tsiron`aina
1. hesham
(
10/06/2006 13:54)
Noho ny fitiavantenan`ny lhl indraindray dia mbola betsaka ny vhv tsy mahalala akory ny hoe tsiron`aina , tena resaka marina io an .
Nisy bandy zay fa 2 mn dia lasa ny azy ary rehefa lasa dia mijanona izy dia zay aloha ny amin`iny fa tsy votazony hony hihihihihi ,efa niteraka izy ary mananjanaka 3, fa ilay vhv tena tsy mahita tsirony mintsy amin`ny vadiny.
Noho io toejavatra io dia lasa betsaka ny vhv milalao rery mampiasa vibro , na mampirafy hihih.Eritreritra mandalo ihany aloha iny e.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D

répondu par Fiffi le 15/06/2006 08:33
2. Simpona
(
10/06/2006 14:37)
Noho ny fitiavantenan`ny lhl indraindray dia mbola betsaka ny vhv tsy mahalala akory ny hoe tsiron`aina ,
Tena betsk tokoa ve ???? de nahoana no we noho ny fitiavantenan'ny lhl:?::?::?:
Tsy azok miits le resak :-w:-w:-w
raha ny amn'Vibro ndray klou mety any ampita any ngamba tsy mbola betsaka io eto dago.
3. Fiffi
(
10/06/2006 14:52)
izao ve no hatao hoe "heritreritra mandalo" ???? :roll::roll::roll::roll:
4. lapino
(
10/06/2006 15:35)
Indraindray fotsiny ve ny lehilahy no tia tena, kanefa bedebe ny vehivavy no milalao irery? :-w
7. Herimiafina
(
10/06/2006 16:46)
hesham:
Noho ny fitiavantenan`ny lhl indraindray dia mbola betsaka ny vhv tsy mahalala akory ny hoe tsiron`aina , tena resaka marina io an .
Nisy bandy zay fa 2 mn dia lasa ny azy ary rehefa lasa dia mijanona izy dia zay aloha ny amin`iny fa tsy votazony hony hihihihihi ,efa niteraka izy ary mananjanaka 3, fa ilay vhv tena tsy mahita tsirony mintsy amin`ny vadiny.
Noho io toejavatra io dia lasa betsaka ny vhv milalao rery mampiasa vibro , na mampirafy hihih.Eritreritra mandalo ihany aloha iny e.
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Tsy alehany ohatr'izany daholo angaha ny bandy any aminareo any ry hesham? hehehehe=))=))
8. vale
(
10/06/2006 17:06)
hesham: bjr alou fa elaela ndry zany an!mba bandy sampona koh aky zany koh! na dia ny akoho aza ve d,hihihih:^):^)
10. labomba
(
10/06/2006 18:01)
Voloany ndrindra: tsirin'aina no izy fa tsy tsiron'aina.
Faharoa: tsy dia mino aho hoe misy vehivavy tsy mahalala an'izany tsirin'aina zany. Ndana enao mba mangalatra mihaino vehivavy tafaresaka fa tsy misy afatsy tsirin'aina ny resaka ao fa enao anga ahoana.
Fahatelo: tsy noho ny fahatongavana 2 min no mahatonga ny vehivavy ampiasa vibro na mampirafy fa feeling individuel io. Hafa kokoa refa irery satria ny vadinao tsy ahita le point precis ilainao vokasokasoka sy kitikitiana, na lahy io na vavy.

12. fasaly
(
10/06/2006 19:28)
tsy deh itako lotra kou nge no maharatsy ny vehivavy milalao rery e!:wink:
rehefa tsy mahazo fafiny kosa ve izy tsy ampiasa fika:-D:-D:-Dfeeling assuré 100°/°
labomba marina mahintsy zany ary izy manana experiansa an!:wink:

17. STONG
(
11/06/2006 07:37)
Fa tokony ho eo @ firy mn eo ho eo no mahazo fahafinaretana ny vhv??:-P=)):-$
18. STONG
(
11/06/2006 07:40)
Ra fantatra mantsy wé,eo @ fir mn eo eo, d jijina eny ny baolina na d efa eo ambavahoana aza ny tantara
19. fasaly
(
11/06/2006 09:24)
STONG: ça dépend ny hafaninganam-pandeha ny excitation io:-D:-D:-D:-Dfa en general 10mn eo ka na 15mn eo:wink::°)
20. labomba
(
11/06/2006 11:52)
Raha tsaratsara ny prelim tsy mahandry atrany amin'ny 10 min ny sipa. Ampiasao ny langue ry STONG a!