te- hiteraka vavikely
41. mbaliana
(
10/06/2006 06:36)
tisera: marina akia le noteneninjy hoe chromosome Y mora maty X no mateza aina .../scientifiquement parlé)
azo calculer-na hono aloha io zavatra io (probabilité) (nianarana tany am-pianarana ee,) raha rapport akaiky ny ovulation dia mety lahy(XY) ( rapport 24h avant ny ovulation)fa raha raha rapport 2 ou 3jrs meme 5 jrs avant ny ovulation dia vavy (XX)
Tsy mbola nanadrana aloha za fa zany no théorie azo tamin'za mbola nianatra ...dia mazotoa ary mahazoa ze irina...
NB zany akory tsy manakana ny sitrapon'Atra.

42. Fiffi
(
10/06/2006 07:10)
izay omenan'Andriamanitra de raisina an-tanandroa , raisina am'po ary hisaorana Azy.
43. Iaiaia
(
10/06/2006 07:36)
Tena marina io nalefan'ny Mbaliana io fa izay atao fa io no hitako nahazoako vavy kely ny ahy mianadahy izao , dia 12 eme jour izahay no nanao dia nahazo vavy kely satria ny durée de vie sperme femmelle 2 jours fa ny lahy 1 jour dia tonga dia mifanena tsara ny ovule sy ilay sperme femelle
Tsy misy izany hoe izay omen'Andriamanitra eo fa anjaranao ny mikolokolo izay nomeny ary zvt azo amboarina tsara io , fa ny mangataka mba hampiorona tsara no hangatahana amin'Andriamanitra
Dia mba lazao eto rehefa mahazo vavy kely ianao ,ny fomba nataonao mba hataon'ireo te hanana mba ho lesona e!

44. Fiffi
(
10/06/2006 07:44)
ka raha ohatra ary ka hoe nahazo vavy kely enao satria nanaraka an'io . Mety possible koa ange ny hoe tsy mety @ vhv hafa io eh! fa nga moa mitovy daholo ny metabolisme-ny vhv rehetra ?
Mahafantatra vhv zay aho ary inona no tsy nataony mba ahazahoana vavy kely ? indrisy fa efa 4 zao ny zanany nefa de lahy daholo.
Mahafantatra vhv zay aho ary inona no tsy nataony mba ahazahoana vavy kely ? indrisy fa efa 4 zao ny zanany nefa de lahy daholo.
46. Fiffi
(
12/06/2006 07:50)
bellla: de zay fotsiny akia no hataony ao an-tsaina hoe izay nomen'Andriamanitra de mahasoa daholo an!
47. bellla
(
19/06/2006 12:11)
zay mitsy. Tsy hanolo-bato mafana anao A/tra; mahasoa anao io ka ifalio.
48. ratsikitsiky
(
31/12/2006 16:14)
Mivavaha mialoha ny hanamboarana azy.De hataovy fahafinaretana be ho anareo mivady ny fanamboarana azy.