izao tontolo izao tsy mahita hevitra
21. cutie
(
09/06/2006 16:42)
majesty, mitady ny sarotra:-D:-D:-D:-D
22. Fiffi
(
09/06/2006 19:14)
majesty: ka zay indrindra no nilazako hoe mahaliana ahy le dinika.
23. majesty
(
14/06/2006 03:18)
fiffi:kanefa ry zareo ary toa tsy manan-kolazaina akory :D
cutie:tsy aleo fantarina avokoa ny zavatra rehetra a,na ny mora na ny sarotra :D
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0741