te- hiteraka vavikely

1. nenipita ( 06/06/2006 05:17)
aôna hono akia ry olona no mety ahazoana vavikely?
za mantsy manana lahikely 1 taona sy tapany de tiako hasiana vavikely. Mbola tsy bevoka za 'zao fa aona ny fomba mety aazoana izany. Misy mantsy milaza fa hoe mihinana mamy be fona hono alohan'ny hanamboarana azy . Tena mba atoroy hevitra zay mahalala fa ny lafiny avy amin'ny vadiko de lahy avokoa ka mba te hanana lahy izahay.
misotra e!
répondu par ratsikitsiky le 31/12/2006 16:14
2. tisera ( 06/06/2006 08:05)
nenipitia >>> hatraty io mba mitady vavikely io é! Tsy hoe zavatra mamy no hohanina fa à base -na calcium sy magnesium dia tsy mihinana sira sy zavatra be sira . Ity izao no nahitako izany ankoatry izay efa toro-hevitry ny etsy sy eroa http://filleougarçon.infobebes.com/
3. Vaika ( 06/06/2006 09:18)
Eo amin'ny lafiny ara-tekinika ihany hono no tena mitondra an'io zavatra io kah :
vavy kely : tout droit à gauche !
lahy kely : tout droit à droite !
:°):°):°)
4. nenipita ( 06/06/2006 09:29)
tisera>> fa ianao ve efa manana lahikely koa? De misasa amin'ny eau vinaigrette koa hono alohan'ny hanaovana rapport fa tsy haiko na marina na tsia fa izay koa no mba henoko
5. xxx ( 06/06/2006 09:38)
sage femme no nanoro hevitra an'ity : manao rapport foana à partir n'ny fin règles jusqu'à la période d'ovulation. Mandaitra hono .
6. mandrindra ( 06/06/2006 09:42)
izaho mahay manao fa tsy mahay mampianatra :°):°)
7. nenipita ( 06/06/2006 09:57)
ndry kosa akia mandrindraz mba mapimehy e! mbza ampianaro ny fanaovana azey moa akia e:/:/ de namako be ndry
8. mandrindra ( 06/06/2006 11:17)
kôzy zany e, tsy mahay mampianatra aho hoa fa mahay manao.
9. Mael ( 06/06/2006 13:06)
avy njy aty anamboarako azy aingan.
:lol:
10. Zina ( 06/06/2006 16:01)
nenipita a ny zavatra fantatro indray dia rehefa miasa mafy be ny lahy otran'ny oe mpangady tany zany e.. na bandy miasa alina be ireny na rehefe miasa be mihitsy e dia tonga dia vavy no azo. ireny bandy mpiasa eny @ birao ireny na mpampianatra hono an dia la fona ny zaza.. ary vo remarkeko mihitsy izany mba manova anie recherche kely e...
11. FABIOJAX ( 06/06/2006 21:30)
Tena marina mihintsy io tenenin'i Zina io fa ampilanjao gony feno vary anatin'ny ora iray
aloha mouse zay vao manao ilay fandehany de
tonga hoazy zelykely de mazotoa e!
12. sasa ( 07/06/2006 03:12)
:-D:-D:-D:-D za mbola tsy niteraka d sady tsy mahay hoe ahoana ny fanamboarana lahy d ahoana ny fanamboarana vavy:-D:-D:-D:-D
13. xxx ( 07/06/2006 03:33)
misy hevitra anankiroa mitovotovy eo fa marina daoly,ny irey manao rapport foana aorian'ny règle,ny faharoa manao reraka ,mitovy iany ireo satria raha manao rapport foana ny lhl de reraka e,de reraka koa ny temby(spermatozoiide) de tsy mahatosika firy ny ovule io farany io de vavy ny zazakely,andramo de ho hitanao e,sinon mankanesa aty hampianarako azy.
14. little ( 07/06/2006 05:15)
zao koa e! refa manao rapport nareo an, de zao! eny hoe! aza atao @ le periode d'ovulation iny fa tonga de lahy ny zaza fa alohaloha kely na afarafara kely fotsiny. zao mantsy e! ny spermatozoide lahy an maivana nohon'ny chromosome Y kely ananany nefa tsy maharitra ny ainy, de mitsoriaka be izy refa vita ny rapport nefa zay tonga aloha no tompony de zay no mahatonga lahy foana. fa refa aloha kely na aoriana kely de efa reraka daholo ny spz lahy rehetra satria tsy misy lazony de ny spz vavy ndray no tonga any @ ovule satria reny maharitra.de anjaranao zany no mila mahafantatra tsara ny le grand jour de mahaiza mizozo e!:-D:-D:-D
15. mpaoly ( 07/06/2006 07:34)
salut,
za alou tsy expert, fa mba manoro ny efa hitako sy niainako. ra ny filazanao de lahy daolo any @ vadinao, de matetika zany foana mintsy. ny ahy an 5 lahy sy telo vavy zahay no mpiraitampo, de miteraka 9 lahy sy 2 vavy. ra we manao reraka ndray, io de miankina @ le gene an'ny vadinao no fahitako azy. refa we mahery ny azy ny lahy, de mety ho lahy foana io, na ny mifanohitra @zay. ny tsara de somary mandany vola any @ specialista ihany é. fa na izany aza dia zao no ataovy masaka ao an-doha: ny toro-hevitra na avy aiza na avy aiza, refa mivoaka eo tsy maintsy tiana foana. atao avy any aoriana hono é.
mahereza "nenipita" an!
16. tisera ( 07/06/2006 08:03)
vaika>>> ny henoko t@ renin-jaza zokiolona anefa dia ny mufanohitra @ io : mihodina havanana avy hatrany aorian'ny firaisana rà mitady vavy , ary mihodin-kavia rà lahy , ka inona no tena marina ??? Amiko aloha ankoatry ny fikarohana siantifika dia ny tendrin'Atra Tompo no mitondra an'io é! Dia ankininy Aminy akia ry nenipitia a! Ezahina atao aloha ny toro-hevitray ny namana fa Izy manome ny sahaza na ho ikoto na ho ikala sa ahoana? Fa lé gynéco vazà koa manoro hoe aloha lavidavitry ny date d'ovulation hono rà vavy satria ny chromosome X
17. kiadytsilaitra ( 07/06/2006 08:04)
Mahafinaritra koa ito sujet ito zany...:lol:
Ny sosokevitro dia eo ampanamboaran'azy ramose manao hoe:"VA" dia madama mamaly hoe:"VY". Dia tsy miato mihitsy sady ampanarahina rythme tsara.
Dia rehefa vita dia mivavaka mafy manamafy ny faniriana. Raha mbola lahy no mivoaka avy any, tsy ampy izay ny finoanareo fa avereno indray :°):°):°)
Mba kisangisangy iny fa hitako misy fahamarinany kely avokoa aloha ilay voalaza ireo ambon'ireo an.
18. tisera ( 07/06/2006 08:05)
tapaka lé resaka fa barre d'espace no tiako kitihina dia lasa tany @ alefaso ; ka ny chromosome X hono velona h@ 48h na 72ora fa ny Y mora maty . Dia bonne chance é!
19. mamzelkely ( 07/06/2006 08:07)
FABIOJAX:

tonga hoazy zelykely de mazotoa e!



efa ity i zelykely ry FABIOJAX aa :-D:-D:-D
20. booboo ( 07/06/2006 08:22)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1012