tsiron`aina

21. Fiffi ( 11/06/2006 12:52)
fa nga io ry zareo azo fantarina eh ? sady samy manana ny metabolisme ny tsirairay , mety hoe 3mn na 5 na 9 na....
22. ravakamalala ( 11/06/2006 13:20)
tsy azo fantarina io fa azo fehezina, tokony tany am resak olon dehibe marina angamba izy ity!!!

ny lhl marina toko anaie dia misy tia tena tsy te hiraharaha izay mba mampetipety an ilay vhv mihitsy fa dia ny azy ihany no saininy, dia rehefa tsy mahay manararaotra ra sipa dia tavela eo,

lapino > maninona moa ny vhv raha bdb no milalao irery na dia hoe indraindray fotsiny aza ny lhl no tia tena? tsy misy lanjany izy isany fa ilay foto pisainana no tsy mety!!!
23. Herimiafina ( 11/06/2006 13:21)
Ny an'ilay rabaofy izay izao tsy 15mn na 5mn izany fa efa presque 40ans hono ny azy tsy tonga, hehehe=))=))
24. Fiffi ( 11/06/2006 14:09)
25. Fiffi ( 11/06/2006 14:10)
Herimiafina: aiza koh no misy an'izany ?:roll:
26. labomba ( 11/06/2006 14:10)
ravakamalala> tsy de hoe fitiavantena loatra angamba lay izy, fa mba tsy tanany ara ka atao ahoana. Tsy vitany ny mifehy azy. Minoa ahy enao fa mba satrin'izy ireny koa ara ny ho eo na adin'ny telo aza, nefa noho tsy fahaizamifehy dia 3 min no fetra.
27. Fiffi ( 11/06/2006 14:15)
de lasa fitiavan-tena zany raha izany..
28. ravakamalala ( 11/06/2006 14:37)
fiffi > tena tsy voafehiny hono ka, tsy tia tena izy fa "faible" resaka mental,

labomba > raha amin ny voalohany no ohatran io dia tsy maninona, indray, indroa dia mandefitra aho fa raha ohatra ka tsy miezaka mihitsy izy dia izay vao tena hoe tia tena!
29. Fiffi ( 11/06/2006 14:48)
de tokony hijery dokotera zany raha izany an!
30. Herimiafina ( 11/06/2006 14:53)
Matoa izay olona rehetar nanao taminao lazainao fa tsy mahavoa sy misy probleme dia tadidio fa mety tsy any amin'izy ireo ny olana fa any aminao mihintsy!
31. labomba ( 11/06/2006 15:14)
ravakamalala> sao de enao kosa ara no excitante be loatra? sa enao manivana be loatra? aza mietsika mafy ndray hoe jerena a, de aza misento mafy koa fa mampisy effet lé feo.
Fiffi> Tsy misy azon'ny dokotera atao fa normal be izany. Ny tsy mety tonga sy ny tsy mety vel no mila manantona dokotera fa tsy ny tonga aradalana, na ny tonga haingana. Tsy azon'ny dokotera sakananan mintsy io refa te ho tonga, mila mafy saina fotsiny.
Conseil: Mila manao entrainement, mizatra mi-maitrisé ejaculation de vita: masta matetika de basta. Refa tady ho tonga de stop!
32. STONG ( 11/06/2006 16:59)
io zvt io azo atao na 1h aza,refa ho tonga iny lé tantara d hesorina kely ao anaty lavaka ao,d raikitra kely ny horokoroka,styl haf,d avy eo ndray mananika ny avo refa hita fa maharaka ny lasantsy.D otsan'zay mandrapa leo e:^):^):^)=))
33. fasaly ( 11/06/2006 17:55)
Herimiafina:

Ny an'ilay rabaofy izay izao tsy 15mn na 5mn izany fa efa presque 40ans hono ny azy tsy tonga, hehehe=))=))


herimiafina: ka eo njinja tsika zao:-w:-w:-wmisy hifandraisany amlay dinika nampidiriko atsy am resaka olon-dehibeuh!:-D:-D:-D inona zany no vaha olana amzany tsy mety tonga zany:wink::°)
34. labomba ( 11/06/2006 17:56)
STONG> marina mintsy! fa le hanala azy amin'iny milay be hitady andeha iny koa nge mila finiavana e. Ka iny le ahitana ny fitiavatena lazaina eto angamba. Tsy foin'dry lerony le milay be vetivety de tapaka le feeling tokony ho elaela.
35. fasaly ( 11/06/2006 17:57)
labomba:

ravakamalala> tsy de hoe fitiavantena loatra angamba lay izy, fa mba tsy tanany ara ka atao ahoana. Tsy vitany ny mifehy azy. Minoa ahy enao fa mba satrin'izy ireny koa ara ny ho eo na adin'ny telo aza, nefa noho tsy fahaizamifehy dia 3 min no fetra.


ié marina mahintsy zany labomba a! rehefa otrzay tsy mahatàna zay ny bandy de tenenina tsy hikofokofa trony kalou lay sipa:roll::^):-D:-D
36. fasaly ( 11/06/2006 17:59)
labomba: mahay zavatsa mahintsy nge toi e! esperiansa be manadàla zany:wink::°):°):°)
37. labomba ( 11/06/2006 19:30)
fasaly> mamaky boky re e! za mbola tsy nanao pratik fa theorie fotsiny atramizao. Asa iza no anaovaka pratika voloany eto antany? :P
38. Fiffi ( 11/06/2006 19:37)
zany ?
39. STONG ( 12/06/2006 09:11)
Ary nareo zany ry labomba tena anisan'ilay tonga d lasa ao anatin'ny 2mn klé =))=))e zany izy wé mbola tsy nanao pratik,ny sip hiaraka @nareo vlouany ngamba a!! =))tsy haita fafinaretana mitry ( la pauvre =)):cry:
40. Fiffi ( 12/06/2006 09:16)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1002