izao tontolo izao tsy mahita hevitra

1. majesty ( 08/06/2006 02:58)
Fanontaniana mba ilana valiny kely amintsika rehetra tsy ankanavaka,"Izao tontolo izao ve nisy namorona sa tongatonga ho azy sa efa teo hatry ny elabe?":?:
répondu par majesty le 14/06/2006 03:18
2. Fiffi ( 08/06/2006 03:40)
Andriamanitra no namorona an'izao tontolo izao.

Ny zavatra rehetra dia tsy tongatonga ho azy fa avy amin’ny tanan’Andriamanitra Ray (Asa 17:25 ; Jer 5:24 ; Asa 14:17 ; Ohab 22:2).
3. xxx ( 08/06/2006 05:39)
Matao nisy zavatra iray tonga nisy zany ny namorona logique be zany!fa tsy nisy zavatra tonga ho azy zany de ilai namorona raha olona mino sa miaina ao aantin'ny zany atao hoe finoana ianao de fantatrao hoe izy; misy ko nefa reo zay tsy mino zay fa manana mpamorona hafa hinoana fa na de zany azamazava ho avy fa nisy ilay namorona fa tsy tonga tonga ho azy izao tontolo zao:lol::lol::lol:
4. Fiffi ( 08/06/2006 05:55)
de @ xxx iza hono no namorona an'izao tontolo izao ?
5. prime ( 08/06/2006 08:15)
:wink:
6. Fiffi ( 08/06/2006 08:28)
7. Fiffi ( 08/06/2006 08:30)
de @ prime iza akia no namorona an'izao tontolo izao?
:):-*:-*
8. majesty ( 08/06/2006 09:25)
Ka raha ny tena marina,dia ny hevitr'ireo milaza fa tsy misy Andriamanitra no tena mahaliana ahy fatratra hoe amin'ndry zareo zany de tongatonga ho azy izao rehetra zao lollll
9. Fiffi ( 08/06/2006 09:31)
majesty: heu....fa ny hevitrin'ny mino tsy mahaliana anao ve ?
de aleo zany ireo tsy mino hilazsa ny heviny koh !
10. lapino ( 08/06/2006 09:59)
Ozizy ilay razoky siantifika izay hoe: "Rien ne se crée, rien ne se perd, tout se transforme".

Dia hatramin'ny an-tapitrisan-taona maromaro vitsivitsy no resahan'ny siansa aloha am'zao, efa betsaka ihany ny transformé tam'zay. Asa angaha hoe inn no niova nahatonga an'ilay zavatra niova nahatonga an'izao tontolo izao? ... Ny zavatra fantatra aloha dia hoe tsy marina foana ny "conservation de la matière", asa indray ny "conservation de l'énergie" (satria ny matière dia énergie ihany).

Fa na izany aza misy Iray izay tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. Fa tsy hain'ny siansa ny miresaka momba Azy.
11. Herimiafina ( 08/06/2006 11:51)
majesty:

Fanontaniana mba ilana valiny kely amintsika rehetra tsy ankanavaka,"Izao tontolo izao ve nisy namorona sa tongatonga ho azy sa efa teo hatry ny elabe?":?:

Ny théorie ary mbola théorie misy ara-tsiantifika dia ny Big Bang.
Ny sivilizationa farany hita dia efa tranainy be siecle maromaro talohan'i J-C.
Tsy misy porofo ahitana ny talohan'izay.

Izay no maha-noforonoin'Andriamanitra azy.

12. cutie ( 08/06/2006 11:52)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 08-06-2006 07:58:13
Lohateny : izao tontolo izao tsy mahita hevitra
Fanontaniana mba ilana valiny kely amintsika rehetra tsy ankanavaka,"Izao tontolo izao ve nisy namorona sa tongatonga ho azy sa efa teo hatry ny elabe?"

tsy haiko ny valiny, za tsy nahita ny fiandohany :-D
13. Fiffi ( 08/06/2006 16:42)
mba ataovy sérieux akia ry cutie fa tena mahaliana ange le fanontaniana eh!
14. Herimiafina ( 08/06/2006 17:30)
Marina retsy io tenenin'i cutie io ry Fiffi an!
Zovy moa no sahy hiteny fa nanatri-maso ny fiandohana, mbola recherche sy hypothese verifié daholo no ni-etabliser-na ireny theorie ny fiandohana rehetra ireny fa tsy nisy niaina tamin,izany.
Niezaka nanamboatra image izany ny olombelona, toy ny theorie an'i Darwin sns, saingy mbola tsy nisy nahita izany.
15. Fiffi ( 08/06/2006 19:07)
16. Fiffi ( 08/06/2006 19:08)
cutie: =D=D=D=D tena marina zany !
17. bellla ( 08/06/2006 19:12)
teny tsy nisy nahita izany mhtsy aloha e! fa minoa izay voalazan'ny BAIBOLY.
18. Fiffi ( 08/06/2006 19:25)
bellla: marina mihintsy ny andry an! ny finoana hiany no mitondra an'io ! Raha mino an'Andriamanitra de mino fa izy avokoa no namorona an'izao tontolo izao.
19. cutie ( 08/06/2006 21:09)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 08-06-2006 21:42:43
Lohateny : Re : izao tontolo izao tsy mahita hevitra
mba ataovy sérieux akia ry cutie fa tena mahaliana ange le fanontaniana eh!

za serieuse fa misy mandray vilana foana e :-D:-D:-D
20. majesty ( 09/06/2006 06:39)
fiffi:mahaliana daholo na ny hevitra avy amin'ny mino aza fa somary nasiko tsindrim-peo kely fotsiny ho an'ireo izay tsy mino ny fisian'Andriamanitra,satria raha kristiana dia mazava b hoe tao ny baiboly manambara ny famoronana ary amin'ny genesisy,fa ho an'ireo izay tsy mino kosa dia avy aiza no eritreretiny fa nihandohan'izao tontolo izao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0508