Mba mitady namana any Afrique du Sud e!

1. brahmann ( 08/06/2006 05:04)
Sali daholy,
Za mba manam-pikasana ny iondrana any Afrique du Sud any, ka ra mba misy gasy afaka mifanampy amiko, mba mifampidinidika fa izany hono no maha mpinamana dia mba manorata aty amiko!
dia misaotra mialoha e!
répondu par mandrindra le 16/06/2006 12:32
2. Fiffi ( 08/06/2006 05:34)
brahmann: toa misy namana tokoa any raha tsy diso zah an! fa de aleo ry zareo zany no hilaza azy.:)
3. ravakamalala ( 08/06/2006 08:45)
tonga namana ilay akamako zay zany!!! :-D mbola ho avy eo ihany izy fa miandry kely e!:wink:
4. Fiffi ( 08/06/2006 09:06)
ravakamalala: hummm:)
5. mandrindra ( 08/06/2006 09:11)
sakasaka toetra nareo reto an:-D:-D:-D
6. Fiffi ( 08/06/2006 09:16)
mandrindra: sakasaka ahoana kay ? :roll:
7. mandrindra ( 08/06/2006 09:26)
sakasaka, pisopiso :-D:-D:-D, eo nareo dia manao hoe za mahalala fa za tsy hiteny :D
8. Caem ( 08/06/2006 12:04)
Dia tena misy gasy marina aty South Africa. Dia oviana ianao no ho tonga aty izany an. Dia mirary anao ho tonga izany izahay gasy aty South Africa.
9. Herimiafina ( 08/06/2006 12:06)
Mi-concerner an'i Mopera ity fa aiza aza izy izay klé. Elaela marina ileiry tsy hita an!
10. cutie ( 08/06/2006 12:08)
haiko ny misy azy :-D
11. pissoa ( 08/06/2006 13:39)
Misy namako any Afrika Atsimo ... Njaso fa antsoiko izy dia asaiko mamaly eto an :roll:
12. vale ( 09/06/2006 21:23)
braham: zaho koa mahalala an, fa dia ampitaiko @ ny antsonao e(raha mbola tsy mahita ity izy!!).
13. Fiffi ( 10/06/2006 04:49)
mandrindra: ountsss ! zah kosa aloha tsy manao an'izany an!
14. pissoa ( 11/06/2006 13:02)
mandrindra:

sakasaka, pisopiso :-D:-D:-D, eo nareo dia manao hoe za mahalala fa za tsy hiteny :D
Za mahalala fa za tsy hiteny :D:-D:-D:-D
15. ravakamalala ( 11/06/2006 14:19)
fa zay namanay zay mpandrangondrangotra zay izy , fa dia asa na mety aminao na tsia!!!!
:-D:-D
16. Fiffi ( 12/06/2006 04:47)
17. Fiffi ( 12/06/2006 04:47)
ravakamalala: nga akia saka ? :-D:-D
18. pissoa ( 12/06/2006 10:07)
Hihihi, ngah njy ry ravaka efa norangotin'izany :-D:-D:-D
19. ravakamalala ( 12/06/2006 12:34)
za tsy norangotiny fa noleladelafiny ka!! hitandry lé fanaon ny piso ireny? :-D:-D

fa efa nahita namana va aloha brahmann e? ilaozanay mananihany eto fotsiny mantsy! hein?
20. mandrindra ( 12/06/2006 13:18)
zao zao tsy hita intsony i brahmana noho ny toetranareo sakasaka :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0933