tsiron`aina
41. hesham
(
12/06/2006 11:12)
Herimiafina:
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Tsy alehany ohatr'izany daholo angaha ny bandy any aminareo any ry hesham? hehehehe=))=))
[/quote]
Ie tsy alehany otranao daholo hihihi.
42. hesham
(
12/06/2006 11:19)
labomba:
Voloany ndrindra: tsirin'aina no izy fa tsy tsiron'aina.
Faharoa: tsy dia mino aho hoe misy vehivavy tsy mahalala an'izany tsirin'aina zany. Ndana enao mba mangalatra mihaino vehivavy tafaresaka fa tsy misy afatsy tsirin'aina ny resaka ao fa enao anga ahoana.
Fahatelo: tsy noho ny fahatongavana 2 min no mahatonga ny vehivavy ampiasa vibro na mampirafy fa feeling individuel io. Hafa kokoa refa irery satria ny vadinao tsy ahita le point precis ilainao vokasokasoka sy kitikitiana, na lahy io na vavy.
Raha hifampitsara tsipelina dia vakio tsara zay nosaratanao fa be diso be koa.Hainao tsara ny tiako ambara.
Misy vhv tsy mahalala matoa za manoratra.
Tsy niteny koa za fa ny vhv rehetra mampiasa vibro dia noho io antony nolazaiko io , vakio tsara aloha.
:-D:-D:-D:-D:-D
43. ravakamalala
(
12/06/2006 12:28)
labomba ilaozana mitsara tsipelina ka aiza no hahita sipa hanaovana pratika.:wink:
za anie tsy manana bleme amin io e! za ndray afa po tsara fa tsy taitra toi ka!
za anie tsy manana bleme amin io e! za ndray afa po tsara fa tsy taitra toi ka!
44. Fiffi
(
12/06/2006 14:44)
labomba: heu..de tsy aiko indray zany an! nefa ange misy ny sexelogue eh!
45. MTN
(
12/06/2006 15:26)
Nisy akamako izay dia ohatra a'io labomba io, dia nony avy eo tsy hita akory fa hoe: ireny ange theory ihany eh.
hesham: ka tsy migany be kosa ange ilay hoe tsiron'aina eh. Sady ny gasy tsy mivatambatam-piteny.
hesham: ka tsy migany be kosa ange ilay hoe tsiron'aina eh. Sady ny gasy tsy mivatambatam-piteny.
51. MTN
(
14/06/2006 11:08)
Tsiry: fototenin'ny hoe maniry. Misy aina vaovao. Ohatra ny hazo vao mitsiry eh.
Fa tsy hoe matsiro :-D
Fa tsy hoe matsiro :-D
53. STONG
(
14/06/2006 15:32)
ary ra atao hoe "fihin'aina" e!,to mankafy doly mantsy zé manao azy io ,na dahalo na pastera,na mpivaro-tena na masera.Asa,tsy haiko klou e:-P
54. pitchou
(
14/06/2006 17:07)
toa tsiron'aina no tian'i hesham resahana kou! avy @ ny hoe "tsirony".
fa nagaha tokoa ny lehilahy sasany tena tsy afaka manao ezaka e?
fa nagaha tokoa ny lehilahy sasany tena tsy afaka manao ezaka e?