te- hiteraka vavikely

21. tisera ( 07/06/2006 08:52)
:°):°):°)
22. miantra ( 07/06/2006 10:06)
Bon courage akia ry nenipita ah!

Izaho aloha dia izay tonga teo dia nisaorako an'Andriamanitra ny tsy manana aza efa tsy fidiny.

Aza dia amakiana loha be fa mampalahelo ny zazakely raha vavy no andrasana ka lahy kely ny mivoaka avy eo ( na ny mifanohitra amin'izay).
Izaho tsy mpitsabo fa misy fiantraikany (ara-psikolojika) amin'ilay zaza hono ilay izy .
23. mandoline ( 07/06/2006 11:18)
marina doly ireo ka:*
24. Herimiafina ( 07/06/2006 12:24)
nenipita:

aôna hono akia ry olona no mety ahazoana vavikely?
za mantsy manana lahikely 1 taona sy tapany de tiako hasiana vavikely. Mbola tsy bevoka za 'zao fa aona ny fomba mety aazoana izany. Misy mantsy milaza fa hoe mihinana mamy be fona hono alohan'ny hanamboarana azy . Tena mba atoroy hevitra zay mahalala fa ny lafiny avy amin'ny vadiko de lahy avokoa ka mba te hanana lahy izahay.
misotra e!


Manaova alohan'ny 14eme dia refa manodidididina ny 14eme dia aza manao mihintsy (3andro mialoha-3andro aoriana).
De meo cadeau zah avy eo raha vavy kely!
25. Samoana ( 07/06/2006 14:05)
Solay tanteraka ny volon-drangahy fa za manana bandy akama efa sola hatr@ izay ary 5 vavy ny zanany:lol:
Na manaova "pile ou face" alohan'ny firaisana:lol:

Mampme fa samy manana ny filazany avokoa ny namana.Ny anay lahy ny vôlohany ary vavy ny faharoa. Noho ny fisotroako ronono bdb ve no nahatonga le vavy? Sa izaho naniry mafy ilay vavikely ka nivavabavaka ery? Mistery izany zanako fa ny ao Ambony ihany no mandahatra ny fiainanao:D
26. manantsoa ( 07/06/2006 15:05)
Aza manaiky rebireben' ny olona ry zareo a!. Andriamanitra tokana ihany no tompon' ny aina .
Na inona na inona ataonao , na havokovoka mafy toy inona aza ianao kanefa tsy sitrak'Atra dia tsy ahazo mihitsy.
Dia heverinareo ve fa hisy fiainana vanona sy mirindra ve eto amin' ity tany ity raha isika olombelna no mahay mamaritra fa izay maniry vavikely dia ahazo vavikely torak' izany koa izay mitady lahikely??
Kisendrasendra daholo ireny lazain' ny olona ireny .

Hoy ny fitenenana hoe : Izahay dokotera no mitsabo fa Atra no manasitrana.
Toy izany koa ny fananahana .
27. Fiffi ( 07/06/2006 18:47)
Raha zah ianareo de tsy minomino an'izany an! satria ho diso fanantenana eo de hoe hiteny hoe ozy i anona sy anona hoe.....
Andriamanitra tokana hiany no mandahatra ny zava-drehetra de mahaiza mihonona izay omeny de hisaory Izy fa lehibe ny fitiavany antsika.
Raha azo programena tahak'izany ve ny hahazahoana lahy na vavy tsy efa natao daholo zany ?
28. xxx ( 07/06/2006 18:51)
manantsoa:

Aza manaiky rebireben' ny olona ry zareo a!. Andriamanitra tokana ihany no tompon' ny aina .
Na inona na inona ataonao , na havokovoka mafy toy inona aza ianao kanefa tsy sitrak'Atra dia tsy ahazo mihitsy.
Dia heverinareo ve fa hisy fiainana vanona sy mirindra ve eto amin' ity tany ity raha isika olombelna no mahay mamaritra fa izay maniry vavikely dia ahazo vavikely torak' izany koa izay mitady lahikely??
Kisendrasendra daholo ireny lazain' ny olona ireny .

Hoy ny fitenenana hoe : Izahay dokotera no mitsabo fa Atra no manasitrana.
Toy izany koa ny fananahana .


1/ Tsy fahotàna amiko ny maniry te hanana lahy na vavy

2/ Dia ahoana ary ilay hoe Andriamanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany ? Nomen'Andriamanitra saina isika ka nahatonga antsika nahalala fa ny X sy Y no manome lahy ary ny X sy X no manome vavy, ny fahatanjahany ... sns ka dia fahotana ve ny miezaka mba hahazo izay iriana ?

Tsy laviko mihintsy fa izay tiany no tonga eo, fa dia hadalàna be na koa défi @ Andriamanitra ilay hoe fantatra fa ny rapport @ date d'ovulation + lehilahy matanjaka dia manana probabilité betsaka hahalahy ny zaza , nefa hatao ihany nefa maniry vavy ... Asa aloha e
29. booboo ( 07/06/2006 19:27)
Manatsoa > Kisendrasendra @ ahoana ? tsisy kisendrasendra zany @ nanaovan'A/tra ny hoe ny chromosome X zao ihany no faharetan'ny heriny sns, tahaka zay koa ny maha-important ny Ph-n'ny vagin @ cycle ohatra sy ny hifandraisan'izay @ lahy na vavy no mipoitra tao avy teo !

Fiffi > ny ray aman-dreniko nanaraka de A à Z ny raha nolazain'ny gynéco t@ zareo naniry hahazo lahikely. Ary maromaro ny couples manao an'izay.


Bon courage ho an'izay maniry hahazo lahy indray na vavy indray fa tsy fahotana ny manana faniriana :-*

30. Zina ( 07/06/2006 19:54)
booboo a marina zany
31. Fiffi ( 08/06/2006 03:28)
booboo: de tena nahazo zay niriana ve ?
32. mamzelkely ( 08/06/2006 05:01)
za njay ry reto zay tonga eo de tiko dôly aaa fa ra za io alou de plutôt vavy no met ho zanako ee :roll: ts haiko fa intuition le izy :P
33. booboo ( 08/06/2006 07:41)
Fiffi > ié :D.

Mamzelkely > hihihi ka samy tiana foana anie zay mipoitra eo, silaky ny aina kosa ve kouh ! fa tsy haiko fa ndraindray refa miandry ny fotoana hahabevohoka iny dia mipongatra mafy be ilay faniriana te hahazo lahy na vavy
34. manantsoa ( 08/06/2006 09:34)
-tsy misy milaza mihitsy fa fahotana ny faniriana te hiteraka vavikely na lahikely.
-Tena tokony ampiasaina ny fanomezam-pahasoavana natolotr'Atra ny tsirairay avy.
Ny zavatra tsy azo ekena dia ny olombelona no hametra mialoha hoe mitady vavy dia tsy maintsy vavy , na koa lahy hoe mitady lahy dia tsy maintsy lahy.
Matoa mbola misy ny olona momba ( tsy miteraka ) dia tsy manana fahefana amin'ny aina ny olombelona na dia manam-pahaizana toy inona aza.

Samy afaka hiteny daholo ny olon-drehetra na dokotera , na mpimasy , na olon-tsotra fa hoe toy izao no atao raha te- ahazo lahikely na vavikely. Ny tompon' ny teny farany dia Atra irery ihany.
35. booboo ( 08/06/2006 10:45)
Tôko tsy nisy niteny ange teo hoe tsy maintsy fa " faniriana " no niverimberina teo e, sa mitovy zany ?
36. Simpona ( 08/06/2006 13:54)
:-w:-w:-w misy mpiara miasa amiko zay mana-janaka folo vavy de la iray no farany fa andraso anotaniako izy ...
37. tisera ( 08/06/2006 14:25)
:-D:-D:-D
38. bellla ( 08/06/2006 17:37)
ny ah zao dimy lahy, tsisy vavy; mba maniry tokou ny zanaka vavy kanefa mety mbola tsy hahasoa ahy amin'izao angamba izany matoa mbola tsy omen' Andriamanitra ahy, fa tsy kivy anefa aho fa any andro hanomezany ahy io, satria mahery mangataka aho. :)
Mahereza e! Ifalio ze omeny.
39. tisera ( 08/06/2006 18:03)
bella>>>=D=D=D
40. bellla ( 08/06/2006 18:49)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0888