Mba mitady namana any Afrique du Sud e!

21. mandrindra ( 12/06/2006 13:19)
pissoa:

mandrindra:

sakasaka, pisopiso :-D:-D:-D, eo nareo dia manao hoe za mahalala fa za tsy hiteny :D
Za mahalala fa za tsy hiteny :D:-D:-D:-D


pissoaaakoo a, aza miteny mihitsy an :-*
22. little ( 12/06/2006 13:23)
Tena noraisinay ise ra taty afrika atsinanana fa nisolifatra ise ka lasa any atsimo. sady zay zao @ le 17 zao fety be aty koa, 26juin manko aty le 17 e! da fety avao leroa, tongava soa e any @ karoo e!
23. ravakamalala ( 12/06/2006 15:39)
26juin manko aty le 17 e!

:-D:-D:-D
24. mandrindra ( 13/06/2006 07:04)
รด ra little a, dia rahoviana ko ny 31 desambra any aminareo :D
25. little ( 13/06/2006 09:41)
he, he, io ndray arakaraky ny fahatongavan'i Le noely io ka! ra tonga ny noely de eo no hamaritana ny 31 dec. sady ' io anie mody any Dago e de remetevana tsara ndray ny kalandrie e!
26. pissoa ( 14/06/2006 07:37)
Little :-D:-D:-D

mandrindra:

zao zao tsy hita intsony i brahmana noho ny toetranareo sakasaka
Iza no tena sakasaka toetra eto zao ... :-D:-D:-D
mandrindra:
pissoaaakoo a, aza miteny mihitsy an
Mandrindrakooooo, efa we ie :-*:-D:-D:-D
27. mandrindra ( 16/06/2006 08:18)
tsy haiko aloha izay tena sakasaka toetra eto fa mba teny atsipy fotsiny ny ahy e :-P
28. pissoa ( 16/06/2006 12:16)
mandrindra:

tsy haiko aloha izay tena sakasaka toetra eto fa mba teny atsipy fotsiny ny ahy e :-P
Ianao koa iza indray! :-D:-D:-D


29. mandrindra ( 16/06/2006 12:32)
za ve no sakasaka ?
eny ary pissoaaaako a, ianao ihany zany no tena mhafantatra ahy :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2545