Mitady fanampiana avy aminareo aho

1. Silo ( 03/06/2006 15:51)
Izao ny tantara:

Inona no fahazahoanareo an'ity hevitr'ilay sipako ity ?

Niaraka izahay efa 1 an 6 mois, de ny mahagaga ahy rehefa tsy mifanaraka izahay de hoentiny mandeha any aminy 'lhl) izay zavatra mikasika azy aty amiko, Nefa ny tena mahasosotra ahy taminy nandriatra ny niarahanay teo @ 1 an rehefa tezerana izy dia mitomany fa tsy mba sahy milaza ny heviny amiko izany, de noteneniko izy hoe aza mba be tomany hoatran'io ianao fa mba lhl ihany ka teneno aho rehefa misy zvt ataoko tsy tianao. Nony taty aoriana izy tsy nitomany intsony fa mivindavinda indray, midongy sahalamin'ny zazakely ireny.

Nisy pellicule-na sarinay roa izay nipirina taty amiko, ary rehefa haka an'io tamiko izy de andro alina @ 10h alina izy no mamoha ahy hoe aza ny pellicule ny sariko fa ilaiko maika, tezitra aho ka tsy nomeko ilay izy, nony maraina ny andro lasa ady be no niafarany, (satria io pellicule io volako no niala taminy fa tsy azy,) Rehefa tsy nanome aho dia noraisiny ny téléphoneko ka saika nopotehany, Raikitra teo ilay ady ka niteny izy tamiko tandremo sao manelingelina ahy any amiko any na de téléphone aza, De hoy aho nanao azy kou hoe aza manelingelina ahy koa izany fa samy mitazona ny teniny.

Tsy niantso mihitsy aho sady tsy mitady azy any an-tranony, de rehfa tazany misy lehilahy miresaka na miaraka mandeha amiko olona namako tsotra fa tsy sipako akory any am-pianarana de mandeha any an-tranoko izy mody mitady ahy, nefa fantatro fa hitsapa hoe misy lhl ve ao amiko ao! De ny mahagaga ahy de izy mi-bip ahy foana na vao maraina be aza fa tsy sahy miantso, angamba matahotra ny vavabe natao !

Ka ny ilako hevitra aminareo de izao:

- Inona no tokony hataoko mba hahazahoako ny bokiko any aminy ( misy bokiko 2 any aminy nindraminy fony izahay mbola nifanaraka tsara) satria izaho efa tsy te hifampikasokasoka aminy intsony ?
- Inona no antony anaovany vava amiko hoe sambatra ialahy raha mahay manadino ny anarako eo @ fiainanao ?
Ary izy de manana ny caractère voala hoe jalousx et possessif satria rehefa tsy ao an-trano aho dia savainy daholo ny entako rehetra( satria tany aminy nisy la clé iray) de télephoneko mipetra ambony table de savainy daholo ny repertoire sy ny message rehetra ao, nefa ny azy tsy ataoko an'izany akory

-Aminareo fitiavana ve izany sa fitiavana te hidomine ny vavy fotsiny ?

Ok
répondu par Aino le 15/06/2006 07:23
2. vale ( 03/06/2006 17:04)
mmmmh, le toetra" malhonnete" eh! dia in koa? ty izy midongy ohatry ny zazakely koa, manahirana be aloha satria tsy miteny izay manjo azy, lasa ianao ftsn no miasa saina hoe in aza no manjo azy??mmmmh,,,ny fahitàko azy dia tsy nanana fahatokisana taminao, izay antony tsy fantatro, dia mila vanony, hihi, azfdy fa izay mba fahazoako ilay tantara ftsn no teneniko an! na izany na tsy izany aloha rehefa manana io toetra tia misavasava io tsy lasa eh, no ianao koa tsy mahatanty ilay izy ka dia mialà izany ko! momba ny hangalànao ireo boky indray aloha tsy misy afa-tsy ny mamitram-pihavanana @ eh, raha tsy izay tsy ho azonao ireo raha ny fijeriko azy,hihih
3. diamondra27 ( 03/06/2006 17:37)
fa hono ho'aho: firy taona io bandy io?
Dia efa fantanao ve fa efa nisy sipa niarahany talohanao?
De ohatran'ny ahoana ny relation familiale-ny@ RAD?
firy mianadahy?
Nanao ahoana ny fahazazany?
Nandia fianarana ve izy io ohatra na dia hoe : nahavita hatreo @ collège aza? sa mihoatra?

Mila fantarina daholo izany rehetra izany alohany hamaliana io fanontaniana io kanefa moa raha tsy azonao valiana tsy maninona satria perso?
4. sipagasy ( 03/06/2006 17:40)
ny teniko fotsiny dia hoe ny boky annn raha aty frantsa ianao no mipetraka dia mividiana indray e!: tsy olana izany, avelao any iny, fa dia mialà tsotra izao sao ho faty ao ianao olona tsy mendrika anao kory izany olona izany tssss, mahamenatra
5. vale ( 03/06/2006 17:57)
njenestooo:{, reto fanotaniana bdb an'i diamondra:-D:-D
6. Fiffi ( 03/06/2006 20:57)
7. Fiffi ( 04/06/2006 04:43)
ary maninona raha mividy boky hafa eh ?
8. mbaliana ( 04/06/2006 06:58)
vale :-D:-D:-D
silo raha za aloha dia teneniko hoe mba omeo ahy ny bokiko azafady(raha mety ho sarotra ny ahitana ny mpivarotra azy) dia asaivo apetrany ao amin'ny concierge-ny na toerana hafa. Ny risque aloha dia heveriny ianao fa te hiverina e fa ianao ihany no manapaka refa avy eo sy asina suite intsony.
relation ohatr'zany aloha tsy misy futur fa sady tsy matoky anao izy no mbola tsy matotra mihitsy...
9. Fiffi ( 04/06/2006 07:11)
ka hoe tsy te-hifanerasera intsony izy koh!
10. diamondra27 ( 04/06/2006 07:41)
vale: :-D:-D
maninona akia le fanontaniana? Mahasosotra ve? Misy dikany daholo ireo fanontanianaireo ange e?
Dia arakaraka ny valin'io ny valiny.

Ohatra izao hoe: firy taona?
= raha eo @ 17 à 20 ans eo izy, dia normal le fihetsika, satria fomban'izy ireo rehefa miaraka ka hoe: misaraka de miteny hoe: avereno amiko daholo ny zavatro any aminao any....entimpo be sy ohatran'ny oe: manakambo kely

mbola hitohy......
11. Fiffi ( 04/06/2006 09:05)
ny.. ?
12. Fiffi ( 04/06/2006 09:06)
asa raha mba namaly ny fanontanian'i Silo ireo voalaza ireo ?
13. vale ( 04/06/2006 12:08)
diam: ,,mahasosotra ahoana?:roll::roll:
14. Fiffi ( 04/06/2006 12:23)
diamondra27:

maninona akia le fanontaniana? Mahasosotra ve? Misy dikany daholo ireo fanontanianaireo ange e?
Dia arakaraka ny valin'io ny valiny.
ka hamaly an'io tantara io ve ny hahafantarana an'ireo ? ny azy aza efa tsyhahitanyvaha-olana sa...?


15. Herimiafina ( 04/06/2006 12:37)
Silo:

Izao ny tantara:

Inona no fahazahoanareo an'ity hevitr'ilay sipako ity ?

Niaraka izahay efa 1 an 6 mois, de ny mahagaga ahy rehefa tsy mifanaraka izahay de hoentiny mandeha any aminy 'lhl) izay zavatra mikasika azy aty amiko, Nefa ny tena mahasosotra ahy taminy nandriatra ny niarahanay teo @ 1 an rehefa tezerana izy dia mitomany fa tsy mba sahy milaza ny heviny amiko izany, de noteneniko izy hoe aza mba be tomany hoatran'io ianao fa mba lhl ihany ka teneno aho rehefa misy zvt ataoko tsy tianao. Nony taty aoriana izy tsy nitomany intsony fa mivindavinda indray, midongy sahalamin'ny zazakely ireny.

Nisy pellicule-na sarinay roa izay nipirina taty amiko, ary rehefa haka an'io tamiko izy de andro alina @ 10h alina izy no mamoha ahy hoe aza ny pellicule ny sariko fa ilaiko maika, tezitra aho ka tsy nomeko ilay izy, nony maraina ny andro lasa ady be no niafarany, (satria io pellicule io volako no niala taminy fa tsy azy,) Rehefa tsy nanome aho dia noraisiny ny téléphoneko ka saika nopotehany, Raikitra teo ilay ady ka niteny izy tamiko tandremo sao manelingelina ahy any amiko any na de téléphone aza, De hoy aho nanao azy kou hoe aza manelingelina ahy koa izany fa samy mitazona ny teniny.

Tsy niantso mihitsy aho sady tsy mitady azy any an-tranony, de rehfa tazany misy lehilahy miresaka na miaraka mandeha amiko olona namako tsotra fa tsy sipako akory any am-pianarana de mandeha any an-tranoko izy mody mitady ahy, nefa fantatro fa hitsapa hoe misy lhl ve ao amiko ao! De ny mahagaga ahy de izy mi-bip ahy foana na vao maraina be aza fa tsy sahy miantso, angamba matahotra ny vavabe natao !

Ka ny ilako hevitra aminareo de izao:

- Inona no tokony hataoko mba hahazahoako ny bokiko any aminy ( misy bokiko 2 any aminy nindraminy fony izahay mbola nifanaraka tsara) satria izaho efa tsy te hifampikasokasoka aminy intsony ?
- Inona no antony anaovany vava amiko hoe sambatra ialahy raha mahay manadino ny anarako eo @ fiainanao ?
Ary izy de manana ny caractère voala hoe jalousx et possessif satria rehefa tsy ao an-trano aho dia savainy daholo ny entako rehetra( satria tany aminy nisy la clé iray) de télephoneko mipetra ambony table de savainy daholo ny repertoire sy ny message rehetra ao, nefa ny azy tsy ataoko an'izany akory

-Aminareo fitiavana ve izany sa fitiavana te hidomine ny vavy fotsiny ?

Ok



Remarka objective retsy ity omeko ity an!
Hitako sy tsapako fa mitovy ihany ianareo roa eo amin'ny caractere, saingy ianao aloha izao no mitantara dia tsy mahatsikaritra ianao hoe manana toetra mitovy aminy ihany.

Izao mantsy e! Matetika refa eo amin'ny stade ny donnant-donnat en amour na ny FILA dia manao tahakan'io samy mitaky fitiavana kanefa tsy misy sahy manome, dai mifandritra eo e.

Il suffit d'une once de comprehension kely io des deux parties dia mivaha. Aza miandry azy fa ianao no manomboka azy e.
16. bellla ( 04/06/2006 13:34)
Silo:



Ka ny ilako hevitra aminareo de izao:

- Inona no tokony hataoko mba hahazahoako ny bokiko any aminy ( misy bokiko 2 any aminy nindraminy fony izahay mbola nifanaraka tsara) satria izaho efa tsy te hifampikasokasoka aminy intsony ?

Ok



Raha ohatra ky ka misy namany ao am-pianarana dia ataovy izay hifandraisanao sy iny namany iny de asaivo indramin'iny le boky ami zay azonjy, fa aza tantaraina ami le namany fotsiny le histoire rah ohatra ka mbola tsy fantany.
zay angamba no azoko avaly io fanontanianjy io rah ohatra ka tena tsy afaka ny hividy ntsony njy e!

17. babalahy ( 04/06/2006 18:53)
Mbola tianao izy zany matoa anao manontany hevitra aty aminay.Matahotra ny tsy ho voa tsiny anga.Fa naninona no tsy nanontany taty talohan'ny hiarahana?Fa raha amiko manokana de anao ihany no afaka mandray "decision" azafady amin'ny teny vahiny amin'izany .
18. booboo ( 04/06/2006 21:02)
Silo > -raha afaka mividy ireo boky ireo ianao dia avelao ho azy any ; raha tsy foinao kosa dia tongavo masiaka any an-tranony any dia aza hamelana mihitsy !

-Mbola tia izy angamba matoa niteny tahaka izany aminao fa tsy hitany tsony zay atao.

-Tsy fitiavana te hi-domine vavy ny azy fa efa aretina mitsy kouh ! sady efa jaloux no possessif !

* noheveriko fa lehilahy enao manoratra fa tô manao toetram-bavy be zany ex-nao zany :°)
19. diamondra27 ( 04/06/2006 23:24)
fiffi:?8O
vale: indraindray rehefa be question ny RAD dia tsy tian'ny le tanora loatra fa aleony any @ olonkafa no manontany vahaolana.
...ka sao de mahasosotra
20. vale ( 05/06/2006 19:01)
diam: tsy misy azoko zay tiandry tenenina :idea::idea::idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3912