-ho any dago zah zany !
39. naughtyboy ( 14/06/2006 06:48)
marina iny anjely any dago iny HM efa nitapo t@ reny anjely reny ko za ary latsaka mintsy aza t@ zany( enga anie mbo tsy le avy ao Anosy iny le kozin\'la eto sady anjely no zzvndrano ) fa ny mahagaga @ zazavavindrano kalo de tsy mbola nisy nahita azy reny toa sahirana ihany ny saiko we fomba ahoana no iarahana miaramisotro zvt @ izy reny any anaty rano any ,sao mba vita matavy any anaty rano fa aleo revena milamm eto antany ihany fa sao manahirana haha..
40. diamondra27 ( 14/06/2006 08:23)
fiffi: nostalgie!!!
revirevy fotsiny de ampy e!akipy ny maso de alefa ny eritreritra sy ny fisainana , de tonga any amorondranomasina ohatra , de respire bien, profondement, de inspirer et recommencer ; de alefa any ankafa njay refa avy eo, de 'zay e!

'za manonofy tonga any dago foana de faly be fa sady tsy miala vola no nahita ny fianakams sy ny akama retsa

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077